Resaka bandy

21. Aino ( 19/10/2006 09:20)
diams izany ve!! ary mba misy firy eo marina moa anky izany ny avy aty i salmo sy lotus ary geltru ihany izao no mba haiko.
22. litadipre ( 19/10/2006 10:33)
sarotra be ity sujet ity zany
23. diamondra27 ( 19/10/2006 13:04)
:roll:
24. fiderana ( 19/10/2006 13:53)
mimich >> hotran'ny mitady hoazoko ilay tianao hambara....! sao dia mitovy ny heritreritra.... @ ilay taranja tian'i salmo hambara io, fa ilay izy anie toa tsy milaza taranja ê!:roll:
25. fabio ( 19/10/2006 14:16)
lalitsaina mints le sipa ato kle, za zao tsy nieritreritra ninoninona fa madio tsara ny saiko sa ny anareo ......:?: sô de trop:P
26. mimich ( 20/10/2006 09:09)
fiderana> ny fahitako azy dia ny hampitenin-dratsy izay mpamaky ny tanjon'i salmo tam le izy, saingy azo adiko ho amin'io ieritreretantsika azy io (raha mitovy ilay zvtr eritreretintsika:idea::idea:)
27. belaza ( 20/10/2006 17:05)
:@:@:@:@:@:@:@:@.....aleo hiodina le revy e....:@:@:@:@
28. diamondra27 ( 21/10/2006 00:51)
:@:@:@:@:@:@:@:@o^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^o
29. Aino ( 25/10/2006 06:19)
lasa aiza aza i salmo tato ho ato tao tsy tazana napiditra dinika!!
30. fiderana ( 25/10/2006 11:30)
nitady voambolana hampadio an'io hevitra io izy ngamba:lol:
31. dylan007 ( 28/10/2006 09:19)
fa inona marina aloha le hoe resa-dehilahy ry salmo an, toa tsy misy sujet mivaingana hita fa toa ny eo foan no mivadibadika koun , tsy azoko mihintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7489