Inona marina ny fahasambarana sy fiadanana?
1. Herimiafina
(
12/10/2006 23:44)
Ny maha-manakarena na maha-tany mandroso ny firenena iray ve no hitenenana fa mampiadana ny mponina ao aminy?
Ny ONU sy ny mpikaroka sasany dia namoaka ny antsoina hoe Indice du bien-être na marimpandrefesana iray hahafantarana ny hatsaran'ny fiainana ao amin'ny tany maromaro. Ity ny santionany:
http://www.linternaute.com/savoir/classement/bonheur.shtml
Ka noho izany, maninona ny olona amin'ireo firenena lazaina fa manana Indice BE ambony ireo no mitsoaka fatratra ny taniny ary milaza fa na tsy manana taratasy aza izy any France na any USA dia mahazo vola betsaka kokoa ary miadana kokoa noho ny mijanona any amin'ny taniny? :-w

novalian'i prime ny 10/11/2006 15:03
2. Hubert
(
13/10/2006 06:42)
Ny mpaminany tsy masina an-taniny Hery â! izany no ohabolan'Ntaolo Malagasy h@'zay; ary tena marina io. Sa ahoana no hevitrareo namana...
3. Fiffi
(
13/10/2006 07:07)
raha ny hevitro aloha de tsy ny hoe @ maha-tany mandroso na manan-karena no hampiadana ny olona ! toa vao maika aza gidragidra foana ny zava-miseho noho io harena io .
4. HESHA
(
13/10/2006 12:14)
Mazava anie zani fa tsi refa mandroso de sambatra ny olona e.
Aleo iani ati amintsika kle:lol::lol::lol:

6. cutie
(
13/10/2006 14:40)
Ka noho izany, maninona ny olona amin'ireo firenena lazaina fa manana Indice BE ambony ireo no mitsoaka fatratra ny taniny ary milaza fa na tsy manana taratasy aza izy any France na any USA dia mahazo vola betsaka kokoa ary miadana kokoa noho ny mijanona any amin'ny taniny?
satria ny vola no fiadanana sy fahasambarana aminy :lol:
7. dailynews
(
16/10/2006 03:08)
ary ela ela i HM tsy teto an...azafady fa tsy namaly fanontaniana akory:D
hay...an...fahasambarana sy fiadanana? ho an' ny olona sasany dia ny fahatratrarana izay tanjony amin ny fiainany no fiadanana sy fahasambarana..dia rehefa tratrany io tanjona io dia mitady tanjona hafa indray izy na zavatra hafa izay tsy mbola azony dia heveriny fa iny indray no hahasambatra azy kokoa...dia mitohy hatrany ny diany....

8. prime
(
20/10/2006 12:02)
Misaotra ra-Hery a... ny fahitàna azy eo dia mampiseho tokoa fa tsy ny harena ara-bola ihany no critères ahafahana maneho ny fahafaham-po ny @ fiainana fa zavatra maro toy ny kolon-tsaina indrindra2 ohatra...
9. Herimiafina
(
06/11/2006 22:52)
Mety ary ve ny mbola hanohizana ny fandrefesana ny arikarena faobe sy ny toekarena amin'ireo marimpandrefesana izay tsy milaza afatsy ny vola toy ny PIB, PNB sns?
Tsara fantaraina ihany koa fa maro ny firenena no mampiasa sy ampiasana an'ireo amrimpandrefesana ireo nefa ny 80% ny tena activités ekonomika misy ao aminy dia tsy misy enregistré akory.
USA: PIB/PNB ambony be, activités enregistrées:95%.
Madagascar: PIB/PNB ambany be, activités enregistrées: 25%.

10. prime
(
08/11/2006 13:00)
HM> et oui...=D
Ny hoe mety sa tsy mety, indicateurs kosa anie ireo e... matetika tsy marina fa mba milaza kosa état de fait @ ankapobeny na d diso aza ny base de données...
Ka amiko zara aza aloha misy an'ireo, raha tsy mamorona indicateurs mba + crédibles indray... Ilaina ireo amiko fa tokony ampiana indicateurs hafa sy manome cadres d'études + approfondies mba hampiseho ny réalité sy mba ho akaikikaiky kokoa ny zava-misy marina...

11. HESHA
(
09/11/2006 12:24)
indicateurs de bien etre ange zany no tsy ampy ao e.
Raha iny ndray de ny parapharmacie no tokony hanome azy fa ry zareo manana indices hijerena ny taux de satisfaction ny ol am maha individu azy. Ny olana fotsini mety hoe refesini am part de marche ny le izy

12. prime
(
10/11/2006 15:03)
hesha> marina ny voalazanao, fa ilay izy tsy ilay indicateurs de bien-être miainga @ mari-pandrefesana voafetra fotsiny ihany... satria io ambaranao io matetika ny olona maka refy @ toe-pahasalamana fotsiny, raha io ohatra... fa ilay izy ilay indicateurs zahan'ny mpandinika momba ny toekarena mihitsy enti-mamaritra ny fiadanan'ny firenena iray manoloana ny fivoarana eran'izao tontolo izao...