Rehefa amoureuse...
42. mandrindra
(
10/11/2006 14:39)
pissoa:
ngo de le manao sport matetika ampitoboina 2 no tena nampahia loatra :roll::-D:-D:-D
pissoa kay mahay an'ilay fiovanajavatra rehefa mitombo roa an:-D:-D:-D
43. pissoa
(
10/11/2006 16:12)
lojika tsotsotra fotsiny io ka - eh zany izy oe ampitomboina roa knou :-P:-D:-D:-D
44. mandrindra
(
10/11/2006 16:59)
ny olontiana no mitombo fa tsy voatery ny sipaoro ka, izay no nahagaga ahy:wink:. dia hoy aho hoe e, mahay rhaa kay i pissoaaaaakooooo an:lol::lol:
45. booboo
(
10/11/2006 17:04)
dé refa amoureuse kounkou dé tsy andry mihitsy lé fotoana hiantsoany na hiresahana @ skype na handalovany ...
drôle beeee mijery vehivavy amoureuse :-D:-D
drôle beeee mijery vehivavy amoureuse :-D:-D
47. pissoa
(
10/11/2006 17:19)
mandrindrakooooo ! hay ve ny olontiana no mitombo fa tsy ny spaoro e :lol: le amoureuse am'bandy roa aza zany kay tsy haiko akory :cry::oops::-D:-D:-D
50. mandrindra
(
17/11/2006 15:04)
misy ny mahay 3 fa tsy mahay 2 ka. ohatra ny olona efa nahazohazo taona dia mandeha main'ny tongotra 3 fa tsy mahay intsony raha vao 2 fotsiny no ampiasaina :-D:-D:-D
56. mandrindra
(
21/11/2006 14:41)
raha azoko izany dia misy fotoana ny zava-drehetra. dia tsy maninona f amiandry an'ilay fizarna ary aho e:-D:-D:-D
58. papounette
(
28/11/2006 14:42)
booboo:
dé refa amoureuse kounkou dé tsy andry mihitsy lé fotoana hiantsoany na hiresahana @ skype na handalovany ...
drôle beeee mijery vehivavy amoureuse :-D:-D
De romotsa be raha vao tsy tonga ao @skype lery:-D:-D
