SATYA OBLET mahavoa kosa aloha i leiry eh!...

1. lemenakely ( 30/10/2006 20:51)
Asa izay mahalàla ity mannequin frantsay izay teratany indien ity.Ankizy nirenireny tao PONDICHERRY izy ity no natsangana frantsay mivady ary dia lasa mannequin no mpanamory fiaramanidina ihany koa.Isan'ny lehilahy tsara tarehy indrindra eto antany koa izy ity.

http://www.indiavisitinformation.com/India-Models/Satya-Oblet.shtml
novalian'i vale ny 04/11/2006 16:55
2. Fiffi ( 30/10/2006 21:41)
lemenakely:
Isan'ny lehilahy tsara tarehy indrindra eto antany koa izy ity.
zany ve ? mister ve ? heu...nefa tena mbola bdb ny hitako hoe tsara tarehy lavitra no izy io an!



3. vale ( 31/10/2006 21:22)
lemenakely:tsara i SATYA kah! za lou mahita fa tsara izy ê!!..ny nahakamo kely t@ ftsn izy t@ île de la ttation, tokony ni-fonce:^):wink:
4. pissoa ( 31/10/2006 22:17)
Samy manana ny tiany sy ny tsara aminy ngamba ty fiainana ty zany :@:-D:-D:-D

Marina ny tenin'i Fiffi ! Mijery eo amile "Male Indian Models" fotsiny d'efa mahita milay no izy, rah tsy hoe isan'ny lehilahy tsara tare indrindra eran-tany koa ny betsaka eo :-P:-D:-D:-D
5. cutie ( 31/10/2006 22:24)
orera:-D:-D:-D:-D
6. vale ( 31/10/2006 22:43)
:-D:-D:-D:-D:-P:lol::lol::lol: oay kosa nareo e, ihihihihihihihi
7. nolalaina ( 31/10/2006 23:39)
tena bôgany kous lery éh!! raha hitako ataoko an'zao :*
8. malalatinasoa ( 01/11/2006 03:34)
Iza kalongany tsy pilote fa steward an. Sa samy mpanamory fiaramanidina daholo ireo?

Dia mety hoe milay be izy @ sasany, fa tsy miady @ pieceko :-P
9. vale ( 01/11/2006 19:23)
exigeante kosa nareo an! izao kosa ve de tsy tsara?.. :roll:
10. cutie ( 01/11/2006 19:36)
dain , orera wa :-D:-D:-D:-D
11. pissoa ( 01/11/2006 21:34)
vale, ts de tsara io :°):-D:-D:-D
12. vale ( 04/11/2006 16:55)
cutie & pissoa: :-P :wink: hihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6767