I Deba no tao ambadika
1. rabaradaka
(
24/10/2006 13:22)
Mandeha ny resaka sy analyse politika maro dia milaza ry zareo fa i Deba no tao aorinan'iny tsy famelana an'i Pierrot hiditra eto amin'ny tanàna iny. Asa fa jereo ange, i Roland Radeba (hay ratsiraka fa azafady) dia tsy nanome alalana ny AREMA nanao manif tany Toamasina nefa zanaky ny AREMA io razoky io
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:48
2. kitjo
(
24/10/2006 13:26)
possible ko zay fa tsy maninon atsony zay ifanarahandry zareo ao Lafrantsa ao sisa refa tsy manakorontana any antanana
wen be fts izy fa tsy nisy nanao lay greve generale..hahaha
wen be fts izy fa tsy nisy nanao lay greve generale..hahaha
3. petalesoka
(
24/10/2006 14:54)
tena resaka mandeha ve izany sa eritrerit'i Rabaradaka mihitsy ê !:lol:
4. kitjo
(
24/10/2006 15:12)
ka refa eritreretin rabaradaka dia alefa eto @ forum d lasa resaka mandeha ko?
sa?
sa?
6. jefra
(
24/10/2006 21:34)
Ny azoko antoka d TENA tsy faly am Pierrot i Deba satria hono tsy nangata-tsodrano fa lasa nanao be loha fotsiny. Izany no tena mampivaky telo ny Arema (Deba, Pierrot ary ilay ao Tana).
Patate chaude i Pierrot d ny tsy famelana azy hiditra no moindre mal hitan-dRa8. Raha gadraina izy d tsy faly ny frantsay, havela amin'izao tsy faly ny TIM.
Toa mbola tsy vita io tantara io satria araka ny henoko d mbola mikasa hody i Pierrot. Vol air france avy ao Paris-Ivato hono, mety ho am semaine ambony. Hanao inona? Na ho eny Tsiafahy, na hanao propagandy. Izao vao azoko ny antony mbola mampikatona ny aeroport Toamasina.

7. fijo
(
24/10/2006 22:10)
fantatra aloha,fa misy mpitarika AREMA tsy tia ny filatsahan'i vatokely mihintsy,ary efa nanambara izany mivantana.ka noho izany,mifanojo eto ny tanjon'ny fitondrana,dia ny tsy hisian'ny korontana ao mada,sy ny tetik'i le jamba,anao izay tsy ahafahan'i vatokely milatsaka.sady raha vatokely anie no lany eo,vita mahia ny momba ny fanana'ny zanak'i lejamba e
8. jefra
(
24/10/2006 22:22)
fijo> Heveriko (itokisako e!) fa tsy ny fananan zanak'i lejamba ihany no ho vita mahia. Tena izay vao hampihariny am fomba mavesatra kokoa ny tsy vitany tam 2001 (tsy ho redressement fiscal intsony fa nationalisation). D mikopra an-dRa8 miaro ny sezany indray aho am izay.
9. tenagasy
(
24/10/2006 22:26)
Mankamamy!
Jiolahy tsy mifamarafara izany ka mifamery no iafarany?
""" Ceux qui sèment le vent finiront un jour par récolter la tempète""". Mbô saino ihany!
Ady, ambadika, nivadika, mifamadibadika, voadika no farany! Ataovy ihany hi hi. Andrinay ihany io e, fitafiandrazanay anie ny salaka eh! Mbola hitafy an'io imasombahoaka aho indray andro.
Mirary soa!

10. fijo
(
24/10/2006 23:19)
tsy ratsy ny salaka raha mafana ny andro ka.tsy olana.
jefra,nefa raha ny tanjony aloha izao ,dia ny hanakorontana fotsiny e
jefra,nefa raha ny tanjony aloha izao ,dia ny hanakorontana fotsiny e
11. jefra
(
25/10/2006 00:01)
fijo>Mety tsy d mitovy ny fijerintsika am hoe hanakorontana FOTSINY no tanjony.
Ady ilay izy. Tsy ady politika fotsiny fa resaka aina.
Raha tsy manao forcing i vatokely d maty polikma, fa maty fizikma koa satria adalan'ny fahazarana ny olona. Io ilay hoe ny zatra nihinana dia te hiletra foana.
Fa misy zavatra azo kianina sy anenjehana azy koa i Ra8, am zavatra nataony fa tsy anjely sanatria.
Fomba fiady tsy mety, kianiko, ny resaka adim-poko resahin'i vatokely. Fa tsy mino ihany koa aho hoe tena hisy a grande echelle ilay izy. Olom-bitsy sahy mandatsa-dra no misy. Fa tsy i vatokely ihany no mety hahavita izany. Tadidio fotsiny izay efa nisy teny Mahamasina sy 13 Mai tam desambra, tena kianiko koa.
Amiko dia disproportionné (mamono moka am kibay) ny fihetsiky ny fitondrana misy.Fijeriko manokana fantatro hoe be no tsy manaiky azy.
Tohanan'ny karana i vatokely ka manana moyens, afaka mitaha amin-dRa8, ka atahorana ny influence mety hananany, na dia efa mizara aza ny arema.Mahantra ny 80% n gasy ka izay mahatolotolotra ihany no tompoina, ireo anefa no betsaka.
Fa rehefa tsy tiana ny olona dia azo omena izay anarana/qualificatifs tiana ihany koa.

12. Lejim
(
25/10/2006 01:02)
Ary toa Arema foana no faoty e! Tsy mahita olona hafa omena tsiny intsony ve sa ahoana?
Ratsiraka izany no nilaza tamin'i Ravalomanana hoe, aza ampidirina i Pierrot, menacer ny companie mitondra azy, afodio ny seranana ao Toamasina!
mhm ... :roll: mbola matanjaka anie Ratsiraka izany e
lol, tsy mino an'izany aho!

13. kitjo
(
25/10/2006 02:25)
ka samy miaro ny rambony tsy ho tapaka ko!
zay le oe ra tsy resinay no fahavalonao dia miaraha aminy sa ahoana mo izy zay!
fa refa resy vatokely tsy mpinamana tsony ndray an!
zay le oe ra tsy resinay no fahavalonao dia miaraha aminy sa ahoana mo izy zay!
fa refa resy vatokely tsy mpinamana tsony ndray an!
14. prime
(
25/10/2006 14:51)
jefra:tsy marina izany... tsy ny 80% no mahantra ary ny malagasy tsy azo fitahina intsony @ fomba tranainy fa efa mahiratra ny ankamaroany ka efa manana ny heviny na dia miteny hoe "eny malagasy" foana aza...
...Mahantra ny 80% n gasy ka izay mahatolotolotra ihany no tompoina, ireo anefa no betsaka...
15. fijo
(
25/10/2006 21:52)
jefra,ady tokoa ilayizy,ka vatokely efa manipy resaka ny resaka adim poko."taratasy nalefany tany amin'i chichi"ka noho iznay dia aleo izy hilamina aty ivelany aloha,sao miha mikorontana ny ao an tanana
19. aokahoahy
(
26/10/2006 12:51)
Zoky rabaradaka tsy haiko tsara be na ex AREMA na TIM na RPSD na tsy haiko fa tena mahita raha, i Deba volaninao io kony efa tsy manano politiky e !
20. rabaradaka
(
26/10/2006 12:58)
Mba sendra ireo namana tany Frantsa ange no nahenoko an'izany e, zahay aty ambanivolo lavitra ny tanàna ve hahafantatra an'izany ? Fa ny tsy nifampizaran'izy roa lahy ny fahefana tamin'ny faramparan'ny 2000 no fototry ny disadisa de tsarovy fa Deba sy ravalo ange ka ....