let me fly

1. pipiso ( 19/10/2006 16:12)
mba mitady ny tonon'ilay hiran'i bodo farany zay manana ô, mitondra ny lohateny hoe "let me fly"
misaotra indrindra
novalian'i pipiso ny 14/12/2006 14:05
2. lemenakely ( 19/10/2006 16:59)
hay noheveriko fa i pisopiso hay i pipiso ....BON TSY MANANA EH
3. Fiffi ( 19/10/2006 17:08)
heu....mba nitady hiany fa tsy nahita an!
4. Zina ( 19/10/2006 21:55)
Pipiso a mora be ny fitadiavana hira. jereo ao @ www.google.com fotsiny tapeo io titre io dia itan-njy izay tian-njy...
http://www.google.com/search?hl=en&q=let+me+fly
5. mamybe ( 20/10/2006 09:30)
Mino aho fa mbola tsy tafiditra any amin'ny Net ny Lyrics an'io hira io e! Mbola vao haingana loatra. Raha tsy ohatra angaha ka hisy amin-tsika ny hampiditra azy.

Misy "Let me fly " ihany tao amin'io Google search io fa sayingy hira hafa fa tsy ilay an'i Bodo
6. ninih ( 20/10/2006 13:02)
fa ahoana marina moa ny critère ny fampidirana hira?
7. Fiffi ( 20/10/2006 14:54)
ary ity misy fa en anglais fa tena tsy nahafantatra hoe i Bodo koa nihira an'io an! http://www.azlyrics.com/lyrics/dmx/letmefly.html
8. ninih ( 20/10/2006 15:46)
mino za fa izy io e! :-*
9. Zina ( 20/10/2006 17:49)
fiffi a ka ilay titre en englais koooooo

ry ninih ary mbola tsy sur na izy na tsy kooo
10. Fiffi ( 20/10/2006 18:04)
fa iza no efa naheno an'i Bodo nihira an'io eh ?
11. ninih ( 23/10/2006 14:21)
izay indrindra mantsy fa mbola tena vao² be amiko ilay hira anie e!
12. Santiona ( 23/10/2006 15:45)
Za vao androany mihitsy no nahita ilay clip (tany Bangkok ngamba iny).
Tiako Be lé izy aloh e! Hiezaka ny hitady ny tonon'io hira io ry pipiso a!
Vaovao farany, mikarakara ny album vaovaony i Bodo amin'izao.
13. cutie ( 23/10/2006 15:47)
taiza i santiona no nahita an'le clip?
14. Santiona ( 23/10/2006 15:48)
Fa ireo natolotrareo ireo aloha tsy misy izy satria hira vahiny daholo e!
:-*
Ndao angatahina amin'i Bodo mihitsy e!

15. ninih ( 23/10/2006 16:15)
fangaha tsy hira teny anglisy le izy? maninona marina raha Bodo no angatahana azy e!
16. Santiona ( 28/10/2006 16:24)
Tao @ RTA aky za ry Cutie no nahita azy a!
Nareo ngah mbola tsy nahita?
17. cutie ( 28/10/2006 16:43)
mbola tsy nahita:cry:
18. Fiffi ( 28/10/2006 17:30)
ka i pipiso tsy hita intsony akory !
19. Amazone ( 09/11/2006 08:24)
Tsy Let me fly no lohatenin'ilay hira fa Make me fly. Tany Bangkok no natao ny horonan-tsary. Dé za ko tsy manana tonony fa mitady rà misy manana.:?
20. pipiso ( 14/12/2006 14:05)
misaotra antsika mamaly, ie, make me fly lé izy, namako no efa nahita azy io dé nilaza tamiko dé zay no itadiavako mafy an'lé izy...misaotra ndrindra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0684