fa maninona hono?

21. pissoa ( 01/11/2006 17:25)
Ts ny fitiavana no mampijaly fa ny olona no mampijaly ny namany na mampijaly ny tenany. :-D:-D:-D
22. cutie ( 01/11/2006 17:41)
mandeha rery nga ny fitiavana?:roll::roll::roll:
23. Zina ( 01/11/2006 17:52)
:-D:-D:-D:-D
24. cutie ( 01/11/2006 17:55)
Zina manin :roll::roll:
25. Aino ( 02/11/2006 14:42)
cutie fa hira n'iza io?

Hoy i Zina:
Tsara aloha ve ny feon-njy e?

izaho na ratsy feho aza tia mihira be mihintsy.
26. cutie ( 02/11/2006 19:06)
Aino, hiran'i poopy wa
27. Zina ( 03/11/2006 13:57)
o ry cutie a angaha njy ny mehezako. Ity no mehezako
Ts ny fitiavana no mampijaly fa ny olona no mampijaly ny namany na mampijaly ny tenany.
Miverina ery ambony
Mpandefa : cutie [ Valio ] 01-11-2006 18:41:30
Lohateny : Re : fa maninona hono?
mandeha rery nga ny fitiavana?
28. degree ( 04/11/2006 18:03)
mampijaly ny fitiavana satria ny olona dia nomena saina handinika ny zavatra tiany ka samy manana ny tiany ireo olona ireo,koa ny fitiavana anefa hoy ilay mpihira irayizay hoe "io fitiavana io tsy vitan'olo araiky " nefa mbola hoy koa izy "anao araiky avao no sefon'ny fitiavanao ".......ka nihitiavako anao mety tsy hitiavanao ahy .......
29. cutie ( 05/11/2006 10:22)
Zina, ah ok:lol:
30. pissoa ( 06/11/2006 16:14)

mandeha rery nga ny fitiavana?:roll::roll::roll:

Tsia ka ; izay no mahatonga azy azo "endrikendrehina" hoe "mampijaly" :-D:-D:-D:-D:-D
31. cutie ( 06/11/2006 21:57)
:-D:-D:-D:-D:-D
32. Aino ( 12/11/2006 12:18)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 02-11-2006 20:06:25
Lohateny : Re : fa maninona hono?
Aino, hiran'i poopy wa
le hoe ahoana?
33. cutie ( 12/11/2006 21:04)
mba mihaino rvg ve njy io alou e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1273