clip gasy
1. kitjo
(
20/10/2006 18:09)
http://youtube.com/watch?v=Qj1TvLRRmzI&mode=related&search=
novalian'i kitjo ny 08/11/2006 01:05
5. kitjo
(
20/10/2006 19:00)
tsisy fisaorana e,
mampamanimanina ny any an-tanana e :oops:
misy video bdb ao na documentaire momba Dago
mampamanimanina ny any an-tanana e :oops:
misy video bdb ao na documentaire momba Dago
7. Fiffi
(
20/10/2006 19:57)
tsy hoe misy vitsivitsy fa tena misy an! hihihi fa manja kosa aloha an! sady miheno ny hira no mahita le sakafo be miaraka @ Njakatiana ! hihihi
Hery: sinon ! misy fika ve handefasana clip ao @ radio vazo gasy io ? mba misy maromaro hiany manko aty amiko aty de mba te-hizara @ namana eh!
Hery: sinon ! misy fika ve handefasana clip ao @ radio vazo gasy io ? mba misy maromaro hiany manko aty amiko aty de mba te-hizara @ namana eh!
8. booboo
(
20/10/2006 20:26)
misaotra indrindra. Ela nitadiavako an'ilay " ela ny ela " an'i Dondolah sy Tahiry io. Sendra henoko tanaty taxi-be fa tondé tiakooooooo
11. Fiffi
(
21/10/2006 07:37)
fijo:fijo: io lien nomen'i Hery io raha vao misokatra tondé ireo ny lisitrin'ny clip koh !
tsy mety itako le nen'ny radio vazo gasy:oops:
12. Ralay
(
21/10/2006 10:43)
Azonareo atao ny maka ireo clip ao @ You tube fa mila manana YuoTubeDownloader sy lecteur FLV Player 1.3.3
Zay mila fanazavana @fampiasana azy ireo dia manorata amiko fa andramo aloha.
Mazotoa e
Zay mila fanazavana @fampiasana azy ireo dia manorata amiko fa andramo aloha.
Mazotoa e
17. kitjo
(
21/10/2006 11:53)
tsisy fisaorana e...mba mifampizara fts zay manana
hitanareo ve ilay an' i Mima sy Jerry Marcos "Samy mafoaka"...hahaha
io foana manko no resahin'ny olona kay hitako ihany.
hitanareo ve ilay an' i Mima sy Jerry Marcos "Samy mafoaka"...hahaha
io foana manko no resahin'ny olona kay hitako ihany.
19. cutie
(
21/10/2006 12:54)
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 21-10-2006 13:29:08
Lohateny : Re : clip gasy
jereo ao ambanimbany ao fa ndry mihitsy
ambanimbany aiza e :-D
