Ho an'izay tia mandinika rahona!
23. rabaradaka
(
29/10/2006 08:28)
Zany ange ry zalahy no mahalasa adala e, lay mpifoka rongony teto amin'ny tanĂ na taloha dia io rahona io no iresahany, dia inona hoy nareo ny tohiny, lasa adala lery zao. aza mba hitako marina ka ry ... sy ... no ifanenjehana fa lasan'ny rahona hono
26. kitjo
(
29/10/2006 14:45)
aoka marina rabaradaka an...sao mibaradaka amzany za! hihihihi
ilay izy ange tsy hoe eo ianao d hitanaka eo d andefa saina e
fa juste oe mjery enao dia mi imagine fts oe sarina inona re io e! zay fotsiny
ilay izy ange tsy hoe eo ianao d hitanaka eo d andefa saina e
fa juste oe mjery enao dia mi imagine fts oe sarina inona re io e! zay fotsiny
27. Fiffi
(
29/10/2006 20:54)
kitjo:de tena afaka tsara mi-imaginer zavatra bdb an!
fa juste oe mjery enao dia mi imagine fts oe sarina inona re io e! zay fotsiny
29. Fiffi
(
30/10/2006 06:56)
ohatran'hoe mahita hendrik'olona zany zah ! na dinosaure zany ! na ....:-D:-D:-D
33. cutie
(
30/10/2006 21:53)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 30-10-2006 07:56:09
Lohateny : Re : Ho an'izay tia mandinika rahona!
ohatran'hoe mahita hendrik'olona zany zah ! na dinosaure zany ! na ....
dinosaure
iny njay no tsy hitako :lol::lol::lol:
34. Fiffi
(
31/10/2006 06:32)
ka tena hafahafa be le image hitako aloha an! de rehefa mirava tsikelikely iny le rahona de lasa lava beeeee ! de misy rambo lava beee de mahita lohan'dino zany akia zah an! :-D:-D:-D
35. ninih
(
31/10/2006 13:28)
fa efa fomban' ny olona izany ity mandinika rahona ituy kay koa! za indray andro izay nahita ngahy be de ny tao antsaiko t@ izay hoe io Andriamanitra. :lol::lol:
36. kitjo
(
31/10/2006 18:19)
hihihihi
jereo ange @ilay site nomeko io fa misy karazany dia jereo amzay rahampitso manandrama..hihihhi
jereo ange @ilay site nomeko io fa misy karazany dia jereo amzay rahampitso manandrama..hihihhi
38. kitjo
(
01/11/2006 16:37)
aty aminay tsy mba mahita mihitsy fa sambasamba matoa mahita
indrindra moa lanitra manga izany dia tsy hita mihitsy fa manorandava ny aty mandava-taona
amzao koa misy zavona be fa misy ala may ao Indonesie tsy mety maty ny afo d mandrakotra ny lanitra eto Singapour ny setroka...

40. Ruby
(
01/11/2006 19:57)
tsara fialamboly koa anie i kitjo izany e, sady tsy mandany vola, andraso fa hianarako.