Lettres à un tueur
1. xxx
(
28/10/2006 05:49)
Tsy haiko na firy tamintsika no nahita an'iny film iny fa mamaky an'ilay dinika etsy ambany etsy io aho hoe "ny taminay" dia mahatsiaro an'ilay izy. Ny niafarany moa dia tantara be dia avy eo mba nisy happy end ihany. Dia lasa ny saiko tamin'ny voalohany dia nanontany tena aho hoe ny ankizy ve no efa tsy ampy fitiavana sa ahoana no dia lasa mifankatia virtuellement eto amin'ity internet ity. Saingy vao tsy ela izay no nahitako fa kay possible mihitsy ity mitia olona virtuellement ity na atao namana tsotra io na tiavina amin'ny fo tahaka ny olon-tiana saingy ny tsy tokony ho esorina ao an-tsaina hoy aho dia izao :"vitsy anie ry reto ny possibilités iainana an'ilay fitiavana e". Ny sasany ve ohatra any Arabie Saoudite manana asa tsara be nefa mitia virtuellement olona mipetraka any Soudan , samy tsy misy manana possibilités hifanenana amin'ilay iray dia hoy aho hoe "ekena ary fa mifankatia e, tena amin'ny fo fa tsarovy ihany hoe invivable concrètement ilay tantara !".
Koa raha rava satria conscient kokoa tamin'io mahainvivable azy io ny iray dia aza mifampitana alahelo fa toneo tsimoramora eny ny fo. Ary ilay niala, aza mitady coupable e ! Mba assumer-o ny zavatra nataonao fa ianao koa diso.
Ho an'izay mbola tsy tratra : aza manala azy amin'ny resaka fitiavana virtuel fa tsy hainao ny sentimentn'ilay olona miresaka aminao ao ambadiky ny écran ao, mety tena lalim-paka ny fitiavany anao ka aza milalao aminy fa manjary milalao amin'ny afo.
LETTRES A UN TUEUR.

novalian'i Fiffi ny 01/11/2006 18:54
2. Fiffi
(
28/10/2006 06:29)
xxx:fa nahoana kosa no hoe invivable concrètement le izy ? "si on veut , on peut"
vitsy anie ry reto ny possibilités iainana an'ilay fitiavana e". Ny sasany ve ohatra any Arabie Saoudite manana asa tsara be nefa mitia virtuellement olona mipetraka any Soudan , samy tsy misy manana possibilités hifanenana amin'ilay iray dia hoy aho hoe "ekena ary fa mifankatia e, tena amin'ny fo fa tsarovy ihany hoe invivable concrètement ilay tantara !".
zany aza izy manana asa tsara be ! de raha manana asa tsara be de hanana moyen avy eo hi-concrétizena io fifankahitana io !
L'amour n'a pas de frontière !
3. xxx
(
28/10/2006 06:48)
Fiffi : ohatra iny Fiffi a ! fa eritrereto fotsiny hoe olona samy tsy manana moyens indray ary izy, ahoana no ifankahitany ary e :?::?: Ary ny problemana visa angaha adinon'ise :roll::roll:
5. Fiffi
(
28/10/2006 10:31)
xxx; an3 kah ! tsy hadinoko le blèm paps fa ozy zah hoe misy ny faniriana de mba mitady zay moyen rehetra kosa mba hifankahitana eh ! :(
6. simplex
(
28/10/2006 11:33)
D tena tsy hitako izay nanaovan'i xxx ho xxx kanefa i xxx tsy i xxx akory. Sa misy xxx tian'i xxx manokana any fa mbola mitsapa an'i xxx aloha i xxx hoe aza lalaovina za ry xxx fa tena tia b?
Ra any Arabie Saoudite dia tsy misy blem ny paps (hoy aho) satria tany Silamo io ka ry zareo otran'ny hoe somary manaja ny resaka fianakaviana eo @ lalanany... fa ra any Soudan d aleo tsy mande satria jokotra any @ ady any.
mba tsy ho HS d asiana an'ity:
ekena tokoa ilay paragrafy farany nosoratan'i xxx io. Zany hoe tokony ny andaniny roa no mampihatra an'le izy. Le olona tia b koa tokony manajanona satria tsy hainy ny sentimentn'ilay olona miresaka aminao ao ambadiky ny écran ao, mety tena manala azy b fotsiny izy mitady izay maminy kely en plus.
10. xxx
(
29/10/2006 09:58)
Hoy i Fiffi :
Mbola lucide tsara ve aloha isika izany sa ahoana e :idea: Tsy manafangaro ny fiction amin'ny réalité mihitsy aho. Izay no antony nametrahako an'ity dinika ity, mba hanampy antsika izay mety hanafangaro ny virtuel sy ny réalité.
Amin'ilay film aza anie ry Fiffi ry zareo mianakavy mba nihaona matetika e ! Tsy dia misy ny elanelan-tany na dia eo aza ny fisarahana. :-/ Fa eto amin'ity resaka fitiavana virtuel ity, firy no mba tena nihaona 8O fa dia resaka par écrans interposés izy ity dia samy miblabla eo daholo izay te-hiblabla, misy ny honnêtes :-*, misy koa ny manala azy :twisted:!
Hoy i Simplex :
xxx: fa aza hafangaro @ film koh le réalité an!

Sa misy xxx tian'i xxx manokana any fa mbola mitsapa an'i xxx aloha i xxx hoe aza lalaovina za ry xxx fa tena tia b?: Izaho ilay olona atao hoe lent ireny raha resaka sentiment izany ka raha misy xxx tia ahy eto na hoe misy tiako dia mbola mila miandry fotoana ela be izany vao mety hisy !!!! :-*:-* Nataoko xxx satria izay no mba netinety tamiko e ! :-P
11. Fiffi
(
29/10/2006 21:28)
xxx: ka samy efa olon-dehie ireo manao an'zany ka tsy ho fantany kosa ve ny zavatra hataony ?
14. pissoa
(
01/11/2006 17:18)
satria ozizy njy sy ny tsy njy tany oe ny tampoka tsy mahalehilahy :roll::-D:-D:-D:-D:-D
15. Fiffi
(
01/11/2006 18:54)
ka samy hafa ange le hoe ny tampoka tsy maha-lehilahy sy ny zavatra tondé hatao eh !
Ny iray tsy nampohizina ! ny iray fanatrao tsara ny zavatra hataonao !
Ny iray tsy nampohizina ! ny iray fanatrao tsara ny zavatra hataonao !