Marary ny foko tsy hita izay atao

21. Fiffi ( 30/10/2006 18:02)
le izy koh ry zareo de tena tsy azoko mihintsy hoe olona efa hanambady atsy ho atsy ve de tokony mbola hanao an'zany hiany ? Tsy hitako mihintsy aloha zay hidiran'hoe namana fotsiny le ex an ! raha namana fotsiny izy de tsy manao zavatra ao ambadika ao zany !
22. lost ( 30/10/2006 18:28)
Eny ee ekena daholo ny treneninareo ary ataoko angamba tsy fa samy manana ny fijeriny ny tsi11
fa ra ny amiko alou manahirana ihany ny toeranao ry Glouces fa zany we mora tantaraina ilay izy fa sarotra ra ianao no ao anatiny ary tsy izay vahaolana satria ny mariazy ho atsy ho atsy ary izay no mahavaky loha,hoy ny sasany we matoa izy hanambady anao,ianao no tiany izany ekeko izany nefa kosa meteza nareo eo @ toerany hoy aho fa tsy ho zakanareo ra ny ol miaraka aminareo no mbola mitexto isakalina zany fa ny tsara aminy d resaho mazava izy no dia mbola marivo ny rano fa refa lalina iny i titanic aza rendrika
23. Bariry ( 30/10/2006 18:55)
Mahereza eh
24. Fiffi ( 30/10/2006 18:59)
nikopol:
ny fijeriko azy ianao no tokony tsy ivaky loha amizay messaziny , hamaky sy hakarary andoha , fa ny hahatsara ny ho avinareo no jereo, avohay ze tsara eny aminao fa zay no nanambadiany anao ...
@ fomba ahoana no tsy havaky ny loha sy hakarary azy @ zany fandefasana message isan-kalina zany ? Olona hanambady atsy ho atsy ve de manao an'zany de tsy hankarary ? tsongoy fo , tsongoy tena raha tsy mankarary zany ! @ zay antsokotsoko ....



25. andry08 ( 30/10/2006 19:07)
Izaho tsy ho be resaka fa ialao!Raha miditra eo ianao dia heveriny ho mahatanty sy manaiky.
Aleo miala dia izao toy izay efa mivady vao tsy hahatanty. Mety ho masiaka angamba aho(tsy maninona!)
26. Zina ( 30/10/2006 19:40)
Ny antsika gasy aloha dia oe rehefa manambady dia adinohy daholo ny rehetra (passé io)... ahy ianao izaho... Miresaha aminy amin'ny culture-nao sy ny culture-ny anontanio izy raha teo @ toeranao izy dia ahona ny reaction-ny? dia anontanio azy oe rehefa avy mivady ve ianareo dia mbola eo ihany io ex io?
anontanio izy momban'ny feeling toward ilay ex-ny???
Mazotoa ary mivavaha...dia rehefa itanao avy eo ny valin'ireo na misaraka na manohy..
Dia bonne chance o
27. cutie ( 30/10/2006 21:50)
Mpandefa : Glouces [ Valio ] 30-10-2006 15:34:16
Lohateny : Marary ny foko tsy hita izay atao
Miarahaba anareo ny tenako.
Tovovavy kely malagasy mipetraka aty ivelany aty aho miaraka amin'ilay lehilahy anglisy ho vadiko afaka 5volana. Amin'izao fotoana izao anefa dia tonga ny olana. Izahay roa efa vita fisehoana. izy dia tena tia ahy izaho koa toy izany fa izao . Ilay sipany talohako 10 taona lasa izay tena mifandray be ry zareo amin'izao fotoana izao. Tsy vitan'ny hoe mifandray be fa dia tena mifandefa message foana isa-kalina eo amin'ny 11.30 na 12.00 alina eo . Tsy nandry ny saiko indray andro dia nangalariko nojerena ilay phone-any dia tena nahatohina ny foko ny message rehetra tao. Toy ny hoe manao inona ianao izao, taiza ianao, hiantso anao aho rahampitso,.Dia rehefa misy alehanay roa dia io vehivavy io tsy maintsy mafantatra foana ary ilay ho vadiko dia milaza izao rehetra izao aminy. Rehefa nolazaiko azy fa itako daholo ny message an-jareo dia nilaza izy fa hoe tena mpinamana fotsiny fa tsy misy inona.Io vahivavy io dia efa niteraka ary vao avy nisaraka tamin'ilay sipany (rain-janany)vao tamin'ny herinandro lasa teo. Dia nandefasan'ilay ho vadiko cd indray izy hoe hampifaly azy sy ilay zaza. tsy aiko izay tena marina ry zareo fa toa andeha alako ity peratra nomeny ahy ity dia holazaiko azy hoe sao dia ilay vehivavy io no tokony hanao ity. raha izay no mety ahafaly ahy sy ny fiainako dia tsy olana amiko ny mandao azy na dia tena tiako aza izy satria amin'izao dia tena lasa mieritreritra foana aho na ny vantako aza tena lasa kely noho ny aminy.
mba toroy hevitra aho re tsy hitako izay atao. Izaho tena tia azy izy koa tia ahy fa nefa tsy azoko mihintsy ilay point.
Misaotra . miandry ny valiny mahafa-po aty aminareo.

Fantaro tsara alou ny fitiavan-jy azy , de ny fitiavany an-jy koa. Raha samy tena tia moa nareo , tsy hitako ze pble. Fa njy saro-piaro, normale be io fa eritrereto tsara koa alou ny valeur-njy, in ny antony niarahany @ njy .
28. Fiffi ( 30/10/2006 22:11)
zay aloha hatao hoa ! carte sur table de ndry hiany no mahita zay tokony hatao avy eo na matotra na tsia !
29. vale ( 30/10/2006 23:04)
Glouces: za maka partie ananao satria ilay ex no tena mpandrebireby le vadinao, fa izao mba ho valiny nataon'io ex io de aza miala, il faut que tu gagnes! izy anie efa navelan'ilay rain-janany de mitady handrebireby ilay fiancé-nao ftsn e!:evil::evil::evil:, aza omena chance akory na ny kely aza!!(l):-*:-* courage, courage!!!!!!!:-*:-*:-*
30. vale ( 30/10/2006 23:07)
..:xraha miala ange enao de mandresy izy e, hoy ny ao anaty baiboly hoe loza no an'izay nahatonga ny fanafintohinana, donc tsy ilay fiancé-nao vely2 no nahatonga izao fa le ex :evil:io! aza avela handresy izany oul mpandrava couple izany e!!:evil:(l)(l)(l):-*:-*
31. vale ( 30/10/2006 23:19)
Zina:

Ny antsika gasy aloha dia oe rehefa manambady dia adinohy daholo ny rehetra (passé io)... ahy ianao izaho... Miresaha aminy amin'ny culture-nao sy ny culture-ny anontanio izy raha teo @ toeranao izy dia ahona ny reaction-ny? dia anontanio azy oe rehefa avy mivady ve ianareo dia mbola eo ihany io ex io?
anontanio izy momban'ny feeling toward ilay ex-ny???
Mazotoa ary mivavaha...dia rehefa itanao avy eo ny valin'ireo na misaraka na manohy..
Dia bonne chance o
:°)mateti-piavy, (malahelo be an'i Glouces zà:()
Zina: marina doly ny tenindry io, fa izao koa nefa raha gasy samy gasy dia mety hitombina ilay ahiahy hoe mety hangalam-pinana-azafd @ lhl gasy fa ts ny rehetra kory ny tiko tenenina eto an!!!!) fa mahita za lhl gasy ary betsaka mihintsy manana vadikely, na sakaiza ratsy sns, fa ny an-dry zareo vazaha tsy dia misy manao an'io firy:°), fa raha azoko tsara dia ilay bandy mandray azy toy ny ol efa fantany efa ela, fa ilay vhv mihintsy no tena rsty, tady hitady toerana!(fijeriko io tsy voatery ho marina, fa samy manimpy zay mba eritreriny eto doly moa) za mamporisika an'i Glouves hoe AZA MIALA, raha tianao le fiancé-nao, ho hitanao eo fa rehefa vita ny raharahanareo ho gina sy hihena io sms io!! satria matsy @ izao fotoana mbola tsy mpivady i zy roa ka mety hoe miala nenina ilay ex!!; averiko indray fa ny akamaroan,ny vazah arehefa hoe manambady izy de izay fa vitsy ny ahitana vazaha manao sakaiza ratsy izany na vady kely!:wink::wink:
Zina:wink:


32. Zina ( 31/10/2006 04:09)
zay aloha e
aza avela mandresy ny devoly..
33. jentilisa ( 31/10/2006 05:59)
Tiany helingelenina tokoa aloha ny fotoana tokony ho anareo e! Teneno fotsiny hoe tsy tiako izy manelingelina anao amin'ny andro alina! izy ve no tsy mahita tory dia ianao no korontaniny alina. Ny tandrefana tia mahitsy...hitsio izy!
34. miangalyandria ( 31/10/2006 07:16)
Ny namana hafa, ny hovadiana hafa. Raha izaho manokana aloha dia tsy zakako izany hoe ampifidianina amin'ny namana sy ny fiancé(e) izany e ! Ny namana efa ela no fantatro, tiako talohan'ny tiana ! Ny tiana koa anefa tiako mihoatra nohon'ny namana dia nahoana no asaina mifidy amin'izy roa aho???

Zao matoa ianao no alainy vady dia ianao izany no tiany indrindra fa vao nisaraka ilay iray ! Raha iny no tiany, iny no nalainy vady.

Anontanio fotsiny izy, miresaha fa izany hoe hampifidy izany kosa aloha hoy aho tsy mety, zany an :-*:-* ny namana koa anie tiany e fa i malala malala ihany :-*:-*
35. mamitia ( 31/10/2006 08:42)
Tsy ho be resaka aho fa amiko aloha tsy mety izany hoe mifandray be izany enao sy ny ex-nao e,rehefa ela ny ela tsy maintsy mitamberina ihany ny taloha no tsy mananosartra anie ny mamerina an' iny satria zvt efa fanao e, fa raha za ny eo @ toeranao de teneno izy hoe tsy tiko nareo mifandray be izany ka raha tsy mety izy de omeo azy ny safidy na enao na le ex, de ampy izay, mafimafy io an fa courage ankia an
36. boubounezy ( 31/10/2006 08:52)
glouces, ra ny faitako ny firesakao dé enao no mbola tiny alou hatramizao, nefa tsy maintsy adidinao ny milaza @ fiancénao ny ny tsy tinao mba ampiindra tsara ny fifankatiavanareo satry enao no maita fa tsy tsara ny ataony anao, dé ny zao aza dé teneno @ ny zavatra tsy tinao aloany anambadina dé eo @zay ny itenenanao fa tena tiny tokoa enao satry tsy maintsy anaraka ny teninao izy ary aza tezitra @ enao fa ento mora fotsiny, ary ho itanao fa iova izy satry mampijaly tena iany kou enao ra tsy milaza @ ny tsy tinao, ary io vhv exny io miresaka sy minamana tsotra dé ekeo fa ny miditra bé @ fiainanao sy ny vadinao tena tsy milay zany, dé refa efa nanaiky ny vadinao ny anaraka ny teninao ka lé ex nefa mbola mandefa msg iany dé teneno le vhv fa mato enao ny alainy vady dé enao ny tiny ka tsy tokony andrebireby ny fiainanareo tsony izy. adidy ny ty no maniry ho tina fa izay no miterakafanambadina ozy lé hira zay ka dé bon courage é!:wink:
37. xxx ( 31/10/2006 09:15)
miangalyandria:

Ny namana hafa, ny hovadiana hafa. Raha izaho manokana aloha dia tsy zakako izany hoe ampifidianina amin'ny namana sy ny fiancé(e) izany e ! Ny namana efa ela no fantatro, tiako talohan'ny tiana ! Ny tiana koa anefa tiako mihoatra nohon'ny namana dia nahoana no asaina mifidy amin'izy roa aho???

Zao matoa ianao no alainy vady dia ianao izany no tiany indrindra fa vao nisaraka ilay iray ! Raha iny no tiany, iny no nalainy vady.

Anontanio fotsiny izy, miresaha fa izany hoe hampifidy izany kosa aloha hoy aho tsy mety, zany an :-*:-* ny namana koa anie tiany e fa i malala malala ihany :-*:-*



ekeko fa zavatra samihafa izany hoe namana sy vady izany fa eto dia namana manana statut hafa ilay izy fa tsy namana tsotra , namana efa "ex-copine" ary izay no maha sarotra ny raharaha , en plus namana vao nisara-panambadiana ... etc

Namana miantso à 23h nefa tsy misy hoe loza akory ? un peu zarbi ...

Ny lehilahy mantsy tsy mafy be araky ny eritreretina fa mora ambakain'ny vehivavy , ka raha izaho aloha dia aleo hazava dieny mialoha ny resaka e

bon courage
38. vale ( 31/10/2006 10:02)
ary raha mangataka ny coordonnéen'ilay ex i glouces ka miresaka @ mihintsy? satry le fiancé manko efa azony (mety:°)) ka de miresaka @ ilay ex mihintsy?:roll::°)..
39. xxx ( 31/10/2006 10:27)
vale:

ary raha mangataka ny coordonnéen'ilay ex i glouces ka miresaka @ mihintsy? satry le fiancé manko efa azony (mety:°)) ka de miresaka @ ilay ex mihintsy?:roll::°)..



Io ilay tena tsy fanao ka
Aleo hilamina entre n'izy 2 ny resaka
40. xxx ( 31/10/2006 10:28)
Mamonoa tena fa izay no fanafodiny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079