Marary ny foko tsy hita izay atao
1. Glouces
(
30/10/2006 14:34)
Miarahaba anareo ny tenako.
Tovovavy kely malagasy mipetraka aty ivelany aty aho miaraka amin'ilay lehilahy anglisy ho vadiko afaka 5volana. Amin'izao fotoana izao anefa dia tonga ny olana. Izahay roa efa vita fisehoana. izy dia tena tia ahy izaho koa toy izany fa izao . Ilay sipany talohako 10 taona lasa izay tena mifandray be ry zareo amin'izao fotoana izao. Tsy vitan'ny hoe mifandray be fa dia tena mifandefa message foana isa-kalina eo amin'ny 11.30 na 12.00 alina eo . Tsy nandry ny saiko indray andro dia nangalariko nojerena ilay phone-any dia tena nahatohina ny foko ny message rehetra tao. Toy ny hoe manao inona ianao izao, taiza ianao, hiantso anao aho rahampitso,.Dia rehefa misy alehanay roa dia io vehivavy io tsy maintsy mafantatra foana ary ilay ho vadiko dia milaza izao rehetra izao aminy. Rehefa nolazaiko azy fa itako daholo ny message an-jareo dia nilaza izy fa hoe tena mpinamana fotsiny fa tsy misy inona.Io vahivavy io dia efa niteraka ary vao avy nisaraka tamin'ilay sipany (rain-janany)vao tamin'ny herinandro lasa teo. Dia nandefasan'ilay ho vadiko cd indray izy hoe hampifaly azy sy ilay zaza. tsy aiko izay tena marina ry zareo fa toa andeha alako ity peratra nomeny ahy ity dia holazaiko azy hoe sao dia ilay vehivavy io no tokony hanao ity. raha izay no mety ahafaly ahy sy ny fiainako dia tsy olana amiko ny mandao azy na dia tena tiako aza izy satria amin'izao dia tena lasa mieritreritra foana aho na ny vantako aza tena lasa kely noho ny aminy.
mba toroy hevitra aho re tsy hitako izay atao. Izaho tena tia azy izy koa tia ahy fa nefa tsy azoko mihintsy ilay point.
Misaotra . miandry ny valiny mahafa-po aty aminareo.

novalian'i sasa ny 08/11/2006 05:05
2. Fiffi
(
30/10/2006 14:54)
Glouces: raha zah no eo @ toeranao de tsotra fotsiny hiany ny zavatra hataoko !
-Carte sur table ! manao ny condition-ko zah ! ou bien zah na izy point barre !!!
-Mariage dans 6 volana ! raha mbola handeha hifanadala @ ex-ny izy de tsy lasa zany !!
-Taiza no mbola misy olona hoe tena tia zany ! hikarakara ny mariage-ny tsy ho ela nefa mifandefa message antsokotsoko lava zao ?
-Dien'mbola tsy voafatotra ianao de aleo hapetraka ireo condition ireo ! zah sa izy ?
-Mbola tsy vita akory ny raharaha de efa zao ny olana ? maika zany ...?
-Lazao azy daholo ny zavatra tsy tantinao , de alohan'ny hamerenana ny peratra dia lazao tsotr'zao izy hoe manomboka anio ! de ny zavatra hirinao raha toa ka tianao hiany ny hifanambadiantsika de hadinoy tanteraka io ex io ! raha tsy manaiky izy de ....inyaho no lasa !! satria tsy kilalao ny tokatrano !

3. xxx
(
30/10/2006 15:05)
Ho ahy koa aloha ny "ex" fait partie du passé, ka raha mbola manalokaloka ny présent dia tsy lasa !!! Mety mbola hivadika zavatra hafa io indrindra fa toa irery ity ex.
Carte sur table ihany no fanafody, mila mafy be nefa ianao fa tsy moramora izany ...
Sao mba fanaon'ny anglisy aza ity ny "ex" mbola manapaka ny fiainan'ny lehilahy ity.
sao lasa lady Di eo ?
Bon courage !

4. xxx
(
30/10/2006 15:15)
ndao tsika sy ndry no iaraka fa za kou aty ivelany.
basta ho an'izay anglisy tsy mitapaka any

5. nikopol
(
30/10/2006 15:16)
tsy hitako ze olana aminio kosa !
avelao izy hanao ze tiany fa raha tiany ianao dia leo ho azy an'iny izy ! namana fotsiny nge ny azy e ! matoa izy hanambady anao dia ianao no ho "vadiny " fa tsy ilay "namany".
sa ianao "exclusive" ?
raha asainao misafidy aza izy ka ianao no safidiany dia tsy ho sambatra izy hanambady anao satria tsy ao ilay namany.Matoa izy manao io dia mila anio.
ny fijeriko azy ianao no tokony tsy ivaky loha amizay messaziny , hamaky sy hakarary andoha , fa ny hahatsara ny ho avinareo no jereo, avohay ze tsara eny aminao fa zay no nanambadiany anao ...
fa raha hitanao ianao fa miaritra treffla miaritra anizany dia hadaboy fa tsy hotatinao ny fiharahanareo...

6. Kadoda
(
30/10/2006 15:19)
Glouces an, fitiavana mizarazara izany. Mety ny ampahany betsaka any aminao fa misy ampahany tsy dia kely mankany @ ex-ny. Ny mahasamihafa ny toetsaina gasy sy vazaha dia izao: ny fisaraham-panambadiana: mora toy ny manala parasy io @ vazaha fa @ gasy kosa hem hem hem. Ka dieny mbola tsy mifamatotra hoe ho mandrakizay ianareo tonga dia mandraisa fepetra.
Ny taratasy taloha sy ny sariny aza tokony ho dorany raha sahy manaporofo izy fa tsy manimanina intsony koa mainka fa sms ndray de hoe hampahafantatra ny programanareo. Kloun be, mpinamana be e, ao raha. Tsy maintsy misy fitiavana ao e. Courage akia.
Tapaho ny kofehinareo rehefa tsy mety manapaka ny mankany @ ilany izy

7. booboo
(
30/10/2006 15:22)
Mifampiresaka, mifampiresaka ary mbola mifampiresaka hatrany ny ahitana vahaolana e. Tsy mivazavaza, tsy manao kritika tsy mitondra mankaiza, tsy manimba vilia hihihihihihi sns.
Na rehefa hitanao fa tsy ho vitanao ny hiresaka am-pitoniana aminy dia ny fataoko, sao mety hanampy anao, dia soratako aby zay fahatsapako ao : malahelo zà satria bla bla, tezitra zà satria bli bli bli. Tsy atao 100 pejy koa klou na izany aza fa ny lehilahy bizarre zay hoe inona koa ty roman beee ty ouz hihihihihihihihihi.
bon courage !

8. Glouces
(
30/10/2006 15:30)
Misaotra betsaka amin'ilay toro-hevitra milay be. izaho tena tsy maha-teny indraindray fa ny rano-masoko no tonga dia milatsaka dia ny foko tena mavesatra be. fa tena hiezaka aho tena ho mafy tsara ary tena ho matotra tsara ny hiresaka aminy dia ho ita eo izay heviny. Lazaiko anaareo fa na ny sarin'ilay F***ing ex -any ary mbola tehiriziny ato antranony ato.
Ho ita eo e!!!!
Ho ita eo e!!!!
9. nikopol
(
30/10/2006 15:37)
F***ing ex? tsy lasa kosa ny sainao zany e ! raha izay no hitondranao azy dia normal raha hisy olana ianareo.
Raha efa mpinamana fotsiny ry zareo, inn ny olana?
za zao misy "ex-ko" minamana amiko fa madio ny saiko,sa ianao tsy madio ny sainao raha mahita ny "ex-nao" ianao?
sao tsy tokony hivady marina aza ianareo fa mifanalavitra fomba fijery ?

10. vale
(
30/10/2006 16:21)
Glouces: matoa ianao no hovadiany atsy ho atsy dia ianao no tiany, ny mikasika io ex ny io indray dia pitié fotsiny ny avy @ ilay fiancé-nao, ary tadidio tsara fa ny pitié sy ny fitiavana tsy mitovy velively, tandremo, io mamitaka an!! asa, mety ilay ex-ny no mety mbola tia azy (tsy hoe manao ze hampalahelo anao zah miteny anizany fa izay ny zava-misy ohatra ka tsy maintsy hekena) ny tokony hojerevanao dia ny fitiavany anao, satria raha eo @ place-nao kosa misy ex-nao (lhl) enao ohatra an, ka nilaozam-bady izy io miaraka @ zanany kely, ataoko fa tsy maintsy hangoraka azy ianao, io fangorahana io nefa tsy midika ho fitiavana, raha io ex io aza no tiany nanin izy no tsy namela anao in moa no hanakana azy tsy hamela anao ka tsy hiverina @ ilay ex-ny? fa pitié io ary normal be ny réaction-ny, tsy mitovy velively hoy aho ny pitié sy ny fitiavana, ny iray toy ny amitié ihany, ny iray hafa be ka izay, raha tsy miteny aminao izy hoe hiala aminao za fa hiverina @ ilay ex-ko ka ajanoko ny mariage de izay ianao vao tokony halahelo toa izao! ka izay ny ahy aloha ny mba azoko lazaina, ka asa, fa aza manao fijery diso fa ianao ihany no hanenina avy eo raha toa ka tiany toy ny namana ftsn ilay ex io (ary izay mihintsy aloha ny fandinihako azy e, matoa hoà tsy niverenany izy koa!), tokony hovaina io fomba fijery iray io fa be de be mihintsy ny very anjara sy ny olona tia azy noho io, toay ny fialonana (fahasarota-piaro) ihany io réaction-nao io, tsy ny miady ihany no atao hoe saro-piaro, fa ny manao ambom-po hoe na za na izy, nefa efa ianao nosafidiny ka mieritrereta tsara ihany aloha sao lahy :?...!! mahereza:wink::-*
11. fasaly
(
30/10/2006 16:22)
glouces: ny miresaka ihany ny vaha olana aky a!
marina iany ny voalazan'i nicopol io hoe sao am mamaha mpinamana sisa ny hifanakalozana mssg...:roll:
matoa misy mariazy en vue ny anareo tiany anie indry zany e! fa miresaha aminy hoe tsy zakako hoe ny fandefasanareo mitsamy mssg io, de hita eo zay lazainy e!
sady fomban'ny ex rehetra ndrindra fa ny vevavy no manao io toetra io juste handrangitana fotsiny,
indrindra reo vazà reo manana toetra an'izany mitsy an!
fa tsy misy tsy vitan'ny resaka ihany raha tsy zankanjy ny situaiton
korazy e!:wink::-*

12. booboo
(
30/10/2006 16:27)
Lazaiko anaareo fa na ny sarin'ilay F***ing ex -any ary mbola tehiriziny ato antranony ato.
dia maninona ? sary iny : taratasy misy sary miloko.
fa tena hiezaka aho tena ho mafy tsara ary tena ho matotra tsara ny hiresaka aminy dia ho ita eo izay heviny.
hum...raha zà klou ny teo @ toeranao, tsy zay heviny no tena zava-dehibe amiko fa hoe azony tsara sy henony zay nozaraiko taminy e ! rehefa izay tsinona dia mahatsiaro maivana kokoa dia afaka mihetsika tsara : na hiezaka araka zay hery hampety ny raha na hadaboka any sans regrets ni haine ni colère...
14. pissoa
(
30/10/2006 16:46)
Efa notenenin'ny olona betsaka teo : miresaka dia miresaka dia miresaka :-D:-D:-D
Mety marina mantsy ny ahiahinao, nefa mahita an'ito koa zah

Lazaiko anaareo fa na ny sarin'ilay F***ing ex -any ary mbola tehiriziny ato antranony ato.dia mieritreritra sao ny hasarotam-piaronao fotsiny no betsaka. :-*
15. vale
(
30/10/2006 17:01)
Glouces a: ny lasa dia tantara toy ny ttara rehetra ihany tsy azo kosehina na vonoina , efa nisy tsinona, ka na hodorana aza moa ilay sary, nefa ny eritreriny any @ ilay olona ihany, tsy aleonao ve mazava be tsy misy an-kinafina toy izay mody....ihihi:wink:,.. vazy2 eny ihany an:), fa matoa izy tsy nanafina izany sary izany taminao dia tsisy saina hafa2, rehefa manao zavatra ratsy ange no miafina e! ary mety tsy nisaraka niady izy ireo fa noho ny zvt hafa, ka izay, ilay vhv moa izany tokana (seule) ka mety misy hevitra ambadika ihany fa dia anjaranao ny manao izay hipetrahan'ilay vadinao @nao, tsisy afa-tsy izay, sinon, tapaho ny fiarahana @ raha hitanao fa tsy capable hitazona io fiancé-nao io ianao!!:-*
16. Fiffi
(
30/10/2006 17:01)
nikopol:fa nahoana no tsy hisy olana @ zany ?
tsy hitako ze olana aminio kosa !
avelao izy hanao ze tiany fa raha tiany ianao dia leo ho azy an'iny izy ! namana fotsiny nge ny azy e ! matoa izy hanambady anao dia ianao no ho "vadiny " fa tsy ilay "namany".
sa ianao "exclusive" ?
Avelao izy hanao zay tiany ? Namana fotsiny ahoana ? mandefa message isak'alina zao ve de hoe namana fotsiny ? surtout efa fantatra zao fa ex le izy ? Raha tsy misy zavatra miafina @ zany de tokony hoe miresaka mivantana aminy izy fa tsy handeha hanembatsambana olona @ firy alina zao foana !
17. vale
(
30/10/2006 17:19)
Ilay ex no tena ratsy toetra e, satria raha ny ora andefasany ilay sms ftsn aza, donc, Glouces, aza avela handresy izany ex-ratsy toetra izany , faut que tu ganges, tambatambazo ny vadinao, azonao anontaniana ihany koa nefa izy ary am-pitoniana fa tsy hiadivana, tsy tian'ny lhl io fa tandremo:°), ka izay, raha tezitra moa ilay lh de aza malahelo fa normal ihany kou izany, satria ny lhl de zarany kou aza koa! hihihi:wink:, fa izay, aza avela handrombaka na handrava ny fiadananao izany olona izany, tsy hoe akory manaova ratsy azy, fa asehoy an'ilay fiancé-nao fa t'es la meilleure!! il faut que tu ganges!:°):-*:-*:-*:-*(l)(l)(l)
18. vale
(
30/10/2006 17:27)
Glouces: tsy azo lazaina hoe ol ratsy toetra io fiancé-nao io fa mba voarebireby fotsiny, ka iresaho moramora izy, ary asehoy azy fa tsy tantinao ny fandefasan'ny ex-ny sms à 23h sy minuit, fa manin no tsy maintsy @ alina? donc aza miala izany, ny tany anie tsy ilaozam-pisompatra e, ka raha izay mpisompatra ve no handravànao ny ho fahasambaranao atsy ho atsy, mba dommage ihany e!!:(:-*:-*:-*(l)(l)(l)
19. Fiffi
(
30/10/2006 17:41)
vale:zay indrindra !
fa asehoy an'ilay fiancé-nao fa t'es la meilleure!! il faut que tu ganges!:°):-*:-*:-*:-*(l)(l)(l)
20. saho
(
30/10/2006 17:55)
Glouces> fomban'ny vazaha ny minamana @ ex fa izany anao izany kosa tena tsy manaja anareo ary tena manao izay hankasiaka anao. Ny atao hoe mpinamana dia mifanaja...izany hoe sms sy message minuit izany trop loatra...
Mitenena aminy fa tsy tantinao izany fa mila maka distance kely ilay ex fa mibahana be ny fitazonany an'ilay @ mpinamana, manjary rehefa tsy maka distance ilay ex dia izay foana no ho fomba amam-panao tohizany rehefa mivady ianareo, izany hoe mila manova ny fombany ilay ho vadinao sy ilay ex fa raha tsy izany ianao dia hahary ny fahasarotam-piaro ary tena ho voa ny psyche-nao any aoriana any.
Farany asaivo miala pas tsikelikely @ ex ny ny ho vadinao fa tsy miaraka intsony ry zareo fa raha mijanona ho mpinamana dia mba mahalana ny manoratra sms sy message fa tsy isaky ny alina. Mbola te hanadala azy foana ilay ex mba hitodika aminy raha izany no fihetsiny isaky ny alina...manelingelina hoy ny fiteny malagasy. Aleo izy manova ny fanaony toy izay izany foana no hankarary anao ao ny farany.
Izany no mba conseil-ko raha @ toeranao. Manaova koa egoiste fa izany no fomba vazaha aty fa raha omenao alalana @ rehetra izy dia lasa sady tia anao izy no tsy mahafoy ny ex satria efa fanaony isan'andro ilay fombany.