Rehefa amoureuse...
1. papounette
(
19/10/2006 13:30)
Inn aki ny zavtr ataonareo sy vitanareo rehefa amoureuse nareo?
Za an,mahavita manoratra tononkalo lavabe,de faly2 be fôna,de mahavita mande tongotra lavitra be rehefa ohtra mampiaraka nefa ohtra raha hirahana mande lavitra de be menomenona:°),de bdb e fa tsy azo lazaina eto hono ny sasany:oops::oops::oops:
Za an,mahavita manoratra tononkalo lavabe,de faly2 be fôna,de mahavita mande tongotra lavitra be rehefa ohtra mampiaraka nefa ohtra raha hirahana mande lavitra de be menomenona:°),de bdb e fa tsy azo lazaina eto hono ny sasany:oops::oops::oops:
novalian'i fijo ny 23/12/2006 05:50
2. sheki
(
19/10/2006 14:00)
Mahafinaritra rehefa mifankatia e! arakaraky ny taona sy ny halavan'ny tantaranareo roa koa ny halàlin'ny fifankatiavana...Hoatrany voninkazo ka kojakojao tsara e!
3. ako
(
19/10/2006 15:37)
refa za zay no izy dia mi-phône adin'1 mahery +sms bdb (l)fa refa natsatso na sms 1 aza tsy lasa :-w
4. xxx
(
19/10/2006 17:12)
ka inona moa rehefa amoureuse dia manao firaisana ara-nofo dia raha tsy mitandrina dia misy olona ny kibo.
sa ny fiteny ankehitriny hoe ny sipa tsy maintsy mi-roule fa ny kibo no tsy asiana olona....
sa ny fiteny ankehitriny hoe ny sipa tsy maintsy mi-roule fa ny kibo no tsy asiana olona....
5. Fiffi
(
19/10/2006 17:28)
papounette:io ny fanontaniana fa tsy hoe ....
Inn aki ny zavtr ataonareo sy vitanareo rehefa amoureuse nareo?
Ny zavatra vitako kosa aloha rehefa amoureuse zah de tsy mahalatsak'hanina mihintsy fa de any foana ny heritreritra ! Tsy mahita tory fa de mibanjina ny sariny ! :) de tena tsy haritro mihintsy ny maraina hifankahitana na hiantsohina telefonina sy miresaka !:)
7. nolalaina
(
19/10/2006 21:09)
Za mahavita mi-tél ela bé (1H à 2H) :lol: nefa refa olokafa no miresaka @ko @ tél plus de 15mn efa :twisted:
Dé mailamailaka @zvt retra atao kou!!
Dé..... :roll: mbola bdb fa tsy tadidiko tsony fa refa amoureuse ndray za dé lazaiko !!
Dé mailamailaka @zvt retra atao kou!!
Dé..... :roll: mbola bdb fa tsy tadidiko tsony fa refa amoureuse ndray za dé lazaiko !!
10. booboo
(
20/10/2006 11:24)
Za mahavita mi-tél ela bé (1H à 2H)
:-D hatraty io.
Tsy andry mihitsy ilay fotoana hihaonana dia rehefa miomana dia adiny 100 ao @ douche, adiny 100 mifidy akanjo :-D:-D. Rehefa mihaona indray, dia beeeeeeeee resaka beeeeeeeee, tantaraina ao aby zao tantaram-bitsika sy bozaka bidules aby aby zao :-D:-D:-D.
12. miangalyandria
(
21/10/2006 09:41)
Tezitra be aloha ny voalohany :twisted: dia avy eo mananihany foana iray taona manontolo !!!!!!! Dia manoratra patati patata ... dia ny tao aorianan'io indray telefaonina dia efa adiny 4 eo ihany ! Banky mihitsy ny ray aman-dreny indray andro fa niantso portable tamin'ny telefaonina fixe tao an-trano aho : adiny roa latsaka !!!!!
Dia mahavita firy andro misesy tsy misakafo atoandro fa variana mampiaraka : eny Ambohimanga, Ambohidratrimo, Paris ... hihihi !!!
Dia mahavita firy andro misesy tsy misakafo atoandro fa variana mampiaraka : eny Ambohimanga, Ambohidratrimo, Paris ... hihihi !!!
13. tisera
(
21/10/2006 11:34)
t@ mbola tanora kely (adolantsento) dia lasalasa vinany foana ao am-pianarana ; dia mientanentana ery ny fo rehefa hamonjy rendévou , dia mahavita mingitrika cours indray rehefa mihalehibebe nianatra teny Ankatso , dia faly ery rehefa lavabe ny filaharana na elabe vao tonga ny taxi-be @ izay elaela mba miaraka eo ihany ... fa rehefa mihamitombo taona vao mainka tsara fa mihamatomatotra ilay fitiavana dia te-hanao sakafo tsara ho azy ; te-hampirin-trano mba hamalifaly ny saina ; dia rehefa any am-piasana dia lasa kely any aminy ny saina dia tsy maharitra fa miantso kely @ tél na zavatra tsy dia misy dikany aza ; dia maika ery ny hody raha fantatra fa efa ao an-trano izy ; dia faly miaraka manao boutiques na courses ary maka feeling be rehefa miara-mandro ; rehefa matory sns..., dia te-hanorokoroka be :*:* rehefa mifampiresaka ny taloha : ny nifankahitana , ny nifampikôtina sns...:-D:-D
14. vale
(
21/10/2006 21:15)
hummm, za kou anisan le mpi-fone elabe:oops:, de any @ foana ny saina, de raha oh ka mifanalavi-toerana ka mandre momba ny toerana misy azy @ télé na radio na... de midoboka ny fo, de be de beeeeee.....hihi!!:^):wink::wink:
15. xxx
(
23/10/2006 05:17)
dia ny lalina dia nandritra ny taona iray rehefa mifankahita dia je me mettais dans ses bras dia orohako eo izy :*:* mandritra ny fotoana tsy iresahana izany hoe adiny roa sy sasany ao anatin'ny adiny telo hihihi hahaha :*:*:* !!! tsy nisy afatsy oroka ihany, tsy nandeha lavitra : taona iray :*:*:* !!!!! zaza hendry aho e !:-P:-D:-D:-D
18. Zina
(
24/10/2006 21:06)
xxx betsaka lotra zany oroka zany...
rehefa amoureuse mahatsapa tena sambatra ery... faly foana
rehefa amoureuse mahatsapa tena sambatra ery... faly foana
19. xxx
(
25/10/2006 10:50)
rehefa amoureuse izay aloha de faly foana ,de ohatrany maniditsidina fotsiny sisa rehefa mandeha , ohatrany hoe tsy ety amboniny tany intsony izany ,tena mahatsiaro sambatra , voky ny hafaliana ka na ny hanina aza tsy tsaroana intsony:*:*:*:* satri ho eo foana:*:*:*:*:*:*:*:*