nareo vehivavy

21. mihoby ( 25/10/2006 10:59)
kala:

vale > zany mihitsy akia, aleo le (l) tena mitepo fitiavana iny sady mitoetra eo anila foana :wink:



marina ankia izany ry kala sy vale , izay ko ny ana no mba faniriako sy tena tiko e,
22. anjely ( 07/11/2006 11:27)
En fait, ilay définition n'ilay hoe miadana mihitsy no tsy mitovy amin'ny lehilahy sy ny vehivavy angamba. Tsy voatery ho materialista daholo ny sipa ka raha hoe hampiadaninao amin'ny luxe aza izy, tsy voatery ho izay no andrasany aminao, avy eo indray raha misy zavatra tadiavinao (tsy ataontsika hoe valiny fa mba fankasitrahana) dia lazao azy tsotra fa tsisy afa-tsy ny resaka mivantana no mahalafatra ny fiarahana ê! Le sipa manko mety tsy kôpy akory ka omeo sipapa izy ra xxx â!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4776