Main'ny menaka!

41. kitjo ( 15/11/2006 17:36)
hahaha
aona ndray le oe rora aza?

iny mety mora azo no le hi provoke pipi ra tsy hoe haka volontaire..hihihhi

fa le ol manao ody may any dago reny hono ry reto tena mahay an..toa misy efa lova @ fianakams mitsy ny sasany
42. watafon ( 19/11/2006 13:28)
zany mihitsy e! fa raha efa nokitihin'ny Dr d matetika tsy mety manao ry zareo , efa don mihitsy zany le izy e! raha roran'olona tsy mpanao ody may d tsy mety fa vao maika mihombo !
43. ikaretsaka ( 24/11/2006 10:39)
kitjo: manendy tanana indray a:-*
za volontaire:^)
44. watafon ( 25/11/2006 20:00)
ikaretsaka: mba hazavao le manendy tànana oe !:-D:-D:-D
45. mimich ( 29/11/2006 07:55)
kitjo> ie tena mahay reny ka , za efa avy may tanana. Ny fela-tanako droite iray manontolo iny no nirarahan'ny menaka avy nanendasana trondro fa ny dokotera nandehanako sady nanome fanafody (antibiotique ) no niteny hoe mandehana any @ mpanao ody may , fa any haingana kokoa, fa tena tsy misy olatra na kely aza ny tanako sady vety2 tam zany nefa nampatahotra ny nijery anle izy fa tonga de nibontsina!!!
Somary maharikoriko kely fotsiny ilay izy rorona de maimbo roran'oll ny tanana isaky ny maraina sy hariva.
tamin'izany nikaviavia mihitsy tamin'ny zava-drehetra satria may ilay tanana miasa.

ikaretsaka> :-D:-D:-D:-D volontaire ny am n'inn io ????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1642