fanohanana an'A/toa Herizo R.

1. xxx ( 16/10/2006 16:57)
anisan'ny "sympathisant" an' A/toa Herizo Razafimahaleo ny tenanay nefa indrisy tsy mahalala izay toerana( QG) mety ahafahanan'ireo izay mitovy hevitra aminy mifananohana. Mba miangavy izay mahalala mba ampahafantara
novalian'i lagoon ny 19/10/2006 09:08
2. lagoon ( 16/10/2006 17:03)
fa angaha tsy tany @ Fiap ianareo t@ Asabotsy e?
3. xxx ( 16/10/2006 17:10)
fiap aiza aloha izany e?
4. lagoon ( 16/10/2006 17:11)
Paris 14 éme raha tsy diso
5. xxx ( 16/10/2006 18:24)
manorata any aminy dia teneno izy , aza misalasal fa mety hahazo seza ianao raha izany... tsy fantatra an !
6. diamondra27 ( 16/10/2006 18:40)
fiap zany toerana malaza fanaovana conferansy
7. diamondra27 ( 16/10/2006 18:44)
30 rue cabanis
PARIS 14ème

fanaovana seminera, spektakla toy ny groupe "NY AKO",
sns, misy salle maromaro ao
8. lagoon ( 16/10/2006 18:58)
xxx:

manorata any aminy dia teneno izy , aza misalasal fa mety hahazo seza ianao raha izany... tsy fantatra an !



Misaotra fa tsy izahy tsy milà seza.Ary raha iny Herizo iny dia tsy milà koa aho.Tsy mihoatra ny 4% ny scoren'i Herzio Boudha @ 3 Décembre.
9. Fiffi ( 16/10/2006 20:05)
na ho latsaka aza koh ! jereo hiany ange ny sondage eh !
10. manantsoa ( 17/10/2006 03:57)
Ny groupe Stedic aza tsy hita hoe ahoana ny fandrosoany na ny fahavelomany koa maika fa ny firenena iray manontolo ..................
raha théorie dia manana io rangaha io , fa tsy nisy hita nivaingana izany rehetra izany ......
Hatraty io manohana azy tsy ho lasa filoha io
11. mandrindra ( 17/10/2006 13:17)
fa aiza no misy milaza hoe aty amin'ny manodidina an'i pâris i xxx no avy hatrany dia fiap no valinteny??
12. Fiffi ( 17/10/2006 19:42)
inona ity fiap ry zareo ?
13. fijo ( 17/10/2006 21:45)
raha toa izao aloha no atao hoe mpanohana,dia matiantoka ilay tohanana e.olona tsy sahy miseo vahoaka akory ve.
ary ireo mpanohitra ireo anie mampiomehy ahy ihany e.ny ankamaroany an.
milaza ry zalahy hoe ,izao no hoataonay rehefa eo izahay sns..ka naninona kay no tsy natao izany fony nareo teo e??????ary efa niverina aza ny sasany mbola tsy nanao ihany.ka rahoviana marina vao tena hanao zavatra?
14. manantsoa ( 18/10/2006 04:33)
Izaho no mpitarika ny Komity mpanohana an' io Rangahy io tsy ho lasa filoham - pirenena malagasy e.
Tena ekena fa mahay miresaka izy . Ny zavatra nataony rehetra sy niandraiketany anefa dia iaraha mahita fa tsy misy mandeha na nandeha fa tsy manjary .
Mpampianatra no sahaza azy e.
15. moi ( 18/10/2006 05:01)
tohanana ara-kevitra fotsiny izy fa tsy ara-bato e !
16. HESHA ( 18/10/2006 11:30)
aleo io nefa toy izay i P.R, satria reny mbola tsy teo ka tsy nihinana, ki sait, meti mba hanjary izy am ty
17. fijo ( 18/10/2006 20:03)
hi hi hi ,aoka fa efa niaraka tamin'ilay jamba anie io e.nahavita inona teo nefa?
18. manantsoa ( 19/10/2006 04:16)
Mora fongana harena io satria miliba be loatra .
19. lagoon ( 19/10/2006 09:08)
HESHA:

aleo io nefa toy izay i P.R, satria reny mbola tsy teo ka tsy nihinana, ki sait, meti mba hanjary izy am ty



VPM niaraka t@ i Pierrot i leiry.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7366