Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
iza marina i voary?(parhson)
1. khaina
( 02/11/2006 17:39)
za mba ilazao ny mombamomban'i Voary lay miaraka amin'i Parhson.Raha misy sariny na hoe biographie tsotsotra fotsiny dia efa ampy.Aiza izy no mipetraka firy taona aiza no mianatra na miasa inony i Parhs'
Répondre
répondu par
ninih
le
06/11/2006 14:01
2. Fiffi
( 02/11/2006 17:46)
mahafantatra ny hirany ve enao ? na de 1 fotsiny aza ? sao manko...
Répondre
3. bimanoa
( 03/11/2006 04:33)
ny fahafantarako azy d samy mannequins izy 2
Répondre
4. ninih
( 06/11/2006 14:01)
Voaryizany ve tarika iray mintsy sa anarana olona ao @ tarika?
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0584