Gasykaraoke
1. gasykaraoke
(
24/10/2006 12:13)
Teny kely:
1) misy maromaro saika diso fa tandremo, ao @ palais des congrès ao Puteaux ilay fety fa tsy ao porte maillot!
2) maro no nanontany DEMO, ka dia efa eo @ ny site ny gasykaraoke izany zao www.gasykaraoke.com

répondu par sipagasy le 12/11/2006 15:33
6. Fiffi
(
25/10/2006 05:53)
toa tsy azo jerena ny hira hafa fa tondé "page indisponible" ? le ao @ demo io an!
8. gasykaraoke
(
25/10/2006 12:14)
Fiffi:
toa tsy azo jerena ny hira hafa fa tondé "page indisponible" ? le ao @ demo io an!
Azo jerena ka!!!:arrow: fa inona ny navigateur an'i Fiffi?
9. gasykaraoke
(
25/10/2006 12:17)
little:
tena tsara kosa ka, zao ahay mba malagasy! mazotoa e! mahereza
:-*
Misaotra éé! safidin'ny mpikarakara mihintsy ny nanaovana répertoire gasy ihany, fa tsy nasiana hira vahiny. Mba miova amin'ny mahazatra:!:
10. sipagasy
(
12/11/2006 15:33)
misaotra e!!!!!!!! akamanay ilay nahazo loka iny e!!!! tsiky kely akia zanjy annnnn mahay mihira annnnn;-)