Main'ny menaka!

1. kitjo ( 25/10/2006 02:33)
Hono oa,
main' ny menaka ny tanako ry zareo afak'omaly,
d zao le izy mibontsina oh oe misy zavatra ao anatiny fa tsy nasiako in in mitsy alo e,
dia tokony hopotserina ve sa miandry ze rariny fts?
tsy maharary ts manin ts manin tsony le izy zao..mahita le mibontsina fts no mahasosotra.
novalian'i mimich ny 29/11/2006 07:55
2. malalatinasoa ( 25/10/2006 03:20)
Aza potserina na kitikitihana izany mihintsy.
Andramo asio tranche voatabia fa tonga dia haingana no tsara tarehy ny cicatrisation, fanaonay io rehefa ilay vao may iny, fa tsy fantatro kalou raha mbola mety raha zany 2 andro aloha zany.

Tsy te-hiteny aho hoe asio biafine satria toa tsy misy any e :?:
3. soanja ( 25/10/2006 03:56)
Rehefa tsy misy fery intsony dia aza hadino manisy na manosotra ranona Aloe na vahona aminy na tonga dia menaka vitamin E no ahosotra eo aminy fa tsy manolatra loatra izy amin'izay.
Raha mbola ferena ilay izy dia aleo izy ho vaky ho azy na maina ho azy. de tandremana tsara fotsiny tsy ho tratran'ny maloto.
4. Fiffi ( 25/10/2006 05:27)
aza potserina zany io fa vaky ho azy ! nefa raha mba nasiandry ovy zao io na menaka na beurre t@ voalohany de tsy nibontsina !
Ny ahy aloha rehefa mibontsina tahak'zany de hasiko betadine fotsiny de maina ho azy eo an!
5. lost ( 25/10/2006 08:46)
Somary tary ndry fa raha vao may ianao na inona na inona dia ataovy anaty rano mandeha mandritra ny 15mn ny faritra may fa tsy mibontsina izany ary aza adino ny mametraka BIAFINE(pommade) ao andakozia fa efficace io hosorana ny faritra may d bandina,soloina isan'andro fa tsy manolatra,ny ahy no teneniko eto fa misy ol sasany manao olatra iany fa misy fanalana azy any @ farmasia
6. belaza ( 25/10/2006 09:31)
somary tara enao fa raha vao may de hosorana "colgate" no tsara indrindra tsy mibotsina fa tondé maina be
7. booboo ( 25/10/2006 12:10)
maharary chien mort beee io hosorana colgate io kouh
8. xxx ( 25/10/2006 12:11)
za efa tratra d ny natoron'i mamanay - vakiana lé mibontsika misy rano d rarahana cottrim nototoina - vetivety kely d maina sady tsy misy citracice -
fa @ manaraka ra vao vo tonga d asiana "Saforel" fa tonga d mangatsitsika d tsy maninona -
mangatsiatsiahy e
9. xxx ( 25/10/2006 12:12)
COTRIM comprimé totoina lé izy teo an
zafad fa diso tsipelina za
10. kitjo ( 25/10/2006 12:44)
misaotra ry reto an

tena tara mitsy za fa ilay izy koa tsy narary fa rehefa kitihina fts vao somary oh mamaivay fa t@ andro nahavoa ihany ka oh adinoko d gaga b za androany nahita azy nibontsina.

Le Biafine zany aloha tena tsy misy aty e, ilay vahona io no andeha ataoko fa ny ahy anefa ilay vahona anaty tavoahangy Homeopharma iny mety ve?

Dia afaka atao miaraka aminy koa ve io voatabia io, ampifandimbiasina sa ray ihany, ny manodidina azy fts izao no somary mamaivay ra kasihina mafy.
11. watafon ( 26/10/2006 09:45)
na vakiana aza io tsy maninona k ! fa mila sasana tsara @ antiseptique avy eo fa tsy maninona io satria 1 er dégré zany !
toa tsy mety raha ilay vahona teny @ homeopharma iny k !
12. kitjo ( 26/10/2006 11:26)
ilay voatabia no tonga dia nisy moa tsy sur t@ilay vahona koa za ka efa nasiko...tsy vaky ilay izy fa dia maina fts amzao tratran'ilay voatabia...mbola mamaritra mainty2 aloha ilay hoditra fa tsy cicatrice ka tohizako fts lay voatabia
13. kitjo ( 26/10/2006 11:28)
fiffi> efa tara za fa ny ho an' ny manaraka (tsy za tsony..haha), ahoana no atao @ilay ovy sa dia silarana fts dia ahosotra le ranony?
14. Fiffi ( 29/10/2006 21:04)
rapéna le ovy kah ! de hapetaka eo @ le may
15. watafon ( 30/10/2006 07:29)
kitjo: efa sitrana zay e?
16. Fiffi ( 01/11/2006 11:22)
eny tokoa hoa ? maharitra hafirina akia no sitrana ireny may ireny ry wata ?
17. watafon ( 03/11/2006 11:26)
arak'araka ny gravité any akia an !
- raha premier dergé d andro vitsivitsy d sitrana
- raha second degré superficiel d eo @ herinandro eo
- raha second degré profond d elaela ny cicatrisation
18. kitjo ( 03/11/2006 13:26)
efa sitrana k!

melsi daholo :-*

mbola misy trace kely mainty2 fa kely aloha e
19. fijo ( 03/11/2006 22:44)
kitjo an,izao atao amin'ny manaraka.
-ataovy betsaka ny hena na ny frity fa tsy ny tanana no endasina.
-vao may dia ovy io fa io mitroka hafanana.
-aza manendy intsony,fa lery asaina manao azy.
-indrindra ,aza mihinanan amin'ilay tanana voahendy sao lany any koa ny rantsana.
20. kitjo ( 04/11/2006 07:10)
hahhahha

ty fijo ty tena tttssss

lery iza no ampanaovina azy aty e? hihihi

ra le aty d ataony a emporter..lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3742