Politika sy tambahoaksa

1. salmo ( 20/10/2006 15:12)
Mety ve ny mamitaka ny vahoaka rehefa manao fampielezan-kevitra? (oh: raha lany i Koto hihinana yagort ny vahoaka rehetra ary ho vita ny lalana. :-D:-D)babakoto izay mino.:-D:-D . Ny antony: tsy hita akory izay nolazainy ingahy filoha t@ fifampielan-kevitra. Mety diso ve aho?
novalian'i Zina ny 22/10/2006 19:07
2. Fiffi ( 20/10/2006 15:56)
mety ho diso ianao satria tsy vita anatin'ny zay 5 taona kely zay fotsiny ny fananganana firenena zay nalatsakin'ny hafa anatin'ny faran'zay maizina !
Dia mba mahaiza mihonina koa fa mba betsaka kosa ireo zava-bita nandritrin'ny fotoana vitsy !
3. sipagasy ( 20/10/2006 16:30)
mmhhhh any izany!!!:-D:-D:-D
4. isrine ( 20/10/2006 16:36)
Misy kosa ireo mpanao fampielezan-kevitra dia tena miteniteny foana e, marina fa manana ny programany izy ireny fa nahoana no milaza programa hita fa impossible. Sa ilay mahita ny vahoaka mitehatehaka no tanjona?
5. salmo ( 20/10/2006 16:52)
(Non + NO = Tsia). Diniho kely aloha. Nisy 4x4 propangandy nandalo ny tanàna hizara akanjo sy kasket. Roa lahy no tao anaty 4x4, anisany olona taranakiny merina sy farintanina antananarivo izany roa lahy izany sady teo amin\'ny 45taona eoeo ny taonan\'izy roa lahy. Raha dinihina tsara anefa ity rangahy miteny betsimisaraka, ngita volo, mainti2 kokoa ny volokodiny, raha sendra mba nangataka dia > Mila :idea: hanazavana ny antony. Izaho koa mba anisany, inona no mampiavaka ahy amin\'ny Fianaratsoa, inona no mampiavaka ahy amin\'ny @ Toamasina sns... ¿Tsy samy malagasy ihany ve? ¿Ho an\'iza ny filoha? ¿iza no ambony dia iza no ambany? :-D:-D ^:^^:^ :-$ http://www.youtube.com/watch?v=c8sYCh0yJJU =D=D
6. isrine ( 20/10/2006 17:13)
Fa inona no tena resaka avoatra eto e, tsy de azoko tsara?
7. Fiffi ( 20/10/2006 17:40)
toa lasa resaka merina sy betsimisaraka izy ity ry salmo ???:roll::roll::roll:
8. Zina ( 20/10/2006 18:33)
Tsara kokoa angamba raha mianatra tsara aloh i salmo an
9. fijo ( 20/10/2006 21:17)
salmo an,hozuy pasquat izay hoe:"ny fampanantenana politika dia andraikitr'izay mihaino azy" dinio io,fa marina.
ary mbola marina koa io voalazan'i fiffi io,fa tsy 5 taona akory no hitsaran ny fitondrana iray.
10. lagoon ( 20/10/2006 22:42)
Antenne parabolique no nanaovana propagande taloa.
11. Fiffi ( 21/10/2006 08:10)
Zina:
Tsara kokoa angamba raha mianatra tsara aloh i salmo an
fa tsy ny politika !


12. akama2006 ( 21/10/2006 08:41)
fiffi,fijo>

araka ny hevitro dia tsy tokony hisy hidirany taona hitondrana satria raha izay lozika izay no raisina dia i zafy izany afaka miteny hoe za nitondra tapany koa tsy afaka nanao fanovana!

ary indrindra lasa manao fizarana ho roa ny fitondrana dia ny hoe merina sy tsy merina!satria tsy hitako izay fanazavana mihoatra izay!

satria:hoy nareo simba ny firenena nadritra ny taona maro,izany hoe ny teo aloha ,avant 2002!ary tsy vita ao anaty 5 taona ny fanarenana!

1)araka y fahalalako azy dia tsy adidiny mpitondra iray ny misalotra fanarenana fa io ilay \"continuité\" de l\'etat\",izany hoe programa no tohizana fa tsy manova!

2)nanana programa ve ny mpitondra ra8 taminy 2002? raha eny dia tsy diso le namna nilaza fa programany ny hanome 4*4,sns...!ary ny fanamby dia hoe 2 taona dia ho hita ny fiovana ho any malagasy! contrat izay!raha nahefa izy dia tsara, tsy nahefa dia miala!izay aloha ny lozika demokratika!

3)ny tsy mampandroso araka ny hevitro dia ny tsy fisiana \"volonté politique\"!ka raha ny fandraisana fanapahan-kevitra no hitsarana ny mpitondra hoe nitondra vokatra tsara sa ratsy izay,dia mety ,fa tsy ny isany taoa nitondrany!

4)nisy filoha izay nianatra tany mada fahiny,THOMAS SANKARA,maty novonoiny tsy tia fandrosoana,tao Burkina Faso! SATRIA sahy naka fanapahankevitra mifanaraka sy mety ho any fireneny,dia ny fametrahana ny mangarahara marina ka ny ao aminy presidence na ministera dia tsy mandany vola aminy tsy antony ka nasaina mitaingina bisikilety ny mpiasa ,ny minisitra tsy mandeha fiara de luxe manadany lasantsy fa renault 5!NY ANTONY tsotra,mahantra hoy izy ny firenena ka aleo vola hanasoavan toa izay rendrarendra!IZANY KA TIA NY FIRENENY!novany ny devise ka nataony hoe:(Mooré et Dioula) na : «la patrie des hommes intègres »!ary asa fa tsy kabary!

5)Thomas sankara dia olona tsotra tsy nanana firy ,fa kosa manao izay nifanekena fa tsy nivily lalana!nameno posy akory!alohany namonoany ny namany azy, te hiliba ohatra ny olombe lazaina fa manakaja eo aminy firenena!ny dikany dia ny FAHENDRENA no maha samy hafa ny mpitondra tsara sy ratsy!tsy misy hidirany fananana vola be,fahaizana faratampony,bika sy taona!aza adino fa na ny baiboly aza anie nanome ohatra amin\' izany e!SALOMONA mpanjaka nangataka ny fahendrena hitantanany ny fireneny fa tsy vola na harena na zavatra hafa!

fehiny:araka ny hevitro dia tsy fialana tsiny ny isany taona nitondrana,tsy fialana tsiny ny isany sy ny olona nitondra teo aloha,satria ny fitondrana ohatra ny fandovana ,ny lova tsy ny tsara ihany fa ao koa ny trosa sy ny volan\'olona ary efainy zanaka mandimby?sa diso izany? tsy fialana tsiny ny tsy fahavitany asa satria matoa natao 5 taona fa tsy 10 taona ny fitondrana dia ny programanao izany vita ao anaty 5 taoana,manohy ny tsy vita ianao ,manitsy na manampy avy eo raha te hilatsaka 2em fois indray!

misaotra!
13. rakaroka ( 21/10/2006 13:35)
Miombon-kevitra TANTERAKA amin'i AKAMA2006 aho:
De toute façon tsaraina amin'ny promesse mihitsy anie ny olona e: Ravalo izay niteny hoe roa taona eo amin'ny fitondrana izy dia efa ohatran'ny Japon izao ny gasy.Anefa aiza izao?, ka tsy nahaefa ny promesseny izany izy, toy izany koa ity asehon'i Salmo: efa firy taona no teo: "il faut céder les places aux autres rehefa tsy mahavita azy e! Dia tsy mbô menatra ve?... Du moins tsy tokony hiteniteny foana na hinohino foana koa!Dia hanaraka fahatany! Zary tsy misy intsony izay tokony ijoroana raha manidintsidina avokoa ny resaka atao.
14. vetsoko ( 21/10/2006 14:33)
hampanana ny tsy manana,minoa FOTSINY ihany,hovitain-tsika ao anatin'ny 5 taona izay tsy vitan'ny sasany hatrizay,....,ets ...ririnin-dasa marina izany katsy tsaroana,FAHANTRANA BE anefa ny vokany,raha ampiana 5 taona dia inona indray no vokany??????,ny mahagaga anefa fa mba heveriko ho analyste conscient daholo le namana mpiserasera eto nefa mbola betsaka ihany no mino sy manatena ,fanatisme sa ségrégation sa ve tsy maharaka ny réalité iainan'ny Malagasy au quotidien fa manohana fotsiny satria tsy concerné direct,illusion et illusion
15. vale ( 21/10/2006 21:02)
lagoon:

Antenne parabolique no nanaovana propagande taloa.
lagoon: ie:lol::lol::lol: ihihihihi


16. Zina ( 22/10/2006 19:07)
Fiffi ie zany mihitsy hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409