clip gasy
23. Fiffi
(
22/10/2006 17:38)
efa nisy nandefa teto io an! http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4512f124aa36a
24. kitjo
(
22/10/2006 17:50)
melsi ki, efa hitako d naveriko hevitra vao2 ko fa tsita tsn ra vao ela2 nefa mahafinaritra foana mahita an tony :P
25. Ralay
(
25/10/2006 15:57)
Cutie:dsl raha zo vao malaly anjy fa azo atao tokoa ny maka ireo clip ao @ youtube ireo.Efa nolazaikoeo ambony eo ny zavatra ilaina fa njy koa anie tsy mamaky tsara sa moa efa... dia tsy mahay teny gasy tsony :lol:
Mpandefa : Ralay [ Valio ] 21-10-2006 12:43:46
Lohateny : Re : clip gasy
Azonareo atao ny maka ireo clip ao @ You tube fa mila manana YuoTubeDownloader sy lecteur FLV Player 1.3.3
Zay mila fanazavana @fampiasana azy ireo dia manorata amiko fa andramo aloha.
Mazotoa e
26. kitjo
(
25/10/2006 18:26)
cutie. hhihihi..noa njay njy t@ iny
za efa natoron i ralay d efa nahazo bedabeee...
ralay melsi foana foana :-*
fa aty zao misy fanenjehana be ny piratage bdb ny ankizy gadraina :Kazaa, Ares sns..tsy koi ve io ralay? zany hoe @alina aho maka tsikely2 sady le izy koa vety2 kely mi load azy alo e

28. kitjo
(
25/10/2006 20:09)
cutie> ka za mora mahazo rehefa hazavaina ela be fa tsy zany!
:-D
fa ra to d haindry mi download an reo zvt lazainy reo d tonga d mahazo njy
fa ralay nge cool be e, d atorony tsara njy fa anontanio..haha :}
:-D
fa ra to d haindry mi download an reo zvt lazainy reo d tonga d mahazo njy
fa ralay nge cool be e, d atorony tsara njy fa anontanio..haha :}
29. cutie
(
25/10/2006 20:24)
kitjo ka za nge mahita clip e
fa azo tehirizina anaty ordinateur ve le clip, zay ny fanontaniako
fa azo tehirizina anaty ordinateur ve le clip, zay ny fanontaniako
30. Ralay
(
27/10/2006 13:55)
kitjo:Tsy misy olana mintsy ny maka ny video ao @ Youtube rehetra satria tsy peer to peer io fa fa zavatra natao ho an'ny be sy ny maro ary izany no nanomezany ny youtube downloader natokana hakana azy mintsy.
Tsy misy fisaorana fa dia fenoy ny Disk Dur e hihi :lol: :-*
Cutie: Natao ho tehirizina ao anaty ordi mintsy io satria tsy voavakin'ny matos hafa hafatsy ny FLV palyer.
Tsy misy fisaorana fa dia fenoy ny Disk Dur e hihi :lol: :-*
Cutie: Natao ho tehirizina ao anaty ordi mintsy io satria tsy voavakin'ny matos hafa hafatsy ny FLV palyer.
32. kitjo
(
28/10/2006 10:35)
ralay> mmhh...nividy disk dur exterieur mitsy za fa enao ngah ahoana? hahahha
cutie> haindry ve mampiasa azy?
avelao ho vita tanteraka ny telechargement an' ilay video (menamena ilay barre) vao copier-na amzay vety2 kely 1 segondra
cutie> haindry ve mampiasa azy?
avelao ho vita tanteraka ny telechargement an' ilay video (menamena ilay barre) vao copier-na amzay vety2 kely 1 segondra
33. Ralay
(
28/10/2006 13:00)
kitjo: dia tena mazoto tokoa raha izany ka toa any aminjy ndray zah no haka zany :wink:
34. cutie
(
28/10/2006 17:43)
kitjo, de mbola tsy haiko aloha fa de hikitikitika eo aloha.
Hay ve ny anareo atao anaty disc mitsy , ny ahy mantsy saika ataoko save @ ordi fotsiny , fa ohatran'ny mety ho tsara raha atao @ disc nefa :lol::lol::lol::lol:
Hay ve ny anareo atao anaty disc mitsy , ny ahy mantsy saika ataoko save @ ordi fotsiny , fa ohatran'ny mety ho tsara raha atao @ disc nefa :lol::lol::lol::lol:
35. Ralay
(
29/10/2006 14:09)
cutie:Mitovy foana io na save disk na ordi fa ny toerana fotsiny no samihafa :wink:
36. kitjo
(
29/10/2006 14:37)
cutie> efa azondry daholo v ilay downloader sy flv player anefa fa ra azo nge reo to d mande e
mety dol io na aiza na aiza fa zany oe nddray so mi-format ordi tampoka no sady be zavatra lotra ato no anaovana azy anaty disk
ralay> hihih..omeko enao k! anio alina izao whitney houston sy marie J Blige..haha..ny gasy efa azo dol

37. cutie
(
29/10/2006 17:52)
Mpandefa : kitjo [ Valio ] 29-10-2006 15:37:01
Lohateny : Re : clip gasy
cutie> efa azondry daholo v ilay downloader sy flv player anefa fa ra azo nge reo to d mande e
ka refa mandeha le clip nga tsy tonga de efa afaka atao save??
38. cutie
(
29/10/2006 17:53)
Mpandefa : Ralay [ Valio ] 29-10-2006 15:09:30
Lohateny : Re : clip gasy
cutie:Mitovy foana io na save disk na ordi fa ny toerana fotsiny no samihafa
aleo atao disc fa efa feno zavatra loatra ato anaty ordi-ko:lol::lol::lol:
39. kitjo
(
03/11/2006 13:15)
cutie> an3, mila manana ilay youtube downloader aloha...dia alefa ilay clip dia adika @ilay downloader ilay lien misy an ilay clip...dia tsy voavaky ko anefa ilay izy raha tsy ilay flv player iany satria atao .flv ilay video
40. cutie
(
07/11/2006 15:34)
in daholo aza zany :roll::roll::roll:
kitjo, aiza no ahitana an'le youtube downloader???
nga tsy refa mandeha le clip de tsy efa @ le youtube downloader zay :roll:
fanina za:lol:
kitjo, aiza no ahitana an'le youtube downloader???
nga tsy refa mandeha le clip de tsy efa @ le youtube downloader zay :roll:
fanina za:lol: