Hafa 'ndray
21. jobala
(
01/11/2006 06:39)
Ie ny anjara sy lahatra dia azo atsofotsofoka any anaty fehezan-teny maro any ka mahalaza hevitra maro tokoa! azo atao tsara tokoa ny manao ny anaran-janaka hoe anjara na hoe lahatra arakarak'izay tranga misy tamin'ny fitondrana voka na teo am-piterahana!...fa ny anjara sy lahatra lazaiko eto dia ilay mampisavoritaka ny sain'ny maro hatry ny ela!...:?::?::?:
23. Santiona
(
02/11/2006 09:07)
Zina:
mety azo ekena ilay izy nefa ahona rehefa mamono (efa hanafaty anao) ilay vady dia mbola hijanona eo foana ve?
Izay no mbola manaporofo fa manana safidy isika. Sarotra be ny manazava azy satria sady manana safidy isika nefa misy ihany ny zavatra efa voalahatr'Andriamanitra.
Sady Izy anie hoy aho mety miova hevitra e! Izany hoe arakaraky ny ataon-tsika sy iainan-tsika ihany koa io.
24. ari.malala
(
02/11/2006 12:57)
jobala:
"toro-hevitra kely fotsiny ho an'ireo 'zay voakasi-tanan'ny vadiny lava izao!"...Andraso izy 'lay matory atoandro mitsilany tsara eo am-pandriana iny d lakoy tampoka @ kitay eo @ vavaranjony d ndana milefa tsotr'izao!fa ho hitanao fa ho fay ra-lehilahy...:twisted::*
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
