Allergy

1. cutie ( 15/10/2006 19:59)
http://www.yahoo.com/
Refa tafiditra @ site io de cliquer-o eo @ le sarin'le saka, de miandrasa kely fa hisy video handeha refa veo, fa mbola misy pub kely aloha.:lol:
de mazotoa mijery :lol::lol::lol:
novalian'i watafon ny 19/11/2006 13:25
2. cutie ( 15/10/2006 20:00)
http://www.yahoo.com/
3. cutie ( 15/10/2006 20:03)
oups, niova le sary fa cliquer-o eo @le we new cat breed won't cause allergic reactions.
4. Fiffi ( 15/10/2006 20:18)
:)misokatra tsara fa misy pub aloha de miandry kely kah! :)
5. cutie ( 15/10/2006 20:23)
ok :P
fiffi ho anay adaalana saka io hiihihihi
6. Fiffi ( 15/10/2006 20:31)
heu...tena mila mitandrina be @ le volon-tsaka fa toa mazana be rehefa manao allergie avy aminy an!
7. cutie ( 15/10/2006 20:35)
ie fa efa misy an'io karazana saka io zao ka, fa lafo be mitsy ny mividy azy , sady efa bdb ny commandes hono :lol:
8. Fiffi ( 15/10/2006 20:40)
hummmmm sady doux be ery izy zany an! :)
9. cutie ( 15/10/2006 20:43)
mitovy ny sskako :)
10. xxx ( 15/10/2006 21:23)
Misy saka fotsifotsy be hono zareo a! ary mahafinaritra be izy io. :-D :-D
Fa i cutie wa tô tsy hitako tao e. :roll: :roll: :-D :-D
11. cutie ( 15/10/2006 21:24)
:-D:-D:-D:-D:-D
haiko i xxx
12. cutie ( 15/10/2006 21:29)
Fa i cutie wa tô tsy hitako tao e.

hanao in ao nefa za e :-D:-D:-D
13. Fiffi ( 15/10/2006 21:50)
zah mba gaga :-D:-D
14. dailynews ( 16/10/2006 15:57)
ary manao ahoana hono aky io saka io amin ny resaka zazakely? zaho mantsy tena tia saka be mihitsy koa fa hoe rehefa manana zanaka kely ao antrano hono sy rehefa bevohoka dia tokony tsy hiompy saka na manao izay tsy hifampikasohana betsaka amin ny saka.
15. cutie ( 16/10/2006 16:10)
dalynews, le karazana saka ohtran'io tsy atahorana mitsy ka. Fa efa henoko koa zany we tsy mety @ zazakely zany ny saka, fa tsy haiko alou ze fahamarinany, fa tokony anotanina-jy ny dokotera.
16. Fiffi ( 16/10/2006 18:01)
heu... raha ny fanfantarako azy aloha de raha vao saka de toa tsy mety à vhv bevohoka an! fa io saka hitantsika eto io de momba ny allergie ! ho an'ny rehetra !
17. Tokinao ( 16/10/2006 22:54)
:oops: :oops: mafy iany ry cutie ity mahazo anay tsy mahay teny amerikana ity a! :-D Tô oe resaka saka tsy mitarika "allergie" hono izy ity e ?!! De ao @ rorany hono no misy an'ilay "substance protéique" mahatonga an'izany ?

Fa ny mampanontany tena ahy dia ny hoe : raha sendra lasa any amin'ny orona ve oa ny volon'izy ity de tsy hampikohaka e ? sa tsy anisan'ny "allérgie" ny kohaka ?
18. cutie ( 17/10/2006 00:48)
tokinao
aza manapa-tsinay wa :-D:-D:-D:-D
kofona mitsy za :-D:-D:-D:-D kopy toi :wink::wink::wink:
Fa ny mampanontany tena ahy dia ny hoe : raha sendra lasa any amin'ny orona ve oa ny volon'izy ity de tsy hampikohaka e ? sa tsy anisan'ny "allérgie" ny kohaka ?

Ho an'ze tsy mahazaka volon-tsaka io ry tokinao a
:lol::lol::lol::lol:
Fa le roran'le saka iny no mampahatonga ny allergy wa hoan'zay tsy mahatanty ( raha saka tsy le resahina ery ambony io ) :lol::lol::lol::lol:

19. watafon ( 17/10/2006 10:43)
nitady aho fa tsy nahita saka mihitsy ! tara ndray za kle ! :-D:-D:-D
20. cutie ( 17/10/2006 11:43)
warafon, njaso tadiaviko raha mbola ao e :wink::wink::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2189