Main'ny menaka!

21. watafon ( 04/11/2006 16:31)
kitjo: araho tsara ireo tenin'ny fijo reo an ! :-D:-D:-D
22. kitjo ( 05/11/2006 15:47)
sady ohatran\'ny aleo matavy toy izay main\'ny menaka e!

:-D:{
23. vale ( 06/11/2006 14:04)
:-D:-D:-D
savony kou ry reto mety ahosotra eo @ le may rehefa le vao voa iny a, manamaina haingana koa,..tara be zà:lol::oops:
24. rapala ( 06/11/2006 17:34)
za koa tara, saingy mba hanome hevitra kely kanjo moa efa sitrana izany ilay izy izany:)
25. mandrindra ( 07/11/2006 10:51)
ny henoko indray hoe raha vao may dia avy hatrany dia hipipiazana
26. vale ( 07/11/2006 13:53)
ie,:lol:, tena marina, t@ mbola kely izay nanao ntsikonina de nisy ankizy may de nipipizan'ilay iray:lol::lol::wink:
27. fijo ( 07/11/2006 22:40)
raha tsy te hipipi no loza ,fa ovy no haingana na io savony io.
de aza manendy intsony wa
28. watafon ( 08/11/2006 07:26)
mandrindra: marina io k !
rapala: :-*:-* tonga soa ndray ary e!
29. rapala ( 08/11/2006 14:10)
watafon:misaotra e!:-*:-*
mandalo miserana kely fotsiny dia lasa indray:(:(
30. watafon ( 08/11/2006 14:43)
mijanona mou e! :-*:-*
d in aza le torohevitra saika nomenao e!
31. rapala ( 08/11/2006 15:12)
vao may iny mihintsy d atao ambany robinet, rano mangitsy pour qlq minutes dia avy eo fonosana hangaina, izay eo na servieta na chiffon fa tsy maintsy madio an!
Io indray anefa miankina @ ilay hoe aiza no may.
Mety sa mety dokotera?:-D
32. watafon ( 08/11/2006 18:13)
mety tsara k !=D=D=D le rano mangatsiaka anie sady mampihena ny fanaintainana no tsy mampiitatra ny faritra may e!
33. rapala ( 08/11/2006 20:08)
:-*:-*:-*
34. mandrindra ( 09/11/2006 16:57)
fijo:

raha tsy te hipipi no loza ,fa ovy no haingana na io savony io.
de aza manendy intsony wa


noho izany manaova rezega ana-pips anaty tavoahangy kely, mba hitsinjovana ny ho avy, :-D:-D:-D
35. Fiffi ( 09/11/2006 17:27)
zany ve akia de azo hatao ? nga tsy le hoe pipi vao mafana be iny no tsara ?heu...no mety ?
36. watafon ( 09/11/2006 17:39)
mandrindra: le izy frais no tena efficace fa tsy mialon'andro k !:-D:-D:-D
rapala: :-*:-*:-*
37. Fiffi ( 09/11/2006 19:49)
sady pipi tazomina zany ve tsy ho feno mikroba be avy eo ?
38. fijo ( 09/11/2006 23:01)
za zao te hipipi nefa tsy may le.
39. watafon ( 13/11/2006 14:09)
:-D:-D:-D:-D ndana mitady olona may haingana !
40. melody ( 13/11/2006 16:07)
andray kosa ry fijo sy watafon e...:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0768