Allergy

21. Tokinao ( 17/10/2006 17:49)
cutie:

Fa le roran'le saka iny no mampahatonga ny allergy wa hoan'zay tsy mahatanty ( raha saka tsy le resahina ery ambony io ) :lol::lol::lol::lol:


:? ekeko anga izany e! fa ny volon'ireny koa ange ka tsy tantin'ny olona sasany e :wink: :wink:


22. cutie ( 17/10/2006 17:57)
ka ny mahatonga ny sasany tsy mahatanty le volony ange, refa misasa iny le saka de le rorany no hisasany e, de mipetaka @ volony, de zay.:wink:
le rora no tena pble fa tsy le volo :lol::lol::lol:
23. Tokinao ( 17/10/2006 18:03)
Marina tokoa 'zany :D . Za ve moa nahalala e.
24. cutie ( 17/10/2006 18:05)
za nahalala:lol::lol::lol::lol:
25. watafon ( 17/10/2006 20:30)
cutie : mianjy za e ! :wink:
26. cutie ( 17/10/2006 20:36)
watafon
http://www.cbsnews.com/stories/2006/09/14/earlyshow/contributors/debbyeturner/main2007312.shtml
27. Tokinao ( 17/10/2006 20:52)
Mahafinaritra izany ra saka a! :-D sakasaka kely :-D
28. cutie ( 17/10/2006 21:00)
in zao ny dikan'zany sakasaka kely zany :-D:-D:-D
29. fijo ( 17/10/2006 21:27)
cutie an,raha miteny izany ny bandy hoe :"tiako be ndry ry sakakeliko"dia mba mahina ,fa efa alergika andry izy izay.
30. cutie ( 17/10/2006 21:33)
fijo zany ve hihihi
31. Tokinao ( 17/10/2006 23:39)
fijo:

cutie an,raha miteny izany ny bandy hoe :"tiako be ndry ry sakakeliko"dia mba mahina ,fa efa alergika andry izy izay.


Za alou tsy miditra @ resakareo :) fa ny fantatro dia izao : rehefa misy ankizikely mahafatifaty dia atao hoe "sakasakakely".
32. Tokinao ( 17/10/2006 23:47)
gn @zay i cutie :-D :-D
33. cutie ( 18/10/2006 10:52)
tokinao:-D:-D:-D:-D:-D de aza adino tsony tm
34. ninih ( 18/10/2006 14:15)
ny saka io anie na tsy allergique aza de mitondra aretina e! ohatra ny vhv bevoka toa tsy tsara mikarakara saka!
35. cutie ( 18/10/2006 14:18)
zany ve, aretina in ohtra?:roll::roll::roll:
36. fijo ( 18/10/2006 21:21)
aretina lergika ka.fa ndry tsy sakakeliko ka.
37. cutie ( 18/10/2006 21:31)
:-D:-D:-D:-D:-D
soa ihany tsy niteny fijo we tiako be ndry sakakeliko:-D:-D:-D
38. watafon ( 18/10/2006 21:38)
cutie, enfin :-*
39. fijo ( 18/10/2006 21:41)
cutie,tiko be ndry fa tsy sakakeliko ka.hi hi i
40. cutie ( 18/10/2006 21:42)
Mpandefa : watafon [ Valio ] 18-10-2006 23:38:35
Lohateny : Re : Allergy
cutie, enfin

de ahona ry dokotera, in hono zany aretina azo @ avy saka zany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095