Marary ny foko tsy hita izay atao

61. Zina ( 01/11/2006 22:14)
.Io vahivavy io dia efa niteraka ary vao avy nisaraka tamin'ilay sipany (rain-janany)vao tamin'ny herinandro lasa teo. Dia nandefasan'ilay ho vadiko cd indray izy hoe hampifaly azy sy ilay zaza


raha manana olana izy tsy any @ vadinao no tokony ande fa any @ counselor... Hanimba ny fihavananareo io raha mitohy izao...satria ny (Ho) vadinao mande par pitie izy ilay devoly kely hanimba ny fiharahinareo... 10 taona tsy taitra taminy tetateta tany ko eo ao voa miverina ndray...
akao example ny histoire Charles sy Camille inn nihafarany...??? ianao mahalala betsaka noho izahay...ianao lasa i Lady Di...
Devoly tsy kely lalana fa mila mailoka ianao
62. xxx ( 02/11/2006 02:40)
Fiffi:

ny zavatra tiako lazaina fotsiny de tsotra hiany an! rehefa vonona hoe hanambady zany de hasiana fanajana aloha ny fofom-bady ! matoa tsy misy zany de tsy mbola matotra zany !
hasarota-piaro izany, sady lasa didy jadona be raha izay, tsy hifandray aman'olona ve izany izy:?: raha mifandray ve dia hoe tsy matotra, angaha moa izy no nanadala an'ilay kala (ex):?::!:


63. laracroft ( 02/11/2006 02:44)
Fiffi:

le vhv akia no tena ratsy aloha an! de amiko ratsy koh le lhl satria manafina an'zany sady manaiky an'zany hoe handefan'le ex message isan-kalina zany nefa ny fiancée miaraka matory aminy eo !

Fiffi: angaha mou nanafina t@ ve le lehl?:roll:

64. Zina ( 03/11/2006 13:49)
ary i Glouces to tsy ita intsony hanao update?
65. Fiffi ( 03/11/2006 16:59)
vale: ié ! nga moa akia Glouces nampafantarin'le bandy hoe handefasan'ny ex-ny sms isan'kalina zao ?

xxx: tsy niteny aloha zah hoa tsy ho afaka mifandray na @ iza na @ iza le bandy ! fa ny resaka ato de ny ex-ny
66. vale ( 04/11/2006 13:28)
Fiffi: tsy azoko?, laracroft sa vale ny tiandry tenenina?:roll::-D:-D:-D:wink:
67. naughtyboy ( 06/11/2006 23:20)
za kalo raha ny hevitro @ ty resaka ty de tsotsa an ex is a f*****g ex tsy aleo ve mandany andro @ ze eo
antanana raha matotra le kofa de aleony mandany andro @ future bride 2 b innit..
68. Fiffi ( 07/11/2006 07:17)
vale: azafady akia fa nisy fahadisoana an ! :oops: ka isika vao niresaka iny de tondé namaly teto akia zah de ndry no voasoratro :oops:
69. sasa ( 08/11/2006 05:05)
za aloha d'efa nahita olana amin'io ex io fa mitandrema tsara fotsiny, tsy misy vahaolana afa-tsy ny firesahana ihany, atovy carte sur table arak'io voalazan'i Fiffi io, aza tonga d hoe misaraka izany fa tsy vahaolana izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1801