Mitady hira Rija Rasolondraibe
1. Ilo
(
25/10/2006 08:24)
Mba mitady ny hiran'i RIJA lé taloha ireny azafady.Misaotra mialoha!
répondu par hira72 le 26/10/2006 12:46
2. Fiffi
(
25/10/2006 08:43)
efa nijery tao @ tononkira ve enao ? toa misy bdb ao an! http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=184
8. caprio
(
25/10/2006 21:54)
Za koa tena mirevy ilay hiran'i Rija taloha ireny ary mihevitra ny hanavao azy ireny mintsy za fa mbola miandry kely fa efa misy ireo namana hanampy @izany
10. hira72
(
26/10/2006 12:41)
izaho koa mba tena nankafy ny hiran'i lery taloha reny nefa toa tsy mahita mihitsy fa toa hiram-pivavahana daholo no bobaka izao
Ohatra ilay hira hoe:
Miandry anao,miandry anao foana ny toeranao etc
Ohatra ilay hira hoe:
Miandry anao,miandry anao foana ny toeranao etc
11. hira72
(
26/10/2006 12:46)
Raha handeha ihany ianao
Raha sitrakao
Aza tena ilaozana tanteraka aho
Fa izaho hatrizay tsy mahay
Tsy zatra ilaozanao
Tsy hisakana izay mba fanirianao anie aho
Tsy hanimba izay mba tena tianao
Fa ny hasambaranao no tadiavina
Raha tsy misy ato an-trano
Dia tsara tso-drano
Nefa amelao sombiny amin'ny fitiavanao
Mba amelao na izay sisa tsy zakanao
Mba amelao na ho mpinamana tsotra izao
Raha handeha ihany ianao
Raha toa manembona ianao
Na koa mahatsiaro izay niarahana taloha
Ka matahotra na menatra ny hiverin-dàlana
Fantaro
Fa tsy hisakana izay mba fanirianao anie aho
Tsy hanimba izay mba tena tianao
Fa ny hasambaranao no tadiavina
Raha tsy misy ato an-trano
Dia tsara tso-drano
Fa miandry anao
Miandry anao foana ny toeranao
Miandry anao
Ireo izay efa nilaozanao
Miandry anao
Ny tia sy fitia
Modia
RadioVazoGasy
Tadiavo ao amin'ny RVG
Mpihira
Rija Rasolondraibe
Hampiditra sary
Momba ny hira
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 13/09/2002 23:58
Mpamaky : 190
Tondrom-peo gitara
Hampiditra tondrom-peo
raha mba misy manana an'io mba omeo e!
Raha sitrakao
Aza tena ilaozana tanteraka aho
Fa izaho hatrizay tsy mahay
Tsy zatra ilaozanao
Tsy hisakana izay mba fanirianao anie aho
Tsy hanimba izay mba tena tianao
Fa ny hasambaranao no tadiavina
Raha tsy misy ato an-trano
Dia tsara tso-drano
Nefa amelao sombiny amin'ny fitiavanao
Mba amelao na izay sisa tsy zakanao
Mba amelao na ho mpinamana tsotra izao
Raha handeha ihany ianao
Raha toa manembona ianao
Na koa mahatsiaro izay niarahana taloha
Ka matahotra na menatra ny hiverin-dàlana
Fantaro
Fa tsy hisakana izay mba fanirianao anie aho
Tsy hanimba izay mba tena tianao
Fa ny hasambaranao no tadiavina
Raha tsy misy ato an-trano
Dia tsara tso-drano
Fa miandry anao
Miandry anao foana ny toeranao
Miandry anao
Ireo izay efa nilaozanao
Miandry anao
Ny tia sy fitia
Modia
RadioVazoGasy
Tadiavo ao amin'ny RVG
Mpihira
Rija Rasolondraibe
Hampiditra sary
Momba ny hira
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 13/09/2002 23:58
Mpamaky : 190
Tondrom-peo gitara
Hampiditra tondrom-peo
raha mba misy manana an'io mba omeo e!
