Marary ny foko tsy hita izay atao

41. vale ( 31/10/2006 11:23)
:o,aaaaandray kosa ry xxx :twisted:

42. jimmy ( 31/10/2006 12:45)
43. barry ( 31/10/2006 13:02)
zao ary izy zany dia mano izany nefa tokony hataotra anao izy aloha satria nareo mbola tsy vita soratra fa rhf tafiditra ao ianao dia mbola hitohy faona ny tantarany ary vao maika hiagrave ka any vao hanenina;raha ny programme nareo mitsamy tsy tokony ho lazainy aniza na iza raha tena tia anao izy dia ianao no tokony ho tantarainy ny fiainan'izy sy lay ex;fa mazava ho azy fa au contraire no ataony;ka mitandrame ;aza dia maika laotra
44. papounette ( 31/10/2006 15:07)
Misy mitsy alo vhv na tsy vaza aza za mahita fa tena mbola envahissante be :evil:mitsy na de efa nisaraka t@le lhl aza satria tsy tantiny sy tsy ekeny sainy hoe tsy miaraka aminy tsony le lhl.
Ary misy ko lhl tsy haiko na vendrana na voan'ny fandrekirekena fa tena manaiky an'io envahissement be io ohtrany ireny zaza tsy afa-nono reny fa ze anaovany le vhv exny an'azy de le ao antrano no misouffre:cry:.
Solution @ko:
-de anontanio azy tsara hoe aôna marina nareo roa ty fa tena tsy mazava @ko.
-ho marié tsika d'ici qq mois an,de tsy mitovy t@le mbola célibat donc stop msg @alina :twisted:,@atoandro tsy pbko hoe ze ataonareo any au moins le vhv mirespecté anao sy ny tokantranonao donc tsy midérangé ol @alina.:x
-de anontanio azy hoe raha ohtra ka misy lhl sipako talo hoe manao anà ohtran'io :andefasany msg a @alina,manao compte-rendu ny fiainatsika amin'azy a ...etc de hitany normal ve?tantiny ve?
De ho hitanjy eo ny valiny de eo njy no mametraka ny règles de jeu.
:-*:-*:-*njy
:oops::oops:otsanny tezitra be a!hi!hi!hi!hi!nareo ko ve?
45. Fiffi ( 31/10/2006 20:04)
xxx:
Mamonoa tena fa izay no fanafodiny e!
:evil::evil: mandehana enao mamono tena any raha izany fa avelao ny namana mila fanampiana hangataka @ namana !! pfff !!


46. naughtyboy ( 31/10/2006 20:56)
za kalo de manafy ny teniny saho raha samy anambady ihany ve tsy aleo ve misafidy zay oul mbo ampifaly ny tena toy zay ampijaly fotsiny @ mandany ny androny @ resaka ex dindiniho kalo alohany rehetra sao midikizo eo ny tena think of N.1 de mahereza
47. vale ( 31/10/2006 21:35)
:roll: de le lhl ve no ratsy ozy nareo?:-w, raha ny mba fijeriko azy alou de le ex no tena ratsy fa le lhl mba voarebireby toy ny oul rehetra voarebireby ireny ihany e, indd kou nge ny lhl rhf misy vhv manao an'izay de matetika faly ery e :lol::°), fa raha za glouces de tsy mankahala le fiancé-ny fa ilay ex-ny no nahatonga izao rehetra izao e!..
48. Fiffi ( 31/10/2006 21:40)
le vhv akia no tena ratsy aloha an! de amiko ratsy koh le lhl satria manafina an'zany sady manaiky an'zany hoe handefan'le ex message isan-kalina zany nefa ny fiancée miaraka matory aminy eo !
49. andry08 ( 31/10/2006 21:55)
anjaran'ilay lehilahy aloha ny manao "menage", manala ny lasa .Cas efa hitako teo @ namana iray io ary dia lasa olana be nony tonga tao @ ilay tokantrano rizareo.Ilay taloha niantso foana, ilay rangahy tsy hitany intsony izay natao.Tantara be ny niafarany fa lasa namono tena ilay taloha(nolazaina fa hoe ex nefa tsy hay intsony) ary tena maty tokoa.
50. vale ( 31/10/2006 22:28)
Fiffi: :)diso koa anie le fiancé eto fa saingy tsy izy no nahatonga le izy ; fa izy zany ohatra ny hoe voarbireby dia tsy maharitra de izay ny maha-diso azy fa le ex - no mpandrebireby:°), ka eo ny olana tokony hitadiavan'i Glouces vahaolana, sinon, sao de azony tteraka eo aza sanatria,:?:wink:
51. Fiffi ( 01/11/2006 08:22)
ny zavatra tiako lazaina fotsiny de tsotra hiany an! rehefa vonona hoe hanambady zany de hasiana fanajana aloha ny fofom-bady ! matoa tsy misy zany de tsy mbola matotra zany !
52. jeancharles ( 01/11/2006 14:33)
Tsy aleo ihany ve raha izany, gasy tena tia toy izay vazaha mizara fitiavana.
Miveréna @ gasy é!:roll:
53. Fiffi ( 01/11/2006 14:40)
ka mba io kosa no safidiny koh !
54. chipie1 ( 01/11/2006 20:17)
ka io ex io te hiverina aminy raha ny fijeriko anlé tantara fa dia mila cassenao ny amindry zareo raha te ilamina tsara ny aminareo !
55. cutie ( 01/11/2006 20:27)
de mbola gaga ihany za efa ex efa 10 taona lasa zany , hafahafa :roll::roll::roll:
56. Fiffi ( 01/11/2006 20:46)
10 taona lasa zay .......tsy nisy hadino zany ve ?
57. cutie ( 01/11/2006 20:49)
tokony , efa 10 taona ve :roll::roll::roll:
58. Fiffi ( 01/11/2006 20:53)
be loatra kosa le hoe 10 taona an ! sa 1 taona ?
59. andry08 ( 01/11/2006 20:54)
koh rehefa ex anie dia ex fa tsy handeha hiverenana.
60. cutie ( 01/11/2006 21:16)
10 taona hono koa
Ilay sipany talohako 10 taona lasa izay tena mifandray be ry zareo amin'izao fotoana izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084