Ho an'izay tia mandinika rahona!
42. fijo
(
01/11/2006 22:21)
za koa dia tena tia diavolana sy io mandinika rahona io.asa na le tsy midaina de eo no mba manala sy mandefa saina
45. Fiffi
(
02/11/2006 06:55)
tena mahagaga ô ? zah hoa indraindray de mandritrin'ny fotoana firy no handinihako an'ireny rahona ireny ? fa ny saina ve no mamorona sa tena misy sary hita mihintsy ?
47. dailynews
(
02/11/2006 22:18)
ny kintana indray ny ahy no tena mba mahavarian ahy amin io lanitra io indrindra fa rehefa mainty be izay ilay lanitra ary feno kintana be..
48. naritsimba
(
03/11/2006 09:12)
Nahoana ny Rahona no haratsiana?
Avy aiza ny rano madio tsy vidiana
Rahona ireny no nidina ambany
Hanala hetaheta ny mponina an-tany.
........................
Avy aiza ny rano madio tsy vidiana
Rahona ireny no nidina ambany
Hanala hetaheta ny mponina an-tany.
........................
49. naritsimba
(
03/11/2006 09:14)
Tsy maintsy hoe hivoaka eny @ rahon'ny lanitra ilay Mpanjakan'izao tontolo izao.
50. kitjo
(
03/11/2006 13:24)
io angamba rakaraky ny olona fa nddray na samy mijery aza dia samy mahita ny hitany...hhihihi
ny sasnay mahita saka, ny sasany tavan' olona, ny sasany ganagana.. nefa rahona mitovy ihany
fijo> ra midaina aza ve tsy vao mainka loza? hihihi
ny kintana koa mahafinaritra mjery azy ilay rehefa isaina dia ohatry ny misy vaovao foana nefa enao vo mjery oh oe tsisy mitsy drefa manomboka mandinika ilay lanitra d manomboka misy mipoitra tsikely2 le kintana

51. Fiffi
(
03/11/2006 13:34)
tena samy manana ny interprétation-ny ny tsirairay rehefa mijery an'io rahona io ! sady ny rahona hita eo @ lanitra avy any Dago tsinona tsy ho hita aty frantsa koh ! :-D:-D:-D:-D:-D
52. fijo
(
03/11/2006 22:35)
kitjo izay no tsy haiko satria za tsy mbola.
fa ny ahy io diavolana io tena zavatra mbola mahavariana ahy hatramin'izao.ary ny tsy nahitako azy io taty,dia saika tsy nahatamana ahy mihintsy
fa ny ahy io diavolana io tena zavatra mbola mahavariana ahy hatramin'izao.ary ny tsy nahitako azy io taty,dia saika tsy nahatamana ahy mihintsy
53. kitjo
(
04/11/2006 06:39)
ngah tsy mahita any?
aty indray aloha dia mahita rehefa mba sendra @orana tsy avy...sady za eto akaikin' ny plage mipetraka dia rehefa tena diavolana be dia oh miakatra avy any @ ranomasina izany ilay volana..
nnndrriiiii....
fiffi> ilay lazaiko oe samy mahita ny hitany na toerana iray aza miara mijery eo dia samy mahita zavatra hafa
za zao mjery le @le site io dia hafa ny comment ataon le olona mametraka le sary ao nefa ny anah sary hafa no hitako (meme image)

54. Fiffi
(
06/11/2006 17:31)
kitjo: ié ! rahona iray zao de zah mahita dinosaure nefa ndry mahita soavaly :-D:-D:-D
55. naritsimba
(
07/11/2006 11:05)
kitjo> io voalazanao io ilay atao hoe mamono kintana teo @ ntaolo malagasy.
Azo lazaina koa ianao @ io hoe MANIRY KINTANA ...! hihihhi!
tsiky dia ampy:D
Azo lazaina koa ianao @ io hoe MANIRY KINTANA ...! hihihhi!
tsiky dia ampy:D
58. Flavien
(
08/11/2006 01:43)
na ny vozonako aza dia narary tampoka avieo ny masoko:wink:8O, fa za aloha de mahita olona mitaingin-tsoavaly e!
59. Fiffi
(
08/11/2006 10:30)
de atsy ho atsy ahita père Noël taritin'ny ...kalesy mitondra kilalao koh ve ? :-D:-D:-D:-D