Allergy
41. cutie
(
18/10/2006 21:42)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 18-10-2006 23:41:02
Lohateny : Re : Allergy
cutie,tiko be ndry fa tsy sakakeliko ka.hi hi i
hihihihihihi
44. watafon
(
18/10/2006 21:48)
cutie : io voalaza io k , le protein avy @ rora no mahatonga ilay allergy d avy eo ndray ny tohiny fa te hatory b za !
45. fijo
(
18/10/2006 21:49)
sady iny koa maha boka fa tandremo an.
cautie ,ny saka no mandrangotra ka
cautie ,ny saka no mandrangotra ka
46. cutie
(
18/10/2006 21:51)
watafon bn zany e :lol:
fijo mahaboka ahoana koa zany :roll::roll::roll:
fijo mahaboka ahoana koa zany :roll::roll::roll:
48. fijo
(
18/10/2006 21:53)
tena zavatra marina io fa tsy blagy,fa ny rangotra saka misy maha boka.itako tamina boky io
57. Tokinao
(
22/10/2006 17:19)
cutie:
mitovy ny sskako :)
Za mba andefaso zana-tsaka avy any USA ry cutie a! :-D :-D Ataovy an'le tsy mitondra alegry miits 8-) :°)