fahatokisana

21. titis ( 16/10/2006 21:31)
ianao anie zany tena rangitiny mitsy e! ataony mihitsy zay ahatezitra anao nefa zavatra efa tsy tinao le izy!mba andramo ohatry zany anie izy rah mahatanty e! deh ho hitanao eo hoe tena tia anao koa izy na tsia !
22. cutie ( 16/10/2006 22:17)
titis, refa tsy mahita solution hafa mitsy vo miafara @ zay :lol::lol::lol:
23. fiderana ( 17/10/2006 05:42)
xxx >> hoy ilay fiteny hoe: "... tano ny azo fa sarotra ny mila..." dia aleo misoroka toy izay mitsabo, diniho ireo teny ireo dia ahita valiny ianao, dia aza mora tezitra fa fombany izany,8)fotsiny :D
24. xxx ( 17/10/2006 14:31)
tena misaotra fa naitako hevitra betsaka ny hevitrareo ,
titis : tena zay angamba no marina
fiderana : tsy any intsony angamba fa aleo izy ho any , ny ny miresaka amiko aza toa allergika izy @ zao , za ko zany nandinika dia nahita fa aleo ajanona fa mandany fotona e , manavao indray nno mety
mafinaritra ato fa tena namana marina nareo ry reto a
25. fiderana ( 17/10/2006 15:30)
hitanao izany hitanao ihany ny valiny, dia misaotra an-tsika izany isika ê!
26. malalatinasoa ( 17/10/2006 15:48)
xxx:

tena misaotra fa naitako hevitra betsaka ny hevitrareo ,
titis : tena zay angamba no marina
fiderana : tsy any intsony angamba fa aleo izy ho any , ny ny miresaka amiko aza toa allergika izy @ zao , za ko zany nandinika dia nahita fa aleo ajanona fa mandany fotona e , manavao indray nno mety
mafinaritra ato fa tena namana marina nareo ry reto a



Izay sahady ve dia nisaraka, dia hanova indray? Tena mbola tsy matotra izy izany.
Amin'ny manaraka aza dia saro-piaro be fa manimba zavatra io. Matoa ianao no niarahany fa tsy ilay iray dia manatombo kokoa izany ianao. Matokisa ny valeurnao.
27. cutie ( 17/10/2006 16:09)
malalatinasoa
Tsy we tsy matotra fa le fahatokisana no tsy tanteraka,sady efa lesona koa iny ka manin izy raha misaraka :roll::roll::roll::roll:
28. fiderana ( 17/10/2006 16:10)
malalatinasoa >> henjana koa ianao an!...ndao ary tohizana ê!:lol::lol::lol:
29. cutie ( 17/10/2006 16:11)
:-D:-D:-D:-D:-D
30. xxx ( 17/10/2006 20:23)
malalatinaso : fomba fiteny iny e , aleo aloha maka saina
cutie : ka enao anie ra mahita zavatra hafa , nefa haf no lazaina anao dia ahoana , tsy ilay hitan'ny masonao ve no hitsarano azy
fiderana : ny valiny betsaka ka , fa ilay olona samy mamoka ny heviny dia efa ahitana ny valiny
31. cutie ( 17/10/2006 20:31)
cutie : ka enao anie ra mahita zavatra hafa , nefa haf no lazaina anao dia ahoana , tsy ilay hitan'ny masonao ve no hitsarano azy

ie :lol::lol::lol::lol:
32. xxx ( 18/10/2006 19:16)
cutie : ka zay anie ilay izy e ,ra zavatra efa hita fa tsy tinao nefa mbol atao fanahinina ihany , asa , aleony ny namany sa tsy no tena marina
33. cutie ( 18/10/2006 19:32)
ka tsy efa nisaraka ve nareo zao e :roll::roll::roll::roll:
34. pissoa ( 18/10/2006 19:51)
Raha azoko tsara dia i xxx no namoaka teny tsy voahevitra ... dia tsisy "nifampikôzy" hatramin'izao.

# Fa maninona izy no mety ho "allerzika" ny miresaka aminao ? Sao tsy indifferente amin'ny zavatra noteneninao izy ?

# Jereo anie le tantara e ...
1 - ianao tsy mahatoky azy ;
2 - dia avy eo ianao manao teny tsy voahevitra aminy ;
3 - dia rehefa mba tezitra na malahelo amin'ny teninao izy dia lasa ianao miapa amin'izay.

Anjaranao ny mieritreritra.

Tsy hoe izay tsy tinao koa akory dia tsy tokony ataony satria miaraka ianareo. Mety tsy tiany koa anie ianao tsy tia an'ilay nataony iny e ... nefa nataonao :-D:-D:-D

# Rehefa hanao teny tsy voahevitra manaraka ianao dia hisaraka koa ve ? :-D:-D:-D

... ka sao maika loatra le nisaraka ? Asa aloha ... :-D:-D:-D
35. xxx ( 19/10/2006 20:45)
cutie : niaraka ndray e
pissoa : ka ny antony namohako ilay teny anie avy aminy e , zavatra efa tsy tiko no nataony teo imasoko , dia ahoana hoy enao ra enao no atao izany :lol:nomeko azy ny hafatra ko
36. cutie ( 19/10/2006 20:49)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-10-2006 22:45:37
Lohateny : Re : fahatokisana
cutie : niaraka ndray e

de tantarao kely we :wink::wink::wink::wink:
37. xxx ( 20/10/2006 07:59)
dia niresaka zany , dia nilaza ny samy tsy zaka , fa ra ny fahitako azy , tsy dia haharitra , fa ny zavadehibe aloha dia nifamela e , fa aleoko rehefa samy hiala dia aleo atao ampilaminana fa tsy ady sy alahelo ni hisarahana , sa ahoana ry cutie
38. cutie ( 20/10/2006 10:50)
de mifapi-tsodrano ve :lol::lol::lol:
39. Fiffi ( 20/10/2006 15:31)
xxx:
dia niresaka zany , dia nilaza ny samy tsy zaka , fa ra ny fahitako azy , tsy dia haharitra ,
xxx: fa inona le tsy haharitra ? le fisarahana ve ?


40. cutie ( 20/10/2006 15:56)
le fiarahana
fiffi:lol::lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1699