nareo vehivavy

1. xxx ( 16/10/2006 10:27)
maninona kay nareo sipa rehefa tina sy hampiadanina no tsy mba mahay mamaly e , tsy ny rehetra io an
novalian'i anjely ny 07/11/2006 11:27
2. sipagasy ( 16/10/2006 10:31)
ampiadanina ahoana???? fa angaha ianareo miandry valiny????????
3. fasaly ( 16/10/2006 12:23)
:°) mbo reciprôk ngamba no tedaviny!:roll:
4. vale ( 16/10/2006 12:41)
xxx: soa ihany enao fa niteny oe tsy ny rehetra!:D
5. kala ( 16/10/2006 12:43)
tsy efazava-dehibe kosa ve ny fitiavany atolotry ny sipa sa valiny inona ndray ary? :oops::oops:

inona aloha lay fampiadanana misy eto ê! sao manko ka hoe ny vola sy ny harena ho fampiadanana omen'ny lehilahy dia hoe izay no tadiavin'ny ny sipa? :wink:

an!an!an! fitiavana iray manontolo no hitako tena fampiadanana aloha ê! ka raha zà manokana no mahazo an'io, milamina ary tena haiko ny mamaly azy 8)
6. vale ( 16/10/2006 12:43)
xxx: a de elao izany ny ffodiny satria fitiava-tena izany fa tsy fitiavana ko.. nefa ve moa raha tianao izy, de aza mimenomenona mitady valiny fa tohizo fa tsara...:lol:....:wink:
7. vale ( 16/10/2006 12:46)
kala: chapô fa tena za kou mitovy hvt @ndry e, raha resaka materialy marina no lazaina fa hoe mampiadana an'ny sipa tena tsy ny rehetra no intéressées @ izany an, fitiavana avy @(l)no tena ilaina mampiadana fa sao hanao ohatra ny sasany hoe totofana izao rehetra izao le vhv nefa izy aza tsy mba hita firy akory!:wink:
8. kala ( 16/10/2006 13:02)
vale > zany mihitsy akia, aleo le (l) tena mitepo fitiavana iny sady mitoetra eo anila foana :wink:
9. soanja ( 16/10/2006 20:23)
xxx:

maninona kay nareo sipa rehefa tina sy hampiadanina no tsy mba mahay mamaly e , tsy ny rehetra io an


Zany ve , misy karazana ny famaliana fitiavana fa mety le ataonay tsy arakao zany.
10. nolalaina ( 16/10/2006 21:04)
xxx:

tsy ny rehetra io an


ouffffffff!!!!! efa saiky niakatra aho!! hihihihihi
:-P


11. Aino ( 17/10/2006 17:44)
ary misy @lhl koa tsy mahay mamaly fitia, fa tsy vhv rery!!
12. kala ( 18/10/2006 08:56)
nolalaina > elaela ndray an! sali de :-*

Aino > tena marina mihitsy akia zany an! hoatrany hoe le vhv foana no tsy mahay mamaly nefa maro amin'ireo lhl koa ange no sady tsy mahatsiaro tena ho tiana no tsy mahay mankasitraka ê!:wink:

aleo :-$
13. HESHA ( 18/10/2006 12:40)
fa le lhl klou ve mieritreritra hoe mitondra resto de tokony hahazo inn e :lol::lol::lol:
14. fiderana ( 18/10/2006 12:50)
HESNA >> dia mahazo toky fara faha ratsiny:lol:!
15. mimich ( 18/10/2006 14:00)
xxx:

maninona kay nareo sipa rehefa tina sy hampiadanina no tsy mba mahay mamaly e , tsy ny rehetra io an



ny tena fitiavana dia tsy mitady valiny.
Hoy ianao hoe tsy mahay mamaly: satria ve tsy mifanaraka amin'izay eritreretinao ny zava-mitranga sy ataony oh dia lazaina fa tsy mahay mamaly. Ilay famaritana ilay ato hoe tokony ho valiny mihitsy zany no mety tsy mitovy; asa????
16. nolalaina ( 18/10/2006 14:09)
kala:

nolalaina > elaela ndray an! sali de :-*


za aky eto fona fa njy no tsy hita mitsy an!!
:-* kou njy an!!

17. xxx ( 18/10/2006 19:29)
mimich : tena marina ny lazainao , tsy mitady valiny mihintsy aho fa matoa nanao dia ampitiavana daholo zay , fa ny tiko lazaina eto dia toa tsy afapo mihintsy ilay olona , enao efa manao zay azo atao , fa ny farany , enao no heveriny dondrona
aino : na zay bandy ko aza anie toy izany e , manaiky za
hesha : an an tsy any ilay izy , efa hifanarahana anie hoe andao ho any @ resto e , mijanona hatreo , ra misy zavtra hafa dia aleo miresaka sy mifaniky aloha
fasaly : zay no marina ,tsy mitady zavatra zany rehefa manao so , fa mba tokony hahatsapa ilay hanovana soa e
18. Fiffi ( 19/10/2006 06:16)
ka sao de sofistiké kosa le zavatra hataonao ry xxx ? hafa hiany manko le hoe manao zavatra naturely an! sy spontané kosa an!
19. ari.malala ( 19/10/2006 12:14)
ahoana nefa no anaovanao hoe tsy afapo ilay olona? misy zavatra andrasanao aminy fa tsy azonao aminy kosa angamba? tsy misy tsy vitan'ny firesahana fa raha misy zavatra tianao ho azo nefa tsy omeny anao dia teneno azy hoe izao no mba zavatra iriako. Na tonga dia ataovy aminy aloha dia ho hitanao eo!
20. andry08 ( 19/10/2006 12:42)
=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3307