fahatokisana
1. xxx
(
15/10/2006 18:54)
a ry zareo a , ra ny olona miaraka @ nao ve , miresaka @ namany , nefa izy niteny hoe tsy tiko ny nolazainy taloha , fa rehefa miresaka eo alohanao eo izy miresaka tsara ahoana ny hevitrareo
novalian'i Fiffi ny 28/10/2006 21:10
2. cutie
(
15/10/2006 19:01)
tsy mazava:roll::roll::roll:
nolazain'iza??:roll::roll::roll:
nefa izy niteny hoe tsy tiko ny nolazainy taloha
nolazain'iza??:roll::roll::roll:
3. booboo
(
15/10/2006 19:04)
xxx > tsy azo, tsy araka sady tsy mazava. Dia inona/iza ilay tsy tiany ? miresaka tsara momba ny inona/iza ?
7. xxx
(
16/10/2006 10:04)
misaotra anareo aloha namaly fa tena namana sahady , milay ka , zao ary ny ilay izy , manana namana za , vavy izy io , efa ela ihany zay no niaraka , nilaza tamiko izy hoe nisy bandy zay hoy izy nikoty ahy , dia efa saika niaraka izay hoy izy fa nisy zavtra tsy tiko sy tsy tantiko nolaziny ahy , dia nijanona hatreeo iny , dia nanontaniko izy , mbola miresaka nga hoa enao sy io bandy io , dia non hoy izy , izy moa miasa , indraindray za miantso azy dia occupe ny phone , iny aloha mety hoe namany no miantso azy fa indray mandeha ary nisy zavatra tsapako hafahafa , dia nanontaniko izy , dia ilay bandy io hoy izy no niantso azy dia niresaka ela ry zareo , nanomboka teop aloha dia efa tsy natoky za , dia avy eo ndray zay miresaka eo , niantso ilay bandy , dia gaga za nahita sy naheno ny fomba firesakizy sy ilay bandy , eo alohako eo an , kay ve nareo hoa miresaka tsara toy izany , dia izy moa manana ny filazany , tezaitra ary za , nanaovako teny mahery izy , toy ny tezitra rehetra , dia zay , marihiko fa ny situation nay koa moa sarotra kely , za micomprendre azy , miresaha @ namana , ny filazany anefa hoe masosotra azy ilay bandy , nefa zareo miresaka tsara , asa a , za ve no saropiaro sa ahoana ny mba fijerinareo izany
8. fiderana
(
16/10/2006 10:45)
raha azoko dia mifankatia toy ny mpifakatia, ahoana re no hialazako azy ê!, mpianamana mifanakaiky loatra ianareo? izay ngamba no tena mahavaly azy,sa enao no tena tara aminy?,fa izao ê! ny namanana mahasosotra indraindray anie tsy voatery ahasosotra foana rehefa miresaka aminy ê!, mety mba mahafinaritra ihany ny miresaka amin'izy ireny, fa raha ny fandiniko azy dia sarom-piaro ianao:roll::oops:.
10. fiderana
(
16/10/2006 13:57)
Hita ho'aho, izay fa nilaza ny marina i >, dia, aza avela hiresaka @ ilay olona intsony eo imasonao izy dia vita, ilazao hoe tiako ianao dia ^:^, mety tsy hanao izany intsony izy raha eo imasonao.:-*
11. cutie
(
16/10/2006 14:02)
aza avela hiresaka @ ilay olona intsony eo imasonao izy dia vita, ilazao hoe tiako ianao dia , mety tsy hanao izany intsony izy raha eo imasonao.
tsy mety kosa zany tonga de manao didy jadona zany.
Omeo azy ny safidy e , lazao azy ny fihetsem-ponao de hita eo ze havaliny .
12. fiderana
(
16/10/2006 14:33)
Cutie>> Ka izay ilay fo tia, zah mba mino fa raha mba mitandro na mitempo fitiavana koa ilay ankilany , tsy ho raisiny ho didijadona ilay fiteny, fa ho raisiny fitiavana ka..!8)
15. simplex
(
16/10/2006 16:43)
misy lafiny 2 azo ijerena azy:
* voalohany aloha d mazava b fa tena tian'i toi izy sinon tsy ho saro-piaro @ ze bandy miantso zany toi. D eo zany le hoe velezo ny vy d mbola mafana. Sao tara loatra ka ny pasin'le bandy 1 no tonga aloha. Toi raha teo otran'ny tena love b ka tsy tokony hisy olana loatra ny manao izany.
* faharoa, arak'ilay fomban-drazan'ny lehilahy izay tsy hita izay maharatsy azy dia tsy tokony hatao ny mikoty namana. Tena manova zavatra b mintsy le miaraka, ary le izy tsisy retour. Sarotra ihany ny mahita namana vehivavy hoe tena namana ka aleo tandrovina izany. Ra tsy tena siora @ ilay "sentiment" toi, dia tokony tsy hirisika anao an'izany. Siora tiako tenenina hoe mety ho lasa tena "serieux" ny resaka.
@ zany rehetra izany aloha tsy dia tsara loatra ny manao saro-piaro loatra fa vao mia mampan-dositra azy zany. Faharoa, diniho tsara aloha ny tena fandehany fa mety hoe tena tara @ le bandy iray izy. Auquel cas, tokony tsy mihetsika intsony toi fa aleo mpinamana ihany. Mety hoe sarotra ny hanadino an'le santimaka kanefa izay no mety kokoa. Moa koa, ra iny no tiany d izay zany no mahasambatra azy, ra toi no anjarany tsy maintsy hoe hiaraka ihany nareo. Eo am-piandrasana, raiso tony namana ihany izy, ary diniho tsara ny tokony hatao. Aza saro-piaro...
bonne chance,
:-*:-*
17. xxx
(
16/10/2006 18:52)
simplex : marina zany baina a , sady efa ady matetika ko moa , dia nisy ilay zavatra niseho dia zayy , ny fahitako azy dia aleo angamba mionona , tena tezitra be manko izy zao dia tsy mety mikozy , za aloha tsy hanadino azy fa mba tena nisy moment tena fort be t@nay , nefa tsy za moa no mandidy fa zay zany
misaotra anareo rehetara namaly
diamondra : tsotra ilay dinika akia a , bandy z a miaraka @ sipa , tena tia ahy sy tiko izy , namany anefa miantso fona , na dia miresaka aza zay dia aleony niresaka t@ namany , talohan'io manko izy nolazaiko tsy zakako enao miresaka amiy , dia mbola niresaka izy @zay teo imasoko , navoka teny tsy voaevitra za , dia zay , tsy misy kozy hatr@zao
misaotra anareo rehetara namaly
diamondra : tsotra ilay dinika akia a , bandy z a miaraka @ sipa , tena tia ahy sy tiko izy , namany anefa miantso fona , na dia miresaka aza zay dia aleony niresaka t@ namany , talohan'io manko izy nolazaiko tsy zakako enao miresaka amiy , dia mbola niresaka izy @zay teo imasoko , navoka teny tsy voaevitra za , dia zay , tsy misy kozy hatr@zao
18. cutie
(
16/10/2006 19:28)
ny tsy fahatokisana zany no tena pble teto a
soa ihany hainao , de efa misy lesona @ho avy e :lol:
soa ihany hainao , de efa misy lesona @ho avy e :lol: