tononkira
1. tianne
(
03/11/2006 08:17)
mba mila ny tonon'ilay kilalao, MAMBEAU natao tany IMERITSIATOSIKA tamin'ny alahady re raha mba misy mahay e,(tafika diosezy tana) misaotra betsaka
2. Fiffi
(
03/11/2006 10:27)
fa maninona no hatao ato @ fety sy fihaonana ity fa tsy atsy @ Artista sy hira ?
3. tianne
(
03/11/2006 10:37)
tena vahiny d tsy mahafantatra e, misaotra betsaka fiffi a
4. Fiffi
(
03/11/2006 18:43)
tianne: ndryyyyy ! de tongasoa aloha zany ndry an! :):-*
De miandry ny namana any Tana zay nanatrika an'io de mba hanomé an'io tononkira io zany an! :)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0467