fa maninona hono?

1. Aino ( 31/10/2006 14:48)
Nisy nanotany aho izany manao hoe!!
izaho dia lasa saina faona fa maninona aza no mampijaly ny fitiavana!!
de tsy haiko ny valiny.
novalian'i cutie ny 12/11/2006 21:04
2. cutie ( 31/10/2006 15:22)
Mbola tsy henon-jy nga le hiran'i poopy fitiavana iny ?
3. tslem ( 31/10/2006 15:53)
Raha za lou dé tsy miady hevitra amin'io ah e, satria sady mampijaly no mahasambatra dé tsitako izay tenenina:* =(( :* =((,mouvaouva isanandro sanandro
4. fiderana ( 31/10/2006 16:02)
manpijaly fitiavana ahoana ry Aino?, fitiavan-tena ve? sa fitiavana vhv satria zah lhl, sa fitiavana hafa? hitaro kely dia mazava:lol:
5. Aino ( 31/10/2006 18:18)
fiderana tsy haiko fa lhl no nanotany ahy dia hoy izy hoe fa maninona no mampijaly ny fitiavana dia izaho tsy mahay ny valiny ilay izy.
6. Aino ( 31/10/2006 18:19)
cutie tahaka ny ahaona anky izany fa mbola tsy henoko!!
7. cutie ( 31/10/2006 21:29)
Aino ty:
Fitiavana




Mba lazao ahy
Raha mety ho fantatrao
Nahoana moa ilay fitia
Izay lazaina ho tsara
No mampitalaho
Mampitanondrika anao
Lazao ahy, lazao ahy
Fa tsy fantatra

Fa nahoana moa
Raha toa ka tsara izy izao
No tsy maharitra, tsy miharitra
Fa mora mihofo
Ka mandratra anao
Manimba ny fiainanao
Nahoana lahy
Maninona no toa ekenao

Nefa rahoviana moa
Ny fiainana fitiavana
No tsy ho arahina
Sento sy tomany

Tsy ho hitanao
Ny lanjan'ny fiainanao
Raha toa ka tsy ho fantatrao
Izao rehetra izao

Teny tsotra toy izay no navalinao
Fitiavana, fitiavana
Io no fiainana

Efa hatry ny ela anie
Ny fitiavana
No ifandimbiasana
Sento sy tomany

8. Zina ( 31/10/2006 21:33)
tokony asiana micro dia afaka mihaino an'i cutie doly isika...
9. Zina ( 31/10/2006 21:33)
tokony asiana micro dia afaka mihaino an'i cutie mihira doly isika...
10. cutie ( 31/10/2006 21:38)
:-D:-D:-D:-D:-D
asio
11. Zina ( 31/10/2006 21:42)
Tsara aloha ve ny feon-njy e?
12. cutie ( 31/10/2006 21:46)
non:-D:-D:-D:-D:-D
13. Fiffi ( 01/11/2006 07:12)
Zina:
Tsara aloha ve ny feon-njy e?
tena tsara beee ! milay beeeeee :) de miandry micro sy i cutie hihira zany !:)


14. cutie ( 01/11/2006 13:21)
misy ao @ rvg io fa angataho ao ry Aino a:lol::lol::lol:
15. cutie ( 01/11/2006 13:22)
tena tsara beee ! milay beeeeee de miandry micro sy i cutie hihira zany !

tsy mahay mihira ohtran'i poopy za :lol::lol::lol:
16. Fiffi ( 01/11/2006 14:10)
nga kosa akia de hoe raha tsy mahay mihira tahaka an'i Poopy de tsy mahay ? heu...andramo ange eh ! hummm !:)
17. cutie ( 01/11/2006 14:45)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
lalalalalalala io :-D:-D:-D:-D:-D
henon-jy ve
18. Fiffi ( 01/11/2006 15:24)
ié ! tena milay be an ! =D=D=D :)
19. cutie ( 01/11/2006 16:03)
:oops::oops::oops::oops::oops::oops::oops::oops:
20. MTN ( 01/11/2006 16:56)
Rehefa tsy matotra na tsy mampiasana saina tsara dia nofa io ry zareo ah. Ny an'ny sasany efa ... mbola itsahana ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0518