voahosihosy ny asa fanaovan-gazety eto m/car

1. xxx ( 16/10/2006 16:53)
ny toe-javatra nitranga tany toamasina nandritra ny fitsenana an'i Pierrot R. ireny no nahitana an'izany. tsy menatra mantsy ny mpitandro ny filaminana ny misambotra sy mandaroka ny mpitatitra vaovao rehefa hitany fa mety hanohitohina ny "image"-ny izany. manamafy ny efa nitranga tà 2004 izany ka nahatonga hetsika nataon'ny vondron'ny mpanao gazety.
novalian'i xxx ny 18/10/2006 20:58
2. akama2006 ( 16/10/2006 17:06)
ka efa mba nojerena kosa ve hoe takatry ny mpitondra malagasy ny dikany teny hoe mpanao gazety? mety tsy hainy akory anie ny dikan'izany e!ary ny mpanao gazety ve mahalala ny atao hoe deonthologie ny fanaovana gazety sa rehefa mahay maka sary sy manortra dia atao hoe mpanao gazety?
3. xxx ( 16/10/2006 18:42)
:-D:-D:-D
4. Fiffi ( 16/10/2006 20:08)
de hampianaro ry zareo ry akama raha hitanao fa tsy mahay ah!
5. xxx ( 17/10/2006 19:52)
mpanao famonosana mofo ngamba izany :°)
6. Robert ( 17/10/2006 20:12)
Marina tokoa izany Ry Akama...

7. fijo ( 17/10/2006 21:47)
tsy any mada irery ny mpanao gazety no atao an'io ka.aty frantsa sy zamerika koa anie ireo mifafy e.fa atao ahoana fa izay le asa e
8. papala ( 18/10/2006 13:22)
fa raha nareo kosa ange ny mahita an'ireo article hataon'ny gazety sasany eto Mada eto de mampiteny ny moana mihintsy e : - milaza hono hono ve tsy lazainy,- fenoiny ny heviny samy irery ve tsy ataony ka hamenoiny ny gazetiny, - manao titre manafitohina be zany nefa rehefa jerena lay article ngamba tsy ampy 5 lignes............nefa rehefa tsikeraina ry zareo tena marikoriko ny vavany !^:^^:^^:^
9. fijo ( 18/10/2006 20:05)
ka tsy mpanao gazety ireo fa mpivarotra taratasy.samy hafa ireo asa roa ireo
10. xxx ( 18/10/2006 20:20)
fijo:

ka tsy mpanao gazety ireo fa mpivarotra taratasy.samy hafa ireo asa roa ireo


ka io nge ilay nolazaiko etsy ambony hoe : mpivarotra famonosa-mofo zany e !
11. fijo ( 18/10/2006 20:35)
raha amonosana mofo fotsiny moa haninona,fa hifafana koa anie e.
12. xxx ( 18/10/2006 20:58)
hitako moa no tsy de misy mpividy tsony ny safosafon ny PAPMAD ko , kaika ry zala mpanao gazety no mamono ny tsenan'olona :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1197