I Deba no tao ambadika
21. fijo
(
26/10/2006 23:02)
kitjo,ndry mbola sempotra ka tsy naharaka,fa i vatokely anie nanoratra tany amin'i chichi alohan'ny hoe hoany mada e.izao no votoatiny"raiso ny andraikitrao andriamatoa filoha fa sao mihetsika ny tanindrana raha misy mahazo ahy,ka tsy ho tomponandraikitra amin'izay mitranga aho"tsy dia tena izay no nosoratany,fa nofintiniko.
22. kitjo
(
27/10/2006 12:12)
Oadray!
fa in no tokony ho andraikitr chichi amzany? hahaha
fa ngah zay olona vitsy hitsena azy no lazainy fa tanindrana manerana an'i madagasikara?
fa in no tokony ho andraikitr chichi amzany? hahaha
fa ngah zay olona vitsy hitsena azy no lazainy fa tanindrana manerana an'i madagasikara?
23. fijo
(
27/10/2006 23:54)
ka izy mbola mihevitra fa mbola zanatany i madagasikara.ka mila ny hetsiky ny mpitondra frantsay aloha.
24. kitjo
(
28/10/2006 10:26)
eeee...
ary mba nanao ahona tokoa zay e? nilaza handray Air France ndray manko
ary mba nanao ahona tokoa zay e? nilaza handray Air France ndray manko
