faly

1. Aino ( 30/10/2006 20:19)
mirana ny fo, ravo ny saina fa niverina ilay nilaina!!
dia faly be indray aho mahita any akamatiana ao @sary mino aho fa hiverina tahaka ny teo aloha.
tahaka ny ry stil FanjaTiana etc..:D
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 14:46
2. Fiffi ( 30/10/2006 21:42)
toa tsy misy sariny zany ao ?:roll:
3. fanilo ( 30/10/2006 22:08)
:roll::roll::roll:tsisy anzany ao!
4. Fiffi ( 31/10/2006 06:20)
5. fasaly ( 31/10/2006 07:23)
:-D:-D:-D
6. Fiffi ( 31/10/2006 07:28)
ka tena tsy misy ange ao eh!
7. mimich ( 31/10/2006 08:24)
:-D:-D:-D:-D:-D
8. mandrindra ( 31/10/2006 11:01)
mety misy ao fa ho an'ny namana manokana ihany ka
9. Aino ( 31/10/2006 11:02)
Fiffi :-D nofafany indray izany ko:roll:
neny Fanja ihany izany no tafa janona fa ny any tiana nesoriny indray:-D
10. ari.malala ( 31/10/2006 12:15)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. fasaly ( 31/10/2006 12:17)
:-D:-D:-D:-D
12. ninih ( 31/10/2006 13:03)
fa ahoana marina marina izany e! ngaha misy namana manokana izany aloha e!
13. fasaly ( 31/10/2006 13:17)
ninih! euhhhhh! izany hoe namana dool zany ny ato am sera fa ny namana manokana lay tena hizaràna ny manta sy ny masaka rehetra:wink: de raha mampiditra sary i ninih fa tsy tiana haseho ny namana rehetra de safidio fotriny zay namana tena tiana ahita ny sarinjy de izy ihany ni mahita ny sarinjy:-P aza hadino zà raha mba mampiditra sary manoaka injy:wink::-D:-D:-Dataovy ao anaty ny liste zany e:wink::-D:-*
14. fasaly ( 31/10/2006 13:19)
ninih: sady trika iray ekipa ihany atsy am rugby contre ani' mandrindra sy prime aky:wink::-D
15. Aino ( 31/10/2006 14:47)
fasaly :-D:-D
16. ninih ( 31/10/2006 17:00)
fasaly: ao fa tsy adiniko ny ekipako refa mampiditra sary za e! :-*:-D
17. Aino ( 31/10/2006 19:49)
ninih hihihi izaho koa ve afaka miditra ao @ ekip lol
18. kala ( 01/11/2006 07:38)
zà kounkou mba ampidiro ekipa na dia hanao spekita fotsiny aza :-D:-D

akamatiana > mbô asisiho ao zà fa fohy kely dia tsy mahita andry sy ny sarindry :twisted:
19. Aino ( 02/11/2006 14:31)
kala lol:-D
20. prime ( 03/11/2006 10:29)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.307