mila toro hevitra

21. kitjo ( 05/11/2006 15:03)
ka zay lay lazaiko io oe psychologue fa zany hoe izy ilay mbola kely dia mety tsy ho mety aminy io..

fa mahagaga anah koa ao dago fa rehefa manatona psychologue dia lazain' ny olona fa adala, sa ve tsy hain' ny olona ilay dikany?

azafady fa Hor sije kely a!
22. vale ( 06/11/2006 13:54)
Kitjo: ie, hihihihi,..mampiomehy be,:lol::-D:-D
23. tywa68 ( 06/11/2006 18:58)
ho an'i Barry sy Achia : alohan'ny hitondràna an'ilay zaza any @ dokotera, sao dia tsara jerena hoe mety ve ny environnement hitadiavana torimaso, sao dia asianareo télé, radio, mazava etc... nefa mila calme izy minono sy mitady torimaso ! mila fahanginana ianareo rehetra dia matory ho azy izy ! Ento mivoaka izy ny atoandro, ampilalaovy, etc... dia ny hariva ampandroy, dia misakafo dia dôdô, dia fantany miandalana hoe izany ny rythme ! misy koa zaza tsy dia be torimaso aloha ê ! fa aza masiaka aminy dia milamina io ê ! courage ê !
24. watafon ( 08/11/2006 07:24)
kitjo: tena marina mitsy io lazainao io k ! tsy d miasa loatra amin'ny gasy zany e! nefa tena ilain'ny vazaha mihitsy io !:-D
25. rapala ( 08/11/2006 15:24)
Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 06-11-2006 19:58:49
Lohateny : Re : mila toro hevitra
ho an'i Barry sy Achia : alohan'ny hitondràna an'ilay zaza any @ dokotera, sao dia tsara jerena hoe mety ve ny environnement hitadiavana torimaso, sao dia asianareo télé, radio, mazava etc... nefa mila calme izy minono sy mitady torimaso ! mila fahanginana ianareo rehetra dia matory ho azy izy ! Ento mivoaka izy ny atoandro, ampilalaovy, etc... dia ny hariva ampandroy, dia misakafo dia dôdô, dia fantany miandalana hoe izany ny rythme ! misy koa zaza tsy dia be torimaso aloha ê ! fa aza masiaka aminy dia milamina io ê ! courage ê !
tena marina mihintsy io k! Raha tsy efa manana zanaka tsy mahatsapa izany lazainy tywa68 izany.. surtout ilay hoe ento mivoaka izy ny atoandro, ampilalaovy
mialà nenina aloha satria ilay zaza vao 2ans dia hovokisana fanafody sahady ve?
26. Zina ( 09/11/2006 03:45)
fadio ko Achia ny zavatra misy siramamy na mamy a tsy mampatory ny ankizy io, na isika lehibe ko ary
27. kitjo ( 09/11/2006 17:26)
zany ve ry zina?

oe alohan' ny hatory sa ve oe ny fihinanana mamy amzao fts?
28. mirana5 ( 09/11/2006 17:58)
TORO HEVITRA 2 no ananako ny momban'io:
Voalohany : oatran'ny antsika taloha, dia, rotsirotsina aloha ny zaza, dia anaovana hirahira kely, dia anaovana teny malefaka, mba hitoneny tsara alohan'ny torimasony!
Faharoa : (fomba vaovao hitan'ny renin-jaza maromaro hitako ndray dia tsotra fotsiny, nefa EFFICACE b hono, atao manao tsongolobatita ndray mandeha ny zaza, dia zay, ny Anao moa zany dia ampianao izy, Mba andramo fa tsisy ilaina Dokotera na Psychologue, na psychiatre, na mpanadro ireo zavatra ireo.
Tsetsatsetsa ny ahy ary ianao Mamany ve mba calme sa nerveuse? Calme fotsiny dia mahereza é:wink::wink::wink:
29. Achia ( 11/11/2006 05:25)
dia misaotra btsk fa ho ezahana ho atao daholo aloha zay homenareo eto ;
30. Zina ( 11/11/2006 23:58)
kitjo [ Valio ] 09-11-2006 18:26:44
Lohateny : Re : mila toro hevitra
zany ve ry zina?

oe alohan' ny hatory sa ve oe ny fihinanana mamy amzao fts?


Ie tena marina io...na zavatra sotroiny azy tokony tsy hisy siramamy mihitsy ary na na alohan'ny fatorina na eo @ sakafo... omeo misy siramamy ny ankizy rehefa maraina sy atoandro maha betsaka energie an-drizareo fa tsy @ alina na oviana na oviana mihitsy...
31. kitjo ( 15/11/2006 17:33)
d'akoro!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5652