Rehefa amoureuse...

21. xxx ( 25/10/2006 12:29)
izaho dia te hikapa lava izao!tonga dia mamonjy wc vao hoe amoureuse!
22. booboo ( 25/10/2006 12:33)
:-D:-D:-D
23. mimich ( 25/10/2006 12:46)
xxx>:-D:-D:-D
24. Zina ( 26/10/2006 17:57)
rehefa amoureuse dia droguée d'amour
25. kalina80 ( 26/10/2006 20:30)
ny ahy ny tena sady mahafinaritra no olana ihany koa.Manome izay zvt azoko omena rehetra aho. Na dia tsy manambola toy ny inona aza aho rehefa tiko izay na izaho aza no tsy hihinankanina tsy maninona.Ny crédit asa fotsiny.Ary mazana aza dia miantoka foana aho. Tsy mampaninona ahy ilay izy satria efa natiorako fa indraindray aho bedy foana satria lany ny eto ampelantanako
26. melody ( 26/10/2006 21:10)
za rehefa amoureuse dia manofy atoandro ary dia tsy mahavitana na inn na inn mihintsy fa mihodikodina tsy hita izay hatao:)
27. andry08 ( 26/10/2006 21:29)
zay voa manodidina?
28. robyh ( 27/10/2006 17:35)
izay no mahavoa an° ny vehivavy refa tia tokoa dia foy daholo ary mahavoa dia manararotra ny lehilahy atao ahoana izay voa manondidina
29. vale ( 04/11/2006 16:23)
xxx:

izaho dia te hikapa lava izao!tonga dia mamonjy wc vao hoe amoureuse!
ha ha ha ha!:lol:


30. anjely ( 07/11/2006 11:32)
tsy nisy afatsy oroka ihany
8O zany kou v de marina???
Zà klou raha vao amoureuse tena manao régime tsy fidiny satria sady tsy mahatsiaro misakafo no manao sport matetika ;-):P:°)
31. pissoa ( 08/11/2006 11:33)
d aona refa amoureuse am'bandy roa :^)
32. hafaly ( 08/11/2006 12:22)
za reto efa hitako daholo zany teneninareo rehetra izany, ny mihomehy irery, ny tsy te hihinakanina, ny tsy te hatory sy ny sisa saingy zao , nisy zavatra niseho tampoka teo @ ilay ianao amoureuse be tsy nanampo iny dia niblesse be ahy dia ohatra'ny bloqué tanteraka ny fiainako, dia lasa tsy tsapako intsony izany hoe tia be ilay olona iny za.Anefa lasa vadiko iany io olona tiako be io ary h@zao, tsy mety ho itako intsony izany tia be izany, na dia itako aza fa misy fotoana mba tokony ampisehoana izany iany satria tena tadidiko foana ilay folie nataony t@zany fotoana.T@zany ny tao andoha t@ lay amoureuse be dia hoe tiko ianao dia ampy ahy izay fa tsy mba nieritreritra ny réciprocité ny fitiavana.Tantaraina izany ka mora é!Mazotoa daholo ary dia mirary soa ho an'izay ao anatin'ny Z'amour.
33. Zina ( 09/11/2006 04:18)
ny amoureux anie ephemere e iono lasa fitiavana maharitra avy eo raha mbola miaraka aminilay olona ihany ianao
34. anjely ( 09/11/2006 13:02)
tsy mety ho itako intsony izany tia be izany
tena mitovy isika izany. Izaho aloha angamba tsy possible ho tia be olona 1 intsony ê! Dia atoko tia antonony maromaro dia lasa be ihany à l'arrivée, =))=))=))
35. anjely ( 09/11/2006 13:04)
d aona refa amoureuse am'bandy roa
dia tena lasa mahia kely satria tsy mahalatsak'hanina sady tsisy fotoana hihinana sy hatoriana. Grave an! :-P
36. pissoa ( 09/11/2006 17:04)
ngo de le manao sport matetika ampitoboina 2 no tena nampahia loatra :roll::-D:-D:-D
37. anjely ( 09/11/2006 19:33)
pissoa:=)), zay mitsy ange ê!=))
38. pissoa ( 09/11/2006 19:50)
tsy de anjely loatra - sa misy anjely sportiva :^)
39. anjely ( 10/11/2006 09:23)
efa tapaka mbamin'ny elatra amin'ny fanaovana sport.
40. pissoa ( 10/11/2006 10:52)
Iny njy no ts'hita akia kle =))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.205