TSIVALAHARA kanefa misy mpitia sy mpanohana foana
1. besoiiin
(
28/10/2006 16:52)
mahagaga tokoa fa misy ny olona tena efa tsy valahara sy tsy mifaditrovana kanefa dia mbola misy fans sy mankamamy ihany na dia eto amin'ny serasera aza, mba mieritrereta ihany e
http://razafimahazo.free.fr/Descendants/ReporterARF/img2/pontbarrage.htm
http://razafimahazo.free.fr/Descendants/ReporterARF/img2/pontbarrage.htm
novalian'i prime ny 30/10/2006 12:39
4. besoiiin
(
28/10/2006 17:04)
efa ho 17 ny pont nopotehina kanefa dia ankamamiana ery! ny olona nanao reparation sy namboatra lalana indray no omena tsiny....
5. kitjo
(
28/10/2006 17:14)
ka misy tombotsoany ao ka zay no tsy laniny @ le amin' izao satria very fihinanana e..
amzao manko amboarina ny lalana dia ho an' ny daholobe fa taloha ho andry zareo ihany
ohatra amzany ny tao aminay tao Antsirabe. namboarin Ra Merci ny lalana hatreny antsena Sabotsy dia hatreo ambavahadiny ihany..tena najanona teo alohan' ny tranony mitsy ilay izy nefa tsy ampy herintaona akory angamba d bye bye fa lavaka sisa

8. besoiiin
(
28/10/2006 18:30)
mbola sahy hiseo masoandro iany v ireo mpanohana ireo tsy matahotody ireo e????
11. Lejim
(
28/10/2006 21:26)
besoiin> Samy manana ny tiany lesy e! Hi-force-nao hankafy izay olona ankafizinao angaha ny olona rehetra. "Ny fomba fihevitro tsy fihevitrareo" hoy ny Tompo ao amin'ny Baiboly. Na Andriamanitra aza tsy itovizan'olona hevitra, vao maika ianao.
Aza malahelo fahatanitany fa mba malahelo anao koa ange ireo olona hafa tsy mankafy ny hevitra ireo!
Aza malahelo fahatanitany fa mba malahelo anao koa ange ireo olona hafa tsy mankafy ny hevitra ireo!
12. Zina
(
29/10/2006 01:22)
Samy manana ny tiany lesy e
Lejim a je ne crois pas... vovidy vola lesy ry zareo a ka mamy lotra anie ny vola e...
13. kitjo
(
29/10/2006 05:23)
ka na zay aza ny tiany ze lany ho prezida eo ikambanana foana e..
zay tsy miantsampy @ soavaly maninona moa ozizy ny Ntaolo?
zay tsy miantsampy @ soavaly maninona moa ozizy ny Ntaolo?
14. besoiiin
(
29/10/2006 07:31)
mety niaranisôsy sy niara nanapôka tetezana taminy dôlo marina ngamba no tia azy, tsy maintsy hoe nisy tombotsoany tao, raha tsy mitovy marina tsy miaraka...
15. rabaradaka
(
29/10/2006 07:46)
O ry zalahy a, tsy valahara ahoana moa ity tianareo lazaina e ary iza ? Ny namono an-dRavolomaso ve sa ry zareo nanapoaka tetezana sa ny naka vola tsy niera tao amin'ny trésor public (rekizision) sa ry zareo deban'ny poste malagasy nanodina vola amina miliara sa ry Chief of staff lasa milliardaire tao anatin'ny 3 taona sa IZA an ? IZA
17. colar
(
29/10/2006 08:20)
pierrot kosa alo tsy radidy e, sa mety we hanao otrazy ihany ra tonga eo,tsy hay alo e,tandem ra8 pierrot zao no milay,samy mamim baoka ,nefa to nofy zany ,ny an dra8 ol otran ramiaramanana no tena tiny,ozy lay mpanao poltika zay we vo jerena razoky de eeeeeeeeeeeeeee,aleo tsy kozina fa sao mampikagdra kle,ra 8 ihany ny anay e,oeoeoe,ka styl oeoe ihany nge zao atao zao e,migadra daol zay b vava retra,na sesitany,tsy misy hiasana kosa ko,hahahha, tsy hay ntsony izy ty,iza no omena tsiny,ZA WA TSY HIFIDY OZY RA KIKI