Ancien P.M. Soanagaly
1. tenagasy
(
27/10/2006 10:26)
Mankamamy!
(lefilefy ny resaka vatokely tato ho ato saingy alefako ihany ity)
- P.M. soanagaly teo aloha taiza sy natokisan'ny fitondrana ankehitriny
- Nosoloina (alternance) => lasa Ben'ny tananan'ny tanan-dehibe faharoan'ny soanagaly
- Voarohirohy nanodina vola 42.000.000.000FCFA 840.OOO.OOO.OOOFMG
- Nanda hatrany ny maha meloka azy, saingy nanaiky amim-pahatsorana ny ho tsaraina (izany ny an'ny olona) => nomelohina ka nigadra
- 1 taona tato aoriana noafahina t@ figadràna fa toa tsy marimpototra indray ny maha-meloka azy (...???...) => lasa nisitaka tany Frantsa :?:
- Niverina avy any , lasa mpanohitra mafàna fo => nanambara fa hirotsaka hofidiana hifaninana @ filoha amperin'asa @ fifidianana 2007
- ANIO (vaovaon'ny RFI) Nitsotra izy (PM teo aloha io) fa nanodina vola be tokoa => mikasa ny hamoaka ny lisitr'ireo niara-nisaosy taminy sy ny vola anjara noraisin'ny tsirairay avy.:-/ 8O ^^
FINTINY:
- Tsy hay intsony ny akoho sy ny vorona misy raha la tera
- Ary ny antsika? tsy azo atao lesona ve izany?
Ahoana hoy ianareo namana isany?
Mirary soa!

novalian'i rabaradaka ny 29/10/2006 07:50
4. fijo
(
27/10/2006 20:04)
za koa efa nanodina fa tsy vola.
ny antsika tsy misy diso izany ka,ny fahadisoana dia ny hafa ihany.

5. kolokanto
(
28/10/2006 03:01)
Miarahaba antsika rehetra indray o!!!
Tena mampi-te hidera tokoa izany praiminisitra sonagaly izany!! Tsy mampi-te hidera vokatry ny fangalarany saingy mampi-te hidera nohon'ny fanekeny hanantanteraka ny saziny ary koa ny fahasahiany niteny fa nangalatra tokoa izy!!!
Hoy i tenagasy hoe tsy azontsika Malagasy mba atao lesona ve izany? Vitsy tokoa angamba isika gasy no mety hahasahy hanao izany ( indrindra ireo mpitondra teo aloha)fa matetika aza izay nanao ratsy no midiridiry sy mampiaka-peo mahatsiravina!!!

6. rabaradaka
(
29/10/2006 07:50)
Milay ilay hevitra fa ny antsika ange ka demokrasian'ny tsena no hiainana e, zay be vava sy mpiantsoantso no toa mahery. Fa ny demokrasian'ny afrikana izay hianaran-dRavalomanana io sy Sylla tsy mety eto amin'ny tanàna fa hamorika antsika.