assurance maladie

1. dailynews ( 27/10/2006 18:09)
misy ve io asurance io eto madagasikara ary azo hitokisana ve ny fampiasana azy? ohatra: havana sa aro, tena manampy ve izy ireny?
novalian'i watafon ny 30/10/2006 07:26
2. Fiffi ( 27/10/2006 18:49)
dailynews: fa nahoana akia no tsy azo hitokisana ? tadidiko tsara fa nirehatra ny fiaran'ny namako zay de ny havana ny assurance-ny de vao vita ny visite-n'le olona de tena nahazo ny remboursement izy an!
3. Fiffi ( 27/10/2006 18:51)
heu...nisy fahadisoana kely ! ny fiara io fa raha ny maladie tsy aiko indray ! fa hitako kosa aloha fa sérieux an!
4. simplex ( 27/10/2006 21:38)

misy tokoa,
ny aro sy ny havana no fantatro fa otran'ny efa misy kaompania vazah hafa koa zao.
Ny Aro no tsara kokoa hoy aho satria izy no leader (possible hoe tsara kokoa ny service-ny), no milay kokoa le actuaire-ndry zalah hahaha.

Ny hoe manampy sy tsia indray d arakakaraka. Otranao manao "medicare" sy "medical insurance" ihany io. Ny asanao sy ny risika miaraka @ zay matetika ny hijerevana azy, na assurance vie io na sante. Anotanio ry zareo fa siora za fa hanome conseil anao izy :°);-):D

:-*:-*
5. watafon ( 28/10/2006 17:18)
manampy tokoa io k ! raha eo anivon'ny orinasa zao no tena fantatro ny fomba fiasany fa raha perso ndray tsy d haiko loatra e!
6. Fiffi ( 29/10/2006 21:05)
assurance maladie tahaka ny sécurité sociale ve ?
7. dailynews ( 30/10/2006 01:33)
misaotra reto a:D. tsy izany fa mba lasa fotsiny ny eritreritro amin ireny toerampitsaboana lafo dia lafo ireny satria toa be dia be ny olona mitaraina ny amin izy ireo ka hoy aho hoe...ahoana tooa moa izany raha manana assurance? dia mety ohatrinona eo ho eo kay ny aloa isambolana raha toa ka hoe perso ilay izy?
Fiffi> ie, olona simba tomobilina koa aloha no hitako dia hitako fa nanome ry zareo e, saingy ilay maladie mihitsy no tiako ho fantatra.
8. dailynews ( 30/10/2006 01:35)
ie, dia ny adinoko ihany koa ny nanontany dia hoe azo ampiasaina amin ireny cabinet medical kelikely ireny ve ilay izy? sa mila toerana fitsaboana lehibe ihany no ahafahana mampiasa azy?
9. watafon ( 30/10/2006 07:26)
raha ny tokony izy alou rehefa toera-pitsaboana misy dr ara-dalàna d tokony ho mety e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3115