mitady hira koa
1. tslem
(
25/10/2006 11:32)
Asa raha inona no hevutra fa mba misy hira tiako be zay ho aho taloha elabe(1991),ka asa ny RVG raha mety hahita an'io mba ho angatahina e;ty lé hira tadaviko>>>TOKY FITAKA hiran'i JOVIAL.
novalian'i lanto ny 26/10/2006 16:33
2. lanto
(
25/10/2006 13:16)
noheveriko ho bonaika
nametrahako fitia hay diso paika.....
.....
Fa ny toky izay nomenao ahy
hay ilay izy toky fitaka
ka tsy hisian'ny ahiahy tsy aleo ve misintaka
tsy ianao irery ihany anefa no azoko antenaina eto an-tany
fa mbola misy ihany any ho any..
io ve izany ry tslem ?

3. tslem
(
25/10/2006 13:45)
tena io indrindra ry lanto a, fa lé hira mitsy fa tsy ny tonony akory, ny tonony mantsy haiko tsenjery
4. ari.malala
(
25/10/2006 14:21)
Noheveriko ho bonaika
Namborahako fitia
hay diso paika ny fitiavako satria
ianao ilay tiana nantenaina
no nikendry handatsak'aina
niseho sariaka kanjo joko mitsoriaka
dia mba mody mpiasa be,
hay fatsora gaigy be
mampitondra faisana
ilay fitia izay niraisana
[...]
Fa ny toky izay nomenao ahy
hay ilay izy toky fitaka
ka tsy hisian'ny ahiahy tsy aleo ve misintaka
tsy ianao irery ihany anefa no azoko antenaina eto an-tany
fa mbola misy ihany any ho any..
Dia niseho ho tena tia
ka niangolangola ery
[...]
mafy indry ry kalakely
saingy tsy amakiako loha velively
[....]
ity fitia najoro hay fitiavana nandoro
niafiana avokoa mafy ianao randrematoa
fa saingy tsy ivadihako atidoha
Fa ny toky izay nomenao ahy
hay ilay izy toky fitaka
ka tsy hisian'ny ahiahy tsy aleo ve misintaka
tsy ianao irery ihany anefa no azoko antenaina eto an-tany
fa mbola misy ihany any ho any..
ireny fanomezan-toky ireny sady feno lokaloka
hay ve ka teny zay natao mba hanodoka
sy hanjonoan aizato foko mibaby tanambokovoko
nomena toky hay fitiavana boloky
Fa ny toky izay nomenao ahy
hay ilay izy toky fitaka
ka tsy hisian'ny ahiahy tsy aleo ve misintaka
tsy ianao irery ihany anefa no azoko antenaina eto an-tany
fa mbola misy ihany any ho any..
Ilay anaty [...] tsy tadidiko fa refa tadidiko miverina iihany aho mameno azy na raha misy mahay dia mba fenoy azafady e

7. caprio
(
25/10/2006 22:04)
Tena nalaza kaloa io hira io tamin'ny fotoanadrony fa ilay tarika toa tsy hita intsony e
8. ari.malala
(
26/10/2006 07:23)
Noheveriko ho bonaika
Namborahako fitia
hay diso paika ny fitiavako satria
ianao ilay tiana nantenaina
no nikendry handatsak'aina
niseho sariaka kanjo joko mitsoriaka
Izato ianao mba ahoana no sahy mamelively foana
ny toky nomenao
hay ankosobolamena
mpanodinkodina ny marina mba ho sarotra fantarina
fatra-pivazo hay mpitety voniknazo
Fa ny toky izay nomenao ahy
hay ilay izy toky fitaka
ka tsy hisian'ny ahiahy tsy aleo ve misintaka
tsy ianao irery ihany anefa no azoko antenaina eto an-tany
fa mbola misy ihany any ho any..
Dia niseho ho tena tia
ka niangolangola ery
ity fitia najoro, hay fitiavana nandoro
[...]
mafy indry ry kalakely
saingy tsy amakiako loha velively
dia mba mody mpiasa be,
hay fatsora gaigy be
mampitondra faisana
ilay fitia izay niraisana
niafiana avokoa mafy ianao randrematoa
fa saingy tsy ivadihako atidoha
Fa ny toky izay nomenao ahy
hay ilay izy toky fitaka
ka tsy hisian'ny ahiahy tsy aleo ve misintaka
tsy ianao irery ihany anefa no azoko antenaina eto an-tany
fa mbola misy ihany any ho any..
ireny fanomezan-toky ireny sady feno lokaloka
hay ve ka teny zay natao mba hanodoka
sy hanjonoan aizato foko mibaby tanambokovoko
nomena toky hay fitiavana boloky
Fa ny toky izay nomenao ahy
hay ilay izy toky fitaka
ka tsy hisian'ny ahiahy tsy aleo ve misintaka
tsy ianao irery ihany anefa no azoko antenaina eto an-tany
fa mbola misy ihany any ho any..
Tena mbola misy tsy tadidiko ihany e! :) miala tsiny aho

9. tslem
(
26/10/2006 07:34)
lanto:
noheveriko ho bonaika
nametrahako fitia hay diso paika.....
.....
Fa ny toky izay nomenao ahy
hay ilay izy toky fitaka
ka tsy hisian'ny ahiahy tsy aleo ve misintaka
tsy ianao irery ihany anefa no azoko antenaina eto an-tany
fa mbola misy ihany any ho any..
io ve izany ry tslem ?
tena miandry anareo mba hikarataka an'io ho alefa ao @ RVG ao moa ry lanto a, merci
10. lanto
(
26/10/2006 16:33)
tslem> rehefa misy mandefa ho anao de mba omeo RVG e :lol:
Raha mahita mou zahay de lazaiko eo ihany.
Disika loaka mihitsy izy io tamin'izany, fanafodin'ny dokotera :D
Raha mahita mou zahay de lazaiko eo ihany.
Tena nalaza kaloa io hira io tamin'ny fotoanadrony fa ilay tarika toa tsy hita intsony e
Disika loaka mihitsy izy io tamin'izany, fanafodin'ny dokotera :D