mila toro hevitra

1. barry ( 31/10/2006 13:14)
zaho dia manajanaka 2ans ka depuis sa naissances izy dia mifoha faona @ alina 5fois ou 6fois dia mitomany otran'ny misy crise de ner be zany faona ;ny toromasony raha atambatra @ andro alina iray dia 6h de temps toy ny toromason'olondehibe;ka normal ve zany ;efa nihezaka nandeha dctr aho efa nanao ny rht :analyse sns fa tsy nahita ninona ny dct dia halefanjareo any @ psychatre izy ;ka mety ho hisy vokany v ny fandehanana any sa mety ho fandanin'andro fotsiny;mba hatoroy hevitra sa mety misy antony manokana tsy mapatory azy
novalian'i kitjo ny 15/11/2006 17:33
2. Vaika ( 31/10/2006 14:11)
barry : ilay analyse (psychanalyse !) no nandany fotoana, misy ireo thérapeutes hafa (comportementalistes !) mahavita azy kokoa. Ny olana dia ilay crise de nerfs. Ka araka ny hevitro dia azo hialana nenina ihany ny psychiatre. Ny tandremana fotsiny dia sao dia totofany fanafody be loatra ilay zaza. Tsy azo hafenina fa maro ireo mpitsabo difotry ny olana dia miala pà any amin'ny prescription de médicaments (toy ny effet-n'ny drogue dure indraindray ilay coktail ka tandremo).
Raha reraka ilay zaza ny atoandro dia tsy ampy tokoa ny tori-masony izany ka aleo manantona spécialiste tokoa sao dia nisy traumatismes tany ho any tsy mampatory azy.
Azonao atao koa ny mihezaka mitady vaha-olana eo am-piandrasana ny psychiatre : asiana jiro kely amin'ny hefitra misy azy, manokana fotoana ela mihintsy rehefa mampatory azy ets....
Maro koa ireo forum amin'ny internet, na dia tsy manome vaha-olana eo no eo aza dia manampy anao tsy hi-se culpabilser loatra (mafy koa io fa tandremo). Dia mazotoa !
3. Fiffi ( 31/10/2006 19:22)
tena tsy normal kosa aloha zany an! de nandritrin'zany fotoana rehetra zay ve de tsy mba hitan'ny mpitsabo hoe inona no manjoa an'le zaza ?
4. watafon ( 01/11/2006 07:57)
tsy normal aloha izany e! ary mandreraka azy raha 6h isan'andro ny torimaso tena tsy ampy azy mihitsy ! matoa izy mitomany b d misy antony fa ny fitadiavana an'izay no ilàna hevitra,
pédiatre mihitsy v no nalehanareo sa géné? raha mbola tsy nijery specialiste d aleo manantona aloha d izy no mi-orienter anareo oe mila mijery psychiatre avy eo !
5. Fiffi ( 01/11/2006 11:19)
sao de manao 'Apnée du sommeil ?
6. soanja ( 01/11/2006 14:14)
Amin'ny alina ihany ve no manao izany crise na mitomany be zany le zaza sa andavanandro koa? Ahoana ny fahitanao ny tontolon'ny filalaovany sy ny fihetsiny andavanandro : ny tiako resahina dia ny: afaka milalao kilalao iray mihoatra ny 10mn ve izy ary mahita concentration ihany amin;izay sa mora taita na zavatra hafa, rehefa mihazakazaka na mitsanbikina na mihetsika ny vatany miys balance ihany sa mivembena? Manana fahatahorana ve izy rehefa mandeha na manao zavatra , ohatra mihanika seza ohatra de tsy matahoatra ny hianjera fa de mianjera sa mihaotraotra, ny teny: efa afaka miteny tsara zah bonbon (zany hoe zah hihinana bonbon ) fa mazava be fiodin'ny lelany sy ny vavany fa ny fehezanteny tsy mbola ao, sa mbola mamoaka teny tsy azo na mibadabada teny mbola tsy fantatra, rehefa miaraka milalao amin'ny namany izy efa mba manomboka mitady namana sa mbola tia milalao irery tsy mila namana na miara milalao eo aza? ny antony anontaniako anio dia mba hijerena hoe nerf tokoa ve no mahazo azy sa zavtra hafa. Raha mazoto hizara sy hiresaka amiko manokana ianao dia manorata amiko manokana hijerevantsika ny azoko hanampiana anao. Misaotra. Soanja
7. barry ( 01/11/2006 15:09)
za aloha efa tena lany haiky nanao rehetra e, fa io psy io sisa no tsy nataoko!izy dia kzintina be tsy azo kitiana ;dia nisy dct zay moa tany @ hopital nihala maina fotsiny hoe :efa caractère-ny hono io Dia hijaly toa zao faona zany lay zaza tsy hatory mitsy ;
8. Fiffi ( 01/11/2006 18:46)
de mba manao sieste kosa angamba izy ô ?
9. Zina ( 01/11/2006 19:03)
barry a io lazain'i Soanjo io oe vakio ???
mety juste hyper fotsiny ilay zaza... ny tsy fahampiny ny toromaso no mahatonga azy kizitina be otran'io... ilay crise de nerfs....tadidio oe ny sakafo nomenareo azy??? Zany psychiatre zany tena tssssssss ratsy ka, mitadiava psychotherapeute aloha raha tena tsy misy fiovany...
10. vale ( 02/11/2006 04:24)
raha azo atao ny miala @ psychiatre tokou de ataovy, ffody ftsn no bobohany ny zazakely eo, nefa ireny ffody omen-dry zareo ireny toy drogues ftsn..:?

Barry: ny ronono koa hono toa somnifera, sa moa mbola mandray biberon izy? ny ovy koa, de iny hatao sakafony @ hariva, andramo ihany, sao mba mety hiety, fa ny ffody avy @ psychiatre alou, heuuu.. raha tsy efa tena tsisy azo atao tsony angah ! mahereza!!
11. barry ( 02/11/2006 07:07)
vale: izy dia mbola minono ary tsy tia biberon;ary efa bedin'i dct faona ary aho hoe sarao nono hono ;nefa io ary no mba mampatory azy kely @ alina ka raha hasorina tsy vao may loza ny mahazo
Dia misaotra btsk @ torohevitra rehetra
12. bavy ( 02/11/2006 13:00)
raha amiko manokana indray alou de ny miotra ihany no fanafodin' izany zaza zany e! tena vao maika tsy ahasalama ilay zaza ny fihinanana fanafody be d be zany, sady mampatanjaka ilay zaza mihitsy ange ny miotra e! afaka atoroko anao ny toerana hioranao ra liana ianao
mahereza
13. vale ( 02/11/2006 14:25)
barry: slt, marina izany, raha mampatory azy aloha de aleo aza iny, sady ny nono tsara noho ny ronono velona:);
.. io mihoitra io kou no noeritreretiko niala teto zà, fa marina ny voalazan'i bavy io, efa nandre an'zay kou manko za, fa arak'io tenenin'i bavy io hoe tsy horina ao an-trano (nareo r& r zany) izy fa hijerevana mpanotra efa voatokana ho @ le izy, de courage fona:-*
14. Achia ( 03/11/2006 06:33)
bavy sy vale: tena mety ho tsara ihany tokoa lay mihotra ;fa aiza anefa ? satria izahay mipetraka aty antany mbazaha fa tsy any Dago;TOa mijery ireny "kiné" ireny aho fa tsy mitovy ny mpanotra any amin-tsika
15. Achia ( 03/11/2006 06:49)
aza gaga nareo fa Achia = barry ihany ;fa barry noa hay fa Achia an'ilay vadiko
16. watafon ( 03/11/2006 11:37)
hay v e! heveriko fa aty dago anie ianareo e!
17. andry08 ( 03/11/2006 11:47)
Misy hitovizana ihany ny kiné sy ny mpanotra any dago(tena ao anatin'ny fotoana mankany @ kiné aho io an!) fa saingy ny mahasamihafa azy dia izy agrée, ny produit ampiasaina no samihafa ary tsy toy ny an-tsika any fa tena marary na folaka, na manao reéducation, na ny kiné-sport.Isaika mantsy efa mahafantatra fa ny hotra dia manasitrana zavatra be dia be fa ny vazaha dia mila zavatra tsapain-tanana foana.
Na izany aza dia hataovy toy ilay hoe" lehilahy nosorandreniny menaka "e!Afaka mi-détendre anie ny huile essentielles e!Mba handramo raha mety fa mankanesa eny @ pharmacie dia ho hitanareo eny ny mety @ zaza.
18. kitjo ( 04/11/2006 07:06)
Ny fanafodiny dia ny mahita marina hoe inona aloha ny tena antony fa tsy hoe tsy matory dia ampatoriana ny fanafodiny

ilay fototr'ilay olana mihitsy no mila jerena

io tenin'i Soanja io no hitako tokony arahina satria ilay izy mety resaka nerf raha ny fahazoako azy, mety ho malformation congenitale @ fo, ary mety ho nerf any @ lohany koa ka mety mahatonga azy ho spasmophile

ny marina dia toe-batana io fa tsy aretina ka mila therapie araka2 ilay mahazo azy.

Raha olondehibe ndray aloha dia afaka nanatona psychologue, tsy manome fanafody izany izy fa misy examen atao fts, resahiny sns ijerena raha misy resaka emotion na oh zany mifandray aminy dia ampianarina izy misaina, manao analyse, ampianarina miresaka, ampianarina miatrika stress na manao toy ny anger management ireny.

fa raha zazakely aloha oh ts mety le @ psy satria raha misy zvt anontaniana mety tsy ho voavaliny raha mbola tsy mahay miteny izy kanefa miainga amzay

sinon, mandehana pediatre fts d anontanio azy oe aiza no tokony aleha

fa aiza aloha ianareo? andafy sa Dago
19. vale ( 04/11/2006 14:45)
Kitjo a: ny psychiatre mi-préscrire ffody an! fa ny psychologue aloha non e!:wink:
20. watafon ( 04/11/2006 16:17)
barry: ento any @ pédiatre aloha izy raha ny hevitro e! izy no tompon'andraikitra voalohany momba ny manjo ny zazà anao d izy mantsy mahita ny comportement-ny sy ny attitude ny ary izy ihany kou no afaka mandefa anareo hijery psychiatre !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.117