(l)Misaotra anareo namaly ny antso nataoko noho ny vadiko nodimandry dia mba naka ny hevitrareo tanora aho ary faly tokoa sy mankasitraka e. ho ela velona ary mahazoa zay hiriana fa manan-kavana manana anareo mba tsy mizaka irery ny adin-tsaina fa tena manohina ny resy sy reraka ary tena lalin-tsaina tokoa ianareo,ary dia tohijo sy mahazoa izay hiriana rehetra e:*MANKASITRAKA anareo rehetra.