Resaka bandy

1. salmo ( 16/10/2006 15:10)
Faly ny fo ry zalah mahita nareo mivory lahy takizao :-D:-D
novalian'i dylan007 ny 28/10/2006 09:19
2. simplex ( 16/10/2006 16:02)
ary aza manao resaka tabou ry salmo a ;-):-P:°):D

:-*:-*
3. Fiffi ( 16/10/2006 16:52)
salmo: inona indray zao ity dinika ity ? de inona koa ny manaraka ?
4. belaza ( 16/10/2006 17:47)
resaka bandy io ry sipa Fiffi a
5. Aino ( 16/10/2006 17:56)
dia inn no ho resahiny bandy eto?
6. Fiffi ( 16/10/2006 19:41)
mba resaka shh :wink:
7. Aino ( 16/10/2006 20:18)
Fiffi hihihi tao lasa sipa dol indray manko ny miresaka ko.
8. nolalaina ( 16/10/2006 21:07)
simplex:

ary aza manao resaka tabou ry salmo a ;-):-P:°):D

:-*:-*

:-D :-D :-D
resaka tabou ry simplex resaka pour mapiesona a!! :°)


9. diamondra27 ( 16/10/2006 22:51)
nareo koa v akia d tsy maharaka izao dialogue 'zao sa mdy maty eo doly?

Sao d tokony voafafa koa 'ty zany sa refa manao resaka morse tahaka izao de azo hajanona eto?
pandefa : salmo [ Valio ] 16-10-2006 17:10:56
Lohateny : Resaka bandy
Faly ny fo ry zalah mahita nareo mivory lahy takizao


dikan'izany de ataovy ny liaison entre ny fo sy...

Sy ny hoe: lahy ....

De novalian'i simplex koa le izy :tsssssss
oe tabou.... ry:roll::roll:

de fiffi v tsy mahay? hum , zany an!

belaza: ie tsy te-hiteny mivantana:-$:-$
de i Aino koa @izany mody manao tsy kopy @ le resaka bandy nefa zaza hendry be;-);-)

de nolalaina no kopy sady namaly azy tsara

ndana ataovy any @ resal'olondebe any 'ty fa tsssssss

lasa teny ratsy be le izy klé
10. diamondra27 ( 16/10/2006 22:53)
salmo: bedy enao an!
11. fiderana ( 17/10/2006 06:04)
Zah aloha bandy fa tsy azoko ilay izy ê!,ny bandy rehefa mivory dia efa mba fantatra ihany ny hataony, ohatra hoe manao plus, dia misotrosotro....dia miresaka hafa.... fa ilay "mivory lahy tahakizao tsy azoko".
12. diamondra27 ( 17/10/2006 09:02)
fiderana::lol:
13. diamondra27 ( 17/10/2006 09:08)
aza tohizana oa le resaka fa nareo miteny ratsy an

:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:

fiderana:refa tsy mahazo de aleo tsy mahafantatra fa tssss
14. enteme ( 17/10/2006 09:48)
diamondra27, calme fotsiny toi fa to misondrotra be le tension ka tapaka eo lahy ty lalan-drà(no):^)
15. diamondra27 ( 17/10/2006 10:26)
enteme: wééé tsy aleo ve mihaino mozika toy izay miteny ratsy
eo aza fa hitsiky za e!


:P:P:P:P:P:P:P

salmo: sao de miakatra be le tekilà de tsy tantinareo mampiteniteny foana anareo avy any espana any:°):°)
16. fiderana ( 17/10/2006 10:30)
Ka ilay teny malagasy mihintsy no lasa tailana marina moa!,:-@:-$
17. enteme ( 18/10/2006 04:17)
diamondra27 tsiky de ampy hoa :P
18. Aino ( 18/10/2006 10:46)
de i Aino koa @izany mody manao tsy kopy @ le resaka bandy nefa zaza hendry be

diams hihihi lol tena tsy arako mihintsy ka!!
sao de miakatra be le tekilà de tsy tantinareo mampiteniteny foana anareo avy any espana any

epss eps non non c'est pas moi!! raha izaho kosany aloha tsy ao anatiny ry zareo avy any espagne eh!! hihihi. izhao mazaka faona.
19. diamondra27 ( 18/10/2006 18:49)
enteme: ouiiiiiiiiiiiii
20. mimich ( 19/10/2006 08:39)
salmo:

Faly ny fo ry zalah mahita nareo mivory lahy takizao :-D:-D


:-D:-D:-D mba mailo ihnay nareo lhl reo fa mitady hivadika taranja salmo

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4249