Ho an'izay tia mandinika rahona!

1. kitjo ( 28/10/2006 10:46)
Ho an izay tia mandefa eritreritra ohatra anah, zao ny fialamboliko..haha..ohatra tsisy atao e?

Vinavinao zay sary hitanao @ilay rahona

http://cloudappreciationsociety.org/gallery/index.php?x=browse&category=20&pagenum=1
novalian'i kitjo ny 10/11/2006 12:53
2. sipagasy ( 28/10/2006 11:23)
mampahatsiahy ahy ny taloha e!!!!! izaho aza efa nihita rivotssss hihih izahay mantsy nipetraka teny mahamasina atsimo ampitan'ny rova iny ka rehefa avy ny orana dia hitanao ny rivotss sy ny ranon'orana hihihi sa izaho ihany no nahita rivotss e!!!!
3. kitjo ( 28/10/2006 11:58)
hihihihi
zay ndray no tsitako!

za efa h@ mbola kely no tia mandinika2 manao fisainana adala2 oh zany

na le rindrina miempaka reny aza d imaginer-na oe sarina ganagana..haha
4. Fiffi ( 28/10/2006 14:35)
zah koa aloha de tena anisan'ny mpandinika ny rahona ireny ! indraindray zah de ohatran'ny mahita dinosaure zany :-D:-D:-D
5. malalatinasoa ( 28/10/2006 15:52)
:P cirrus de beau temps sy cumulus no hitako zao loll.
Izany hoe naika nitovy fialamboly isika, saingy ny lanitra avadika ho plafond, dia ny masoandro avadika vieilleuse =)), @ alina tsy mahita tory.
6. kitjo ( 28/10/2006 16:03)
hahaha
malalatianasoa> ka rehefa manana an'io feeling io dia na rindrina tamboho aza dia ahitana imagination foana
7. belaza ( 28/10/2006 16:35)
tena tsy voadinika tsara ny lanitra sy ny tamboho raha tsy..:@:@..kely klé
8. kitjo ( 28/10/2006 16:43)
hahaha
k io ange ry belaza tena dinihina jerena ambony jerena ambany e,
fa refa mahazo io lazainao io manko dia lay sary mitsy no tey to d mseho ho azy tsy dinihina eo..fa refa misava le izy tsy eo tsony
9. vale ( 28/10/2006 19:50)
kitjo:

hahaha
malalatianasoa> ka rehefa manana an'io feeling io dia na rindrina tamboho aza dia ahitana imagination foana
:-D:-D:-D:-D:-D:-D ary kay ve tsy za irery koa no mpanao an'izany e! t@ mbola kely io an, fa na zao koa aza ohatra ny mbola mahita izany foana:-D:-D:^)


10. Fiffi ( 28/10/2006 20:03)
belaza:
tena tsy voadinika tsara ny lanitra sy ny tamboho raha tsy..:@:@..kely klé
de aza gaga raha mahita hoe hihanjera eo @ nao ny lanitra sa ny rahona ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D


11. cutie ( 28/10/2006 20:10)
Mpandefa : vale [ Valio ] 28-10-2006 21:50:01
Lohateny : Re : Ho an'izay tia mandinika rahona!
Hoy i kitjo:

hahaha
malalatianasoa> ka rehefa manana an'io feeling io dia na rindrina tamboho aza dia ahitana imagination foana

ary kay ve tsy za irery koa no mpanao an'izany e! t@ mbola kely io an, fa na zao koa aza ohatra ny mbola mahita izany foana

ny ahy njay de ohtran'ny ahitako sarina saka daholo ze jerena :-D:-D:-D
12. Fiffi ( 28/10/2006 21:06)
cutie: ireo ve ? :-D:-D:-D sa
13. cutie ( 28/10/2006 21:12)
le fotsifotsy io hihihihi
14. Fiffi ( 28/10/2006 21:13)
de mihetsiketsika ve ?
15. cutie ( 28/10/2006 21:13)
ie ohtran'io mitsy hihihihi
16. Fiffi ( 28/10/2006 21:15)
de tsy matahotra hoe hianjera ve ? de tatazandry ? hihihih
17. cutie ( 28/10/2006 21:16)
non ka hihihihi
18. Fiffi ( 28/10/2006 21:18)
de rehefa mijery an'le saka ve ndry de miteny irery ? :-D:-D:-D:-D
19. cutie ( 28/10/2006 21:23)
an3 ohtr'zao fotsiny :lol::lol::lol::lol::lol::lol:
20. Fiffi ( 28/10/2006 21:26)
de avy eo rava le izy ! de lasa inona re eh ? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3492