Hafa 'ndray

1. jobala ( 30/10/2006 15:29)
Hono ho ah! nareo v efa mbô nadinika ny anjara sy lahatra? hotrany mampitogaigy ihany le iz satria raha anjaran'ny olona roa tokoa ary ny ho mpivady (izany hoe voatendrin'andriamamnitra io an), d maninona ary izy ireo no misaraka indray rehefa any aoriana e!...sa tsy anjarany tampoka indray v?:-* jereo nge reo sary reo e! biz d avy eo tsy biz kely ndray!
novalian'i jobala ny 02/11/2006 15:28
2. fasaly ( 30/10/2006 15:53)
de raha misaraka izy de anjara sy lahatra njareo ndray zany no misaraka....avy eo:wink::°)
3. Santiona ( 30/10/2006 15:58)
Marina mihitsy izany teninao izany.
AMiko ny anjara dia avy amin'Andriamanitra @ zavatra sasany, tsy avy aminy kosa @ sasany.
AMiko ny olona tsirairay dia manana ny safidiny nefa misy lalana na "points" efa notendren'Andriamanitra tsy maintsy andalovana. Ka na hoaiza ianao dia tsy maintsy mandalo ireo "points" ireo.
Ohatra: misy olona iray efa voatendrin'Andriamanitra fa hamarana ny fiainany miaraka @ olona iray hafa. NOho ny siasia dia mitady olona hafa hatrany ilay olona.
Na ho aiza anefa ny diany dia tsy maintsy miafara @ izay tendry izay ihany.
Misy indray nefa teo-javatra hafa izay anananao safidy malalaka satria natao hisafidy ihany koa sika olombelona. Nefa tsy azo hadino koa fa Andriamanitra indraindray miova @ heviny.
Ouf! Lava loatra
:oops::oops:
4. fasaly ( 30/10/2006 16:13)
oé! tena lava , ny ahy fohy lotra:wink::-D:-D:-D
5. Fiffi ( 30/10/2006 17:38)
heu...aiza moa le dinika momba an'io zay ? tsara vagiana kely aloha .
6. Zina ( 30/10/2006 19:28)
AMiko ny anjara dia avy amin'Andriamanitra @ zavatra sasany, tsy avy aminy kosa @ sasany.
AMiko ny olona tsirairay dia manana ny safidiny nefa misy lalana na "points" efa notendren'Andriamanitra tsy maintsy andalovana. Ka na hoaiza ianao dia tsy maintsy mandalo ireo "points" ireo.


mety azo ekena ilay izy nefa ahona rehefa mamono (efa hanafaty anao) ilay vady dia mbola hijanona eo foana ve?
7. fiderana ( 31/10/2006 08:00)
jobala >> "... fa ny vady hendry avy @ Andriamanitra..." diniho io teny io, matoa misy ny fisarahana eo @ mpivady dia tsy avy @ Andriamanitra izy izay,dia ity koa"....ny fihevitro tsy fihevitrareo....", koa mazava fa ny olona dia maniasia lava, koa izany no mahatonga ny fisarahana , tsy mety afa-po @ anjara sy tendrin'Andriamanitra, izay no antony araka ny fiheverako azy..!, tsy midika akory hoe mitovy @:-* io, fa raha io no miraikitra eo , tsy afaka misakafo indray:-D
8. mimich ( 31/10/2006 08:05)
za aloha dia manaiky hoe misy ny anjara raha resaka fanambadiana ee. tsy hitako zay fomba hanazavana azy fa de zay.
9. tslem ( 31/10/2006 08:29)
Ny mety angamba dia manaraka ny lesona terminale tsika dia mandalina ny vintana,anjara,tendry,lahatra sns...terminale-dago an :idea: :idea: :idea:
10. xxx ( 31/10/2006 13:01)


Misy hoe anjara sy lahatra, dia misy hoe "safidy"

Anjara sy lahatra ilay lasa vady dia avy eo safidy ilay misaraka.


11. fiderana ( 31/10/2006 16:32)
Fiffi>> ianao an! ngaha efa mba nisy dinika hotran'io? sa zah no tara?:lol:
12. Fiffi ( 31/10/2006 20:02)
fiderana: maninona indray akia zah ? :)
heu...toa efa nisy fa tsy tadidiko loatra an!
13. caprio ( 31/10/2006 23:16)
Tsika gasy mbola misy ny fitenintsika tokony ahitsy foana fa manjary mifangaro ilay izy.Ny we anjara sy lahatra dia samy hafa mihintsy ny fampiasana ireo teny ireo fa efa nafangaron-tsika tany amboalohany ilay izy dia lasa zatra isika.Ny we anjara dia ampiasaina io rehefa mizara zavatra ohatra:mizara lova dada sy neny na mizara vatomamy dia miteny we inty ny anjaran\'i koto ity ny anjaran\'i kala fa tsy hiteny mintsy izy we ity ny lahatr\'i koto ity ny lahatr\'i kala,zany we samy hafa mintsy ny fotoana ampiasaina ireo fiteny roa ireo.Ny lahatra indray dia izay rehetra avy @Atra no azontsika ampiasaina azy,ohatra:ny fahafatesana ny fanambadiana kanefa misy koa anefa ny lahatra avy @satana satria efa voasoratra ao @baiboly fa satana koa afaka mitantana ny fiainan-tsika ary mety afaka mamono antsika mintsy aza ,zany we tsy ny fahafatesana rehetra zany dia lahatra avy @Atra.Ny momba ny fanambadiana indray dia misy ny lahatra avy @Atra ary misy koa ny safidinao satria raha ny voasoratra ao anaty baiboly dia izay manao ny sitra-pon\'Atra hiany no mahazo izany lahatra avy aminy izany fa ny akoatr\'izay dia safidin-tsika ka na zany lahatra ny vady na safidy.Ireo aloha no mba heveriko fa mety ampiavaka ny we lahatra sy anjara ary safidy koa miandry zay mba eritseritry ny sasany indray fa tsy miteny za akory we ny ahy no marina fa mba fifanakalozan-kevitra ny antsika an(l)(l)(l)(l)
14. jobala ( 01/11/2006 06:00)
Izany hoe!Anjarany v 'zany ny vady!...d lahatra kosa ny fisarahana!:P
15. jobala ( 01/11/2006 06:05)
Ekeko ny 99%n'ny hevitrao! fa ilay Atra miova hevitra no tsy manaiky an'izany kosa aho e! Atra ilay tsy miova omaly sy anio ary ho mandrakizay...:lol:
16. jobala ( 01/11/2006 06:09)
Ary mba ahoana no hevitrao e!:?:
17. jobala ( 01/11/2006 06:18)
Amiko 'ndray rehefa nanaiky ny hanam-bady ny olona iray d tokony ho afaka hizaka izay ao an-tokatrano na inona mitranga ao na inona!..."toro-hevitra kely fotsiny ho an'ireo 'zay voakasi-tanan'ny vadiny lava izao!"...Andraso izy 'lay matory atoandro mitsilany tsara eo am-pandriana iny d lakoy tampoka @ kitay eo @ vavaranjony d ndana milefa tsotr'izao!fa ho hitanao fa ho fay ra-lehilahy...:twisted::*
18. jobala ( 01/11/2006 06:25)
Hi hi hi! Mazava kosa 'zany voalaza 'zany e!...
fa matetika fotsiny ry fiderana ny fitiavana tsy nihorina t@ anjara d manapotika zavatra betsaka a! oh fotsiny efa nivady 5 taona izy ireo ary efa niteraka iray ihany koa d avy eo anefa vao nisaraka fa hoe tsy anjara 'ndray! d tena mety hanimba ny hoavin'ilay zaza izay toe-javatra iray izay...sa...:roll::-/
19. jobala ( 01/11/2006 06:29)
Amiko 'ndray d ny fizarazarana traik'efa tahak'izao d mihoatra lavitra noho ny fianarana any @ sekoly avo lenta momban'ny filozofia!:idea:8O:idea:
20. jobala ( 01/11/2006 06:31)
NO COMMENT....8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0599