Tafapetraka ny dosien'i Pierrot Rajaonarivelo

1. lapino ( 16/10/2006 11:00)
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1033&ART=20071

Ho hita eo izany hoe firy no horaisina, firy no havela ?
Ary iza hoà ilay kandida farany io e? i Bema? :roll:
novalian'i fijo ny 18/10/2006 20:35
2. lagoon ( 16/10/2006 12:35)
LOI ORGANIQUE n° 2000-014 portant CODE ELECTORAL
L’Assemblée Nationale a adopté en sa séance du 26 Juillet 2000, la Loi dont la teneur suit :

Article premier.- La présente Loi organique porte Code Electoral.

Elle fixe les règles générales relatives aux élections à des mandats publics électifs et aux référendums ainsi qu’à l’exercice du droit de vote sous réserve des dispositions des lois particulières à chaque catégorie d’élection.

TITRE PREMIER
JOUISSANCE ET CONSTATATION DU DROIT DE VOTE

CHAPITRE PREMIER

Des conditions requises pour être électeur et candidat

Article 2.- Sont électeurs tous les citoyens malagasy sans distinction de sexe, âgés de dix-huit ans révolus à la date du scrutin, résidant à l’intérieur du territoire national, et jouissant de leurs droits civils et politiques.

Les conditions d’électorat des femmes ayant acquis la nationalité malagasy par mariage sont fixées par le Code de la Nationalité.

Les conditions d'électorat des étrangers naturalisés malagasy sont fixées par les articles 37, 38 et 39 dudit Code.

Article 3 .- Sont privés du droit électoral et ne doivent pas, en conséquence, être inscrits sur la liste électorale visée aux articles 6, 8, et 9 du présent Code :

1.- Les individus condamnés pour crime;

2.- Ceux condamnés à une peine d'emprisonnement ferme ou d'une amende supérieure à 500.000 Fmg pour un délit quelconque, à l'exclusion toutefois des condamnations prononcées :

a/ pour les délits d'imprudence, hors le cas de fuite concomitante;
b/pour les infractions économiques ou financières, autres que celles qui sont qualifiées délits mais dont cependant la répression n'est pas subordonnée à la preuve de mauvaise foi de leurs auteurs et qui ne sont passibles que d'une amende;

3.- Les faillis non réhabilités;
4.- Les interdits et les aliénés internés;
5.- Ceux auxquels les juridictions ont interdit le droit de vote, par application des lois qui autorisent cette interdiction. Le greffe des juridictions concernées doit adresser à l'Autorité chargée de l'établissement de la liste électorale un avis notifiant cette privation de droit de vote.

Article 4.- Sont éligibles, sans distinction de sexe, tous les citoyens malagasy remplissant les conditions pour être électeur ainsi que celles requises par les textes particuliers à chaque catégorie d’élection, notamment :

1- Etre inscrits sur la liste électorale;
2- Avoir l'âge requis par la loi pour chaque fonction élective;
3- Ne pas avoir été condamnés pour crime ou délit.

Article 5.- Les conditions d'inéligibilité et les régimes d'incompatibilité pour l'exercice des fonctions publiques électives sont fixées par les lois particulières à chaque catégorie d'élection.

Tous les fonctionnaires, d'autorité civile ou militaire, candidats à des élections, sont de plein droit placés en position de disponibilité à compter de la date d'ouverture de la campagne électorale. En cas de non élection ou au terme de leur mandat, ils sont réintégrés d'office dans leur corps d'origine.

Un décret pris en Conseil de Gouvernement établira la liste des fonctionnaires d’autorité au sens du présent Code.


:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. hery ( 16/10/2006 12:55)
:-)

Dia miverina ve ny vola narotsaka raha ohatra ka tsy voaray tampoka? :-p
4. fijo ( 16/10/2006 14:31)
article 2:"....residant à l'interieur du territoire national....." sao dia tsy itan'i vatokely ary io article io le?????
5. ledaba ( 16/10/2006 14:36)
zany ilay oe pub en moderne tsy mirahara ny vola lany fa maka ny fo ny olona . sadyn oe te alaza izany ny tena marina
6. lemenakely ( 16/10/2006 14:36)
andeha mbà hilatsaka koa aho izany klé !
7. fijo ( 16/10/2006 14:45)
tandremo le mena sao difotra any an
8. xxx ( 16/10/2006 15:25)
hery:

:-)

Dia miverina ve ny vola narotsaka raha ohatra ka tsy voaray tampoka? :-p



miverina kannnn izay ny efa voasoratra :-P
9. Zina ( 16/10/2006 15:35)
article 2:"....residant à l'interieur du territoire national....." sao dia tsy itan'i vatokely ary io article io le?????


I Pierrot angaha tafiditra ihany?

10. diamondra27 ( 16/10/2006 15:54)
hery: sady tsy manao trosa no tsy miverina ny vola e!:-D:-D
11. lagoon ( 16/10/2006 16:15)
Zina:

article 2:"....residant à l'interieur du territoire national....." sao dia tsy itan'i vatokely ary io article io le?????


I Pierrot angaha tafiditra ihany?





Tsy tafiditra i Pierrot.Ary tapitra afaka 72 ora ny visà-ny ao Morisy.
Tsy afaka miverina ao Frantsa intsony izy,mitady firenena handray azy izao i Pierrot.Ho sarotra @ izany satria ny vola nangalarina dia manaraka azy eny any.

12. xxx ( 16/10/2006 16:58)
mazava tsara fa de tsy nisy mba namaly ilay fanotaniako hoe: tsy maintsy mipetraka 6 volana eto dago,
13. Zina ( 16/10/2006 20:04)
Tsy tafiditra i Pierrot.Ary tapitra afaka 72 ora ny visà-ny ao Morisy.
Tsy afaka miverina ao Frantsa intsony izy,mitady firenena handray azy izao i Pierrot.Ho sarotra @ izany satria ny vola nangalarina dia manaraka azy eny any.

ko tsy loza by an'i nedala? ayayaya
14. Fiffi ( 16/10/2006 20:09)
ny mahagaga ahy de @ fomba ahoana no handehanana hirotsahana nefa ny tena tsy any an-toerana akory ? fa mihevitra ny vahoaka inona hiany ireny olona ireny eh ?
15. xxx ( 17/10/2006 12:00)
avy namaky ny la gazette de la grande ile aho, ary nahita @ dossier de candidature fa mila certificat de residence mifanohitra @ milaza fa na dia 1 andro fotsiny aza de mahazo milatsaka, manana io ve ingahy pierrot rajaonarivelo sa de ekena fotsiny ny azy ?
16. mandrindra ( 17/10/2006 13:23)
zon'ny rehetra ny mametraka dosie na feno na tsy feno. ka aleo izy hametraka raha izay no mahadiavolana ny fony.
rehefa arahina ny lalàna dia tsy azo ekena ny filatsahany ho mpifaninana dia tapitra ny horonantsary satria lalàna velona tsy azo dikana ary azon'ny be sy ny maro vakina no ampiharina. dia eo vao anjaran'ny vahoaka no mampangina an'i pierrot hoe ny lalaàna anie ry lery no milaza fa ialahy dia tsy mahazo mifaninana e.
17. jentilisa ( 17/10/2006 14:37)
Matoa misy ny fanerena sy ny dokam-barotra atao isan'andro amin'ny gazety dia mitetika ry vatokely fa tsy maintsy hoeken'ny HCC ny firotsahany hampilamina ny raharaha saingy raharaha tsy hilamina mihitsy izy ity e! efa nomanina avokoa ny zava-drehetra tsy hisian'ny filaminana raha ny fijeryazy izao!
18. xxx ( 17/10/2006 19:58)
xxx:

avy namaky ny la gazette de la grande ile aho, ary nahita @ dossier de candidature fa mila certificat de residence mifanohitra @ milaza fa na dia 1 andro fotsiny aza de mahazo milatsaka, manana io ve ingahy pierrot rajaonarivelo sa de ekena fotsiny ny azy ?


Tena nahita io mitsy aho fa manana nedala , de nampanantsoina ilay lehiben'ny fonkontany tany talata maty nanome azy residence , zany hoe io rangahy io koa zany tsy manao ny asany , mbola misy ihany ny maizina e ! jereo @ zany ny ataondry pierrot fa mbola mande ihany ny bizina tsssssssss
19. xxx ( 17/10/2006 20:07)
Vola sa fampitahorana no nanomezan'ilay lehiben'ny fokontany taratasy azy ?
20. fijo ( 17/10/2006 21:51)
mbola vao hilatsaka izany dia efa manao hosoka lery????loza be no miandry kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0483